sipa sexy

61. mahia ( 31/01/2007 20:00)
patrick2000: misaotra anao aho nanoro an'ity forum ity fa mba ahafahako mandray anjara e!
dia misaotra anao manome fahafaha sy fahalalahana ny sipa sexy toa anay hihihih!
62. mahia ( 31/01/2007 20:02)
exdadabe: misaotra anao koa namoaka an'ity dinika ity fa izaho dia anisan'ny voatondro amini'lay izy ka tiko ho jerena ny avis n'ny olona sasany....
raha betsaka ny tsy tia sary sexy dia azoko ho fafàna daholo ny sariko ao izay nanenjehan'ny sasany ahy ao amin'ny tsikera.....
63. diamondra27 ( 31/01/2007 20:28)
patrick2002::lol:

Tsy mamaly @ plasin'i exdadabe aho fa hevitro manokana no laziko eto:
1 - mba lazao ihany ny aty raha efa nisy nametraka fitarainana tany we efa nisy olana voaolana klé.

2 - ny resaka fivavahana sy fihetsika @ maha-olombelona ho'aho tokony tsy afangaro.
Raha tena mpivavaka tsy misy ota izany tsy mi-existe sur terre. Mety hisy ny firariana@ maha-olombelona fa raha nahatanteraka ilay hevitrao ianao no lasa ota ilay izy. Izay no nahatonga le teny we: raha manahirana anao ny masonao de alao izy, .... ny tananao de tapaho...Na mompera na pasitera nampitondra fivavahana hafa de mety ho latsaka anaty faka-mpanahy daholo.

3- eto indray aho de miezaka hahalala nytian'i dadabe lazaina :

Hoy ianao:
aza manadio tena ra dadabe fa 30/01 a 18h 24 ianao no nametraka ity loha-hevitra ity i Aino taminy 30/01 a 20h no mametraka ny azy ,ka inona ny fiarovanao ny bavikelinao amin'izany , aza mody manao teny mamy eo ,fa izay vehivavy azonao jonona amin'izany jonona.


tsara dia tsara wa ny fanaraha-maso saingy ny tena ao anaty sainy tsy fantatra.

Mety nijery sary izy de nanokatra le size, de nisy iny size an'i Aino iny .
Tsy vao zao ihany aloha izy no hitako manampy teny @ity resaka sary ity fa zany we le interpretation wa no samy manana ny heviny daholo.

Mety ho mitovy hevitra ihany koa nareo saingy tsy mitovy le famoahana azy de lasa resaka lavabe.

Mahia:tsy maninona akia fa samy manao ze tiany eto daholo ange e! fa njy klou manja e! hummm:-P
De refa manao commentaire ompa sy fialonana sy tsy manome haasina de fafao e!
De mampamangy any @ ramose 'zany e!

samy manana liberté-ny tokoa fa ny fampiasana azy no tsy mitovy e!
64. fasaly ( 31/01/2007 21:18)
pfffffffff!
65. fanaina ( 31/01/2007 21:31)
Mpandefa : exdadabe [ Valio ] 31-01-2007 20:29:23
Lohateny : Re : sipa sexy
mahagaga ahy le resaka fa zah mba niaro olona noho ny fahitako ity fitarainana ity
Jereo eto
jereo fa mitaraina le zanak'olona , sa....ve mirefarefa @ tany izao fisainako miaro an'i anabavikeliko izao ??

misaotra betraka anao izany niharo hoe!! nefany marina ny teniny hireo namana sasany fa rehefa zavatra tsy nataoko ilay izy ka na teniteneniny aza hoe pataty patata, katraka tsaramaso voanjobory. dia tsy ho asiako sira. ary tsy mitaraina aho fa eritreritra sendra nandalo iny hoe tsy milay izany ilay mitovy aman-olona raha izany ko!!! fa raha mitaraina aho mety tsy nametraka sary tao hintsony angamba!!

dia izao ny hafatra kely mba tiako ho apita minao ihany ko, raha toaka moa diso ny teniko na koa tsy mety dia aza tsiny, fa ny stara dia mifanoro hevitra ihany na ny kely na ny lehibe, ary efa samy manana ny zo havy isika rehetra hanambara sy hilaza izay trapany!!

