sipa sexy

41. fasaly ( 31/01/2007 17:19)
:-D:-D:-D aoka re ry kelly fa voteniteny foana lay resak sexy!!!!!
42. diamondra27 ( 31/01/2007 17:36)
za manokana aloha rehefa mijery sary de mijery toy ny rehetra fa kosa rehefa tena mamoaka ny fahamarinana @ commentaire ny olona de fafàna, donc misy tsy mahatanty ihany ao izany.

Aza dia mihatsaravelatsihy e!


Avelao aza hametraka sary zay tiany ny olona de avelao ihany koa izay manao commentaire hanao ze tiany.

:lol:

43. patrick2002 ( 31/01/2007 17:45)
ka ilay culture mihintsy no tsy mitovy eh! rehefa mampiseho sary sexy ilay olona tsy midika akory izay hoe ity niahy lalaovy, asakasaky izay mandray anizany. Ka hanaovanao tsikera fahamarinana hoy ianao.
Culture TALIBAN izany diamondra ah!
44. exdadabe ( 31/01/2007 17:46)
Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 31-01-2007 08:22:12
Lohateny : Re : sipa sexy
sao dia ny sipany bedada kosa tsy misy mensuration azo ampisehoana ,
homeo eto aloha ny tour de taille sy ny poitrine-ny jerena raha afaka manao sexy na tsia


sady tsara bika lessy izy no manja kely a:wink:
Mpandefa : kallie [ Valio ] 31-01-2007 09:21:56
Lohateny : Re : sipa sexy
za mino fa nisy effet tamin'ni exdadabe ny fisianle sary sexy d zay no oe ra sipany tsy tiany ho ataon'ny lélah hafa anzany.


yee indrindra fa le sarinao mihitsy no mampi te hanao :-D:-D fa naninona no nesorina ilay sarinao mitanjaka be iny ??:-w:-w nahatamana ahy manko izy iny , na dia ny maso mijery aza tsy mitondra mody

NB:fangatahana: avereno apetaka aao @ sry rehetra ao ny sarin'i kallie :-$ le mimaste tao @ baignoire a a:@a (raha tsy manana ianao dia lazao aho fa averiko ao :@)

fasaly: toi indray modely fona :-$ toi milay ka

45. patrick2002 ( 31/01/2007 18:03)
Ka manjary mampi-masta anaho any chine kah!
Izay no nanasorany azy :-D:-D, aiza ianao ka sary avy dia mampite-hanao anao, sao dia mahita zaza mena vava miboridana koa ianao ka ho loza :roll::roll:
46. diamondra27 ( 31/01/2007 18:04)
patrick2002:

ka ilay culture mihintsy no tsy mitovy eh! rehefa mampiseho sary sexy ilay olona tsy midika akory izay hoe ity niahy lalaovy, asakasaky izay mandray anizany. Ka hanaovanao tsikera fahamarinana hoy ianao.
Culture TALIBAN izany diamondra ah!



ohatra ny any @ sexe shop sy le any @ vitrine amsterdam araka ny filazan'ny olona sy reportage ve?

de mazotoa ho'aho de aza sakanana ze mafana fo e!

47. patrick2002 ( 31/01/2007 18:15)
Tsy maintsy sakanana izay manakana ny fahalalahany afa ,aoka hajaina ny safidiny tsirairay ,ary samy manana ny style de vie ny olona ,raha vadinao na sipanao dia hampanaovy tcadar ohatry ny any afganistan izy raha izay no tianao ,fa eto @ serasera kosa ,tsy ianao no admin ato ,ary ianao aza efa tato no niala ,lasa ka hita indray ,efa nametra-belona ka niverina indray ,izay ilay hoe niverina tamin'ny nalohany :-D:-D
48. kitjo ( 31/01/2007 18:38)
oouuhouu...
aiza ary ny kiririokako?
tsitako lay izy ra tsy zay notsofiko...

mafana fo dol mitsy nareo zany!

h@ zao aloha matoa mbola ao dol ny sarin-jareo sexy dia tsy mteny ny vady aman-tsipany...na tsy mahita angamba..

ka raha ry zareo tsy miteny dia aleo izy hanao ce ke j'aime-ny e!!!
rehefa tsy mandika ny lalAn'ny serasera fts...

Zay tsy mahatanty reto aza mijery fts fa harary fo eo an!

ohatra anah zao tsy tia hampiseho dia tsy asiako fts ao..zay te hampiseho dia manisy fa ny spekta ko amzay faly

patrick> mbo malahelo anao kosa izy angamba e..zao ary ny ambiance ko! :-P
fair play ihany ny ady eo e!!
49. exdadabe ( 31/01/2007 18:54)
:@:-D:-D patrick 2002 > mampime elah ! efa hita fa hoe ERITRERITRA MANDALO dia manao tora po be i zokibe :-D:-D asio :@:@ de minana :miam: motika milay fa sao tapaka lalandra tampoka @ le fivoahan sy fidirako eto hahahahah :-$

fasaly> :-$:@::wink: toi hoaa mbola meilleur toi :wink:
50. kitjo ( 31/01/2007 19:01)
aoka zay ry reto ah!

nareo kooooo.....

dadabe> fa sao tsy mety kosa ny namoahanao io "fangatahana" io eto e..le sary ary efa tsy ao tsony ve dia averina ndray lay resaka..

