sipa sexy

101. fasaly ( 01/02/2007 20:36)
asio hafa njay ary klou hankafizina:°):-P:-D:-D:-D
102. sitlo ( 01/02/2007 21:19)
:-D
kay ianao nankafy dia tsy nikozy? ilay sary midegany ireny sisa no misy.
103. fijo ( 01/02/2007 22:50)
dadabe an,aza manaiky bedy izany letsy fa teneno any foana an;
kitjo,izay misy ao aseho e.sexy foana io
104. diamondra27 ( 01/02/2007 23:38)
fasaly: fa iza le ra kzy? Gomé-o be wa refa tsy mifanaja.

sitlo: le bekibo reny koa no sexy fa toa we misy hiondanana hono koa, de tsy haiko aloha e!

fa na skil io na be kibo wa tsy mitovy ny fomba fijery sy interpretation efa naveriko imbetsaka.
105. kzy ( 02/02/2007 00:00)
fa maninona aho ry diamondra27?
106. diamondra27 ( 02/02/2007 00:23)
kzy: dia tsy haiko hoe: maninona ianao fa misy resaka momba anao io voalaza etsy ambony io dia manontany 'za hoe: iza ilay ra-kzy?
107. patrick2002 ( 02/02/2007 02:53)
Aoka aloha hazava kely fa efa misy lalana mifehy ny eto @ fampidirana sary .
-Tsy azo atao ny mametraka sary erotique .
-Tsy azo atao ny mametraka sary pornographique.
Ataoko fa efa ampy ireo ,ka raha ohatra ka mbola misy mangataka fa tsy tokony asina sary sexy]
Dia miteny izaho hoe ,relax no ataonay eto ,satrinay hijery gasy ka manja sexy, sahala aminay rehefa mandeha boite de nuit ,mila mahita sipa sexy,mandeha bar ,mila serveuse sexy ,manao shopping mila vendeuse sexy, manao provision ,mila caissiere sexy :lol:
Ka ity SERASERA NY MALAGASY, izay misy sexy ao ny tsy sexy ,ka raha tsy tianao ny hisiny sary sexy ,manokafa ianao serasera evangelique dia milamina ny afera :-w:-$
108. cutie ( 02/02/2007 02:55)
ka raha tsy tianao ny hisiny sary sexy ,manokafa ianao serasera evangelique dia milamina ny afera

:-D:-D:-D:-D
109. kzy ( 02/02/2007 03:26)
Asory daholo ny tako-kenatra rehetra dia amin'izay hita hoe sexy tsara.
Tsy nisy niresaka evangelisme teo fa fananjana ny tena sy ny manodidina.
Averiko indray, manao bikini ve ianao mandeha miantsena? Manao bikini makany amin'ny boite? sa ny caissiere manao bikini?
110. patrick2002 ( 02/02/2007 04:00)
Ary aoka mba tsy ho intimider,harceler, offencer insulter-na ny olona ,mametraka sary sexy.
yee indrindra fa le sarinao mihitsy no mampi te hanao fa naninona no nesorina ilay sarinao mitanjaka be iny ?? nahatamana ahy manko izy iny , na dia ny maso mijery aza tsy mitondra mody

NB:fangatahana: avereno apetaka aao @ sry rehetra ao ny sarin'i kallie le mimaste tao @ baignoire a aa (raha tsy manana ianao dia lazao aho fa averiko ao )

fasaly: toi indray modely fona toi milay ka

Io no mampivoana ny resaka ,mba natera-behivavy ihany ve letsy dia hanao vavany mpitaty-rakena ohatran'izao letia :cry::cry: Mba manao etude superieure ihany ialahy, Na tsy manana fifandraisana amiko ary i Kallie ,fa mba marary ny fo mahita an'izao,ary tsy vao androany io fa efa ela ianao no mpanao olona ohatr'izao ,izay no hiandrasako anao hoe "qui est le petit gas la ?.:evil:
Izany no mahatonga ny vehivavy maro tsy mety mametraka sary ao @ serasera satria matahotra ny olona extremiste sahala @ dadabe, :{, Izany no nampiala ny mpikambana sahala @ Akamatiana tao ohatra .Mahazo harcelement ilay vehivavy ,imaso imaso eo.
Ka raha miteny ianao Dadabe hoe rehefa tsy manaja ny tenany dia tsy maintsy harceler-na ,dia tsy mitovy hevitra aminao izaho ary declaration de guerre ,no ataoko aminao o^o, trop ,c'est trop.
Satria mifanohitra @ fomba nitaizana ahy izany ary tsy mifanaraka @ baiboly novakiko ,fa tsy haiko ny anao :?:, ny andriamanitra hinoako ,fa tsy haiko ny andriamanitrao :?:

111. patrick2002 ( 02/02/2007 04:14)
kzy:

Asory daholo ny tako-kenatra rehetra dia amin'izay hita hoe sexy tsara.
Tsy nisy niresaka evangelisme teo fa fananjana ny tena sy ny manodidina.
Averiko indray, manao bikini ve ianao mandeha miantsena? Manao bikini makany amin'ny boite? sa ny caissiere manao bikini?