Ny sary anie ry zoky lahy tsy dia mihevitra zavatra grave eh, marina fa ratsy @sasany izay tsy zatra ny hoe ny sariny i anona hitany izao tontolo izao manao any izao sy izao. bon, fihainana dol izany rehetra izany, ary mandalo ihany koa ny eto an-tany ka posible raha samy manao izay maha faly ny fony ny tsirairay, ary tsy voatery ho négatif faona ny ao atsaina fa mba tokony asiana ny positif ihany koa!!!

ary hoy ianao tetsy ambony manao hoe, raha sipako aloha tsy avelako manao anio!! bon izay tianao io, nefa koa na dia sipanao aza izy samy manana ny zohany ianareo, fa ny lalana miaritra eo anelanelany pifankatia fotsony dia mifanaja, izay no zava dehibe ka raha misy izany dia na aiza ianao na aiza na lavitra anao ny sipanao na ny vadinao, ka rehefa mifanaja ianareo dia izay no vatolampy hitranganany.
ka noho izany tsy dia hoe resaka izao sy izao fotsony na mifaninana ny ho sexy na koa hoe midera fa sexy,na tsara bika, na koa manja sns. tsy tompoko tsy izay ilay izy.
66. fanaina ( 31/01/2007 21:35)
Mpandefa : mahia [ Valio ] 31-01-2007 20:58:58
Lohateny : Re : sipa sexy
diamondra: azafady aloha aho raha tonga dia mba niteny zay tiko lazaina fa raha otran'ilay tsikera nataon'ny sasany ao amin'ny sariko aloha
mahia mbola tsikera normal hireny raha aminko fa raha indry ny sendra ny sarinay sy ry asaly ary akamatiana t@ 2004 iny sa 2005 dia hasa fotsony hoy njy!!!
67. exdadabe ( 01/02/2007 04:05)
:Dmisaotra an'i Aino :wink:

patrick2002> sipa sexy no loha hevitra fa tsy fanasana vangy:°) sa...misy alahelon'ise ahy manokana :-D:-D omeko cadeau ve ise @ saint valentin ee hahahah:-D:-D aiza re izany ra zokinibe e

i dadabe any chine , i exdadabe namana vaovao :roll:, i dadabe manana bebe bd b fa azony omena anao ny anakiray raha manana problem fitiavana ianao razoky a hahahah


jereo ndray izao ny famaliny i zokibe patrick2002 eo fa hiakatr'afo be a hahaha:-D:-D

mahia >:D tsikitsikio e , eritreritra mandalo io
68. patrick2002 ( 01/02/2007 04:34)
Ny fomba hi denigré nao ,olona tsy mitovy hevitra aminao ,no mampalahelo ahy @ toe-tsainao :lol:. Ary tsy vao izaho ianao no manana an'izany toetsaina izany.
Forum ity tsy hitovy hevitra ny rehetra ,fa kosa tsy tokony horarana ,ary tsy anjaranao no handrara azy:-$
@ resaka bebe ,dia tsy hiditra amin'izay discussion izay, aho ,izaho koa tzy mila bebe fa sipa sexy :-D:-D
Fa kosa azotsika hatao ny hiresaka ny vie privé nao sy ny vie privé ko raha izay no ilainao , je suis pret 8)8)
Probleme-ko tsy hianao mihintsy no nangatahako solution tamin'izany ,mbola vao maitrisé ko izy hatramin'izao , ary mbola ho maitrisé-ko.
Samy manana probleme fitiavana ny olona rehetra ,ohatranao ihany koa :lol::lol: , fa izaho tsy hanery mpiara forum amiko izay tsy miray fitivana amiko hanaraka ny ahy ,ohatranao io:{ka tsy hanaja azy fa hamasoka azy eto @ forum.:-*:-*
69. patrick2002 ( 01/02/2007 05:34)
Izaho mbola tsy namasoka olona ,na mamorona PS vaovao dia hanopa olona ,na niditra XXX teto ,mijoro @ hevitro izaho ,ary mihaino ny hevitry ny afa, mitsikera ny hevitry ny olona izaho ary ,manazava ny hevitro, Tsy haiko na fitandrovana ny adro faha-fito izany ,na faha 10 fa ianao kristianina ?:lol:
Izaho mbola tsy nanana olana teto ary mbola tsy mangatahany olona ho BANNI ,teto @ serasera ,ianao no efa voaroaka tato ka miditra @ PS vaovao "exdadabe".
Bref izaho tsy manana olana @ mpikambana na admin ato ,fa tsy haiko ianao? :cry:, ary maitrisé-ko tsara ny problemako.
Ka raha hiteny ianao hoe :-w manana bebe be dia be, dia =D=D=D
BRAVO DADABE MANJABE
70. fijo ( 01/02/2007 05:41)
za indray tsy mila baiboly izany fa aleoko mijery ny sarin'ny sipa manao slipo ato.
tohizo ry sipa isany fa mahafinaritra an,aiza ve de ny vazaha foana no hojerena manao toa ireny nefa isika manana ireo manja be ireo koa??????
kitjo an,ary le andry koa mba apetao ao moa fa aza afenina any ....aiza moa izy teo???
71. exdadabe ( 01/02/2007 06:23)
mampe b le resaka , fa lasa hors size :-D:-D akaro ambonimbony ny volume razokinibe aa
hahaha
zah hirarh :-D
72. exdadabe ( 01/02/2007 06:31)
oupsss Fijo a aleo kosa i kitjo tsy ampiseho ny azy e:roll: nefa aoka ihany sao dia lazain'i pat fa manambitamby sipa eo njay kle :roll: sady zah efa manao resaka mirefarefa @ tany hono :-D:-D:-D
73. xxx ( 01/02/2007 07:13)
ary i diamondra sy i dadabe rehefa tafaray ao dia ny hampiditra dinika hanakorotana foana e! ela no tsy nidiran'i dadabe teto dia vao miditra manao dinika dia wawawawawa!......
nefa rehefa tsy eo i dadabe mody hendry ery ilay diamondra:-D:-D:-D:-D:-D
74. xxx ( 01/02/2007 07:15)
tena amiko izany mpetsara velatsihy:oops::oops::oops::oops: marina é! rehefa tsy eo i dadabe dia mody je t'aime tous le monde nefa rehefa manana namana izy an! dia mahazo ny paquets daholo zay mamaly ny hevitra:-D:-D:-D:-D tohizo fa tsara e!
75. diamondra27 ( 01/02/2007 07:32)
xxx: o! ry xxx a! ngah misy resaka hendry sy tsy hendry indray izy ity?