fair play e :-*
51. fasaly ( 31/01/2007 19:05)
dadabe: ka zà nge efa tam 2005 javnier no nampiditra sary sexy e! naninona toi no tsy niteny ahy tamreny fotona ireny :-D:-D:-D:-Dzao lasa nisy an'i ry kallie sy ry mahia sady vo maika grav, de zao toi vao mikoraika :-D:-D:-D:-D

diamondra: aoka kosa marian e!
mnana ny droit ny oul mamametraka zay sary tiny apetaka, sauf sary mamoafady , fa raha mitsikera ratsy am felonana fotsiny lay oul mametraka tsikera de manana dorit ihany izahay mpametraka sary mamafa azy:wink: maka gaoma be mitry zà mamafa azy :-D:-D
52. diamondra27 ( 31/01/2007 19:08)
aleo haka plasy tsara fa toa milay be le spekta ato

na sary na soratra izany, aoka fotsiny e!

=))=))=))

masaka e!

za de mahatanty foana na resaka na sary na inona na inona aloha e! mijery ihany no adiko eo.
53. fasaly ( 31/01/2007 19:12)
patrick2002:


Dia i fasaly no styliste manoro hevitra hoe afaka manao string sa le slip laisse moi dormir =))=))


:-D:-D:-D:-D:-D sao lasa manao kilaoty tady kely eo doool ny oul ry pat fa hevitra mety ihany zany ka! zà sady nianatra nanjaitsa ihany taloha de.....:°)


54. patrick2002 ( 31/01/2007 19:17)
Ka samy mba mandalo lesy ny eritreritra ra bedada ,fa tsy natao ho denigrer na olona mihintsy ato ah!8) mba nianatra ihany ny tena ka aza manao fisainana mirefarefa .
Mba hahalalao ny saina ,fa aza dia...
55. diamondra27 ( 31/01/2007 19:21)
fasaly:

dadabe: ka zà nge efa tam 2005 javnier no nampiditra sary sexy e! naninona toi no tsy niteny ahy tamreny fotona ireny :-D:-D:-D:-Dzao lasa nisy an'i ry kallie sy ry mahia sady vo maika grav, de zao toi vao mikoraika :-D:-D:-D:-D

diamondra: aoka kosa marian e!
mnana ny droit ny oul mamametraka zay sary tiny apetraka, sauf sary mamoafady , fa raha mitsikera ratsy am felonana fotsiny lay oul mametraka tsikera de manana dorit ihany izahay mpametraka sary mamafa azy:wink: maka gaoma be mitry zà mamafa azy :-D:-D


za ngah moa nanakana hoe: aza apetraka ny sarinareo?

Fa ny angatahiko de we aza fafana ny commentaire refa misy manao commentaire mafimafy satria tokony mi-assumer an'izany le mpametraka sary.
Raha misy resaka fialonana sy ompa kosa aloha dia tokony fafàna e!

tsy miteny olona 1 aho fa ny mpametraka sary rehetra no lazaiko





56. exdadabe ( 31/01/2007 19:29)
mahagaga ahy le resaka fa zah mba niaro olona noho ny fahitako ity fitarainana ity
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m45bfc5949af50
jereo fa mitaraina le zanak'olona , sa....ve mirefarefa @ tany izao fisainako miaro an'i anabavikeliko izao ??:roll:



57. patrick2002 ( 31/01/2007 19:31)
dadabe" :(mba manongo tena lesy ny tena fa olona mba mandray baiboly sy mitandrina ny andro fahafito ihany no hitora-bato olona satria manao akanjo sexy :cry::cry: ,mbola asina hoe mampite hanao ny sarinao, 8) sary aza mampite hanao anao ka raha zana-badinao izany tsy hamenatra anao ny hanolana azy :?:
58. patrick2002 ( 31/01/2007 19:47)
exdadabe:

mahagaga ahy le resaka fa zah mba niaro olona noho ny fahitako ity fitarainana ity
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m45bfc5949af50
jereo fa mitaraina le zanak'olona , sa....ve mirefarefa @ tany izao fisainako miaro an'i anabavikeliko izao ??:roll:






aza manadio tena ra dadabe fa 30/01 a 18h 24 ianao no nametraka ity loha-hevitra ity i Aino taminy 30/01 a 20h no mametraka ny azy ,ka inona ny fiarovanao ny bavikelinao amin'izany :), aza mody manao teny mamy eo ,fa izay vehivavy azonao jonona amin'izany jonona.
59. mahia ( 31/01/2007 19:52)
diamondra: izaho tsy niteny hoe niteny anzany indry hoe tsy mahazo mamaetaka izahay fa manana droit wa ny oul mametaka zay sary tiny apetaka ary manana dorit mamafa zay tsikera tsy tiny, matoa novaina ny fandehan'ny sary ao nasiana hoe fafao dia natao hamafàna ny abus toy ny tsikera tsy mamely rehetra rehetra ity, ka tsy marina ve izany e!:°)
60. mahia ( 31/01/2007 19:58)
diamondra: azafady aloha aho raha tonga dia mba niteny zay tiko lazaina fa raha otran'ilay tsikera nataon'ny sasany ao amin'ny sariko aloha dia miala tsiny aho e! ary izaho olona manambady tsy mitady sipa ary tsy manana sipa ato fa mba manàla azy amin'ny sary.....ka tonga dia azo fafàko mihintsy ny tsikera izay tsy tiko rehetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0858