Tsy azonao angamba ny atao hoe sexy ?
Ary sariny eny @ plage ,no asehony ka hanao inona izy ,sexy ny resaka ,fa aza afangaro ny erotique sy ny pornographique ,mampiseho ny bikany izy ary mampiseho ny beauté ny ,ka inona ny tsy fanajana amin'izany ?
Tsy haiko izay bikanao ao ra kzy ,fa supposons ianao hoe ,mampiseho ny sarinao ,dia hanaovako commentaire hoe ,ary toa efa tsy omby pot intsony ny vodiny ra-kzy dia tsy harary ve ianao ,izaho koa mba sorena mijery anao ratsy bika nefa mandefa sary @ serasera :-D:-D, tsy fanajana ahy izany hoy izaho aty,fa tokony vehivavy tsara bika ihany no mandefa sary ao @ serasera ,mba ahoana hoy ianao.:wink:

112. fasaly ( 02/02/2007 04:27)
:-D:-Dary tonga demondra de tonga tampoka i kzy hummm!

kzy: raha afaka dooly ny takokenatra de efa tsy sexy ndry izy amzay fa efa boridana be! hafa ndray iny:-D:-D:-D:-D
113. fasaly ( 02/02/2007 04:29)
hoy i patrick2000:Tsy haiko izay bikanao ao ra kzy ,fa supposons ianao hoe ,mampiseho ny sarinao ,dia hanaovako commentaire hoe ,ary toa efa tsy omby pot intsony ny vodiny ra-kzy dia tsy harary ve ianao ,izaho koa mba sorena mijery anao ratsy bika nefa mandefa sary @ serasera , tsy fanajana ahy izany hoy izaho aty,fa tokony vehivavy tsara bika ihany no mandefa sary ao @ serasera ,mba ahoana hoy ianao.

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))
114. fasaly ( 02/02/2007 04:33)
zà klou faly mitsy hoe me mitombo ny mpmaetraka sary sexy e!:wink::-P:-P:-P
zà ihany mantsy no nenjehina taloha an!
izao maro be afaka raofina am sobika izy ao dia mba tsy irery aho izany.....:-Phehehehehe!
115. kzy ( 02/02/2007 05:28)
fasaly:

:-D:-Dary tonga demondra de tonga tampoka i kzy hummm!

fa iza no namoaka ny ps-ko teo vaoloha? tsy ianao io ihany va?
fasaly:

kzy: raha afaka dooly ny takokenatra de efa tsy sexy ndry izy amzay fa efa boridana be! hafa ndray iny:-D:-D:-D:-D

fa inona no fototenin'ny hoe sexy?

116. kzy ( 02/02/2007 05:38)
patrick2002:

kzy:

Asory daholo ny tako-kenatra rehetra dia amin'izay hita hoe sexy tsara.
Tsy nisy niresaka evangelisme teo fa fananjana ny tena sy ny manodidina.
Averiko indray, manao bikini ve ianao mandeha miantsena? Manao bikini makany amin'ny boite? sa ny caissiere manao bikini?

Tsy azonao angamba ny atao hoe sexy ?


Miandry anao aho hanazava raha tsy ireny sary ireny no atao hoe sexy.
kzy:

Ary sariny eny @ plage ,no asehony ka hanao inona izy ,sexy ny resaka ,fa aza afangaro ny erotique sy ny pornographique ,mampiseho ny bikany izy ary mampiseho ny beauté ny ,ka inona ny tsy fanajana amin'izany ?

Tsy niresaka erotisme mihitsy aho teo fa ianao no toa sendotra be ny ihany.
Ny ahy fotsiny hoe misy toerana ny zavatra rehetra. Iny ve ianao mba mijery sary dia tonga dia sarina tovovavy manao sexy no eo. Na ny voambolana malagasy aza tsy mahalaza azy. Mariko tsara fa afaka atao namana manokana ny sary. Ka raha tianao aseho amin'ny namanao ny sarinao manao ireny dia ataovy an'izay. Fa tsy ny olon-drehetra no alana baraka.
kzy:

Tsy haiko izay bikanao ao ra kzy ,fa supposons ianao hoe ,mampiseho ny sarinao ,dia hanaovako commentaire hoe ,ary toa efa tsy omby pot intsony ny vodiny ra-kzy dia tsy harary ve ianao ,izaho koa mba sorena mijery anao ratsy bika nefa mandefa sary @ serasera :-D:-D, tsy fanajana ahy izany hoy izaho aty,fa tokony vehivavy tsara bika ihany no mandefa sary ao @ serasera ,mba ahoana hoy ianao.:wink:


Hoy aho hoe fafao ilay tsikera.


117. kzy ( 02/02/2007 05:42)
fasaly:

zà klou faly mitsy hoe me mitombo ny mpmaetraka sary sexy e!:wink::-P:-P:-P
zà ihany mantsy no nenjehina taloha an!
izao maro be afaka raofina am sobika izy ao dia mba tsy irery aho izany.....:-Phehehehehe!



Izany ve no mahafaly anao? Mba vehivavy lehibe ihany ny tena.


118. xxx ( 02/02/2007 06:56)
za mahita andy mahia ry fanaina ry kallie sy fasaly manao sexy ireny kosa ve dia manja e! te hanao interessant fotsiny hoe tia za fa milay;
119. exdadabe ( 02/02/2007 09:26)
=))ambonimbony ny volume pat aa :-D:-D:-D=D=D=D dia mifoha sauras :@ dia mahereza mihinana motika fa tsy mampihotsina letssy zany a =))=))
120. mim ( 02/02/2007 09:35)
fa @ firy any @ lahy any leity ra ex no efa eto sahady ialaha a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5363