Za raha manoratra tahaka ny ataonao izao dia teneniko en face fa tsy miafina xxx aho.

hay ve za hendry e?:oops::oops:
nefa za aza misy fotoana manala azy kouuuu!

F'angah raha tsy eo izy de tsy afaka ny hijery eto?


76. diamondra27 ( 01/02/2007 07:38)
xxx:

tena amiko izany mpetsara velatsihy:oops::oops::oops::oops: marina é! rehefa tsy eo i dadabe dia mody je t'aime tous le monde nefa rehefa manana namana izy an! dia mahazo ny paquets daholo zay mamaly ny hevitra:-D:-D:-D:-D tohizo fa tsara e!



xxx: zay ny fandraisanao azy, fa ny ahy rehefa tsy mety ny ataon'ny olona dia tsy maintsy miteny aho na iza ho faly na iza tsy ho faly.
Mbola tsy niova ny fomba firesako eto hatr@ 2003 ka hatr@izao.

Na iza na iza olona , na mpampiasako na tsia , na namako be aza dia voateniko daholo rehefa misy ny tsy mety ataony.
Izany no personnalité-ko ary j'assume.

Diniho tsara daholo ny valinteniko teto fa tsy misy fihatsaram-belatsihy izany.

f'angah tsy we ze tiana no anarina?;-);-)

Omeko ny :-*:-* aloha enao e!



77. fasaly ( 01/02/2007 11:34)
diamondra27:

za manokana aloha rehefa mijery sary de mijery toy ny rehetra fa kosa rehefa tena mamoaka ny fahamarinana @ commentaire ny olona de fafàna, donc misy tsy mahatanty ihany ao izany.

Aza dia mihatsaravelatsihy e!


Avelao aza hametraka sary zay tiany ny olona de avelao ihany koa izay manao commentaire hanao ze tiany.

:lol:

hummmm! mampahatsiaro ahy anlay dinika raika momban'ny sary sexy ihany ity volazan'i diam ity:°)
tadidiko tsara mantsy tamin'iny zistoire be iny dia nisy ps kzy tampoka vaovao nanisy tsikera tamin'ny sariko maneho fa anti sexy izy:-D:-D fa tounde no goméko mafy be lay tsikera napetany fa izay no tiko:°) afaka mamafa ny tsikera tsy tinay tsin zahay kou:°)
fa ny nahagaga ahy dia tsy hita tsony i kzy fa tamzay fotsiny no niseho masoandro:-P hummm mistery:roll::-D:-D

kanefa zao lasa feno ny sary sexy ao tsy hita tsony ra kzy:-D:-D:-D:-D:-D nefa ny sarin'i fasaly aza tamzay ilay antsoina hoe i kala izpety irony no tao de tena nohaniny mitsy tao am tsikera :-D:-D
aiza ary i ra kzy amzao resaka sipa sexy eto izao:roll::-w:-w=))=))






78. kelly13 ( 01/02/2007 14:30)
toa mampimé kou izy zany!!! za klou d mamporisika b e, ampidiro ny sarinareo ry reto a, na sexy na tsy sexy fa izahay (za mou zany e) manakafy foana e! ny b moraly sy ny b tsikera tsy ho voafehy izany, donc nareo kou tsy voafehy izany fa io ze tian'ny ankizy iany no ataony! ny lhl kou mampidira sary sexy fa inn ary ty!!! aza pudik eo an! hahahaha
79. sitlo ( 01/02/2007 15:01)
ny ahy ve sexy ry kelly? :°)
80. kelly13 ( 01/02/2007 15:04)
asinao kely rouleaux roses eo @ lohanao eo d tena mmhhh b mihintsiny :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.133