sipa sexy

1. exdadabe ( 30/01/2007 17:26)
le mampiseho sary sexy ao e!

tss raha sipako klou tsy avelako manao an'io e:roll:

sa ahoana ry beljika ?:wink:
novalian'i hery ny 01/09/2023 16:49
2. diamondra27 ( 30/01/2007 17:28)
tonga de kotina izy raha pezy koa
3. hesham ( 30/01/2007 17:35)
fa sary aona no tokony aseho ao aloha ee!
Ka efa tsy sipanao izy koa inona indray ary .
Malalaka kosa angamba izy hametraka zay tiany apetraka ao fa izy ihany no hizaka zay tsikera mahazo azy ao .:-D:-D:-D
4. hery ( 30/01/2007 17:43)
Sady raha tsy manja kosa aloha aleo tsy manao sexy e :-)
5. booboo ( 30/01/2007 17:43)
tss raha sipako klou tsy avelako manao an'io e


Ka efa tsy sipanao izy koa inona indray ary




:-D
6. fasaly ( 30/01/2007 17:47)
exdadabe:

le mampiseho sary sexy ao e!

tss raha sipako klou tsy avelako manao an'io e:roll:

sa ahoana ry beljika ?:wink:


tsy de tsara lotra ny fahasarotapiaro :wink:
izay no tsy nananao sipa sexy ry dadabe :wink: :-D:-W


7. hesham ( 30/01/2007 17:55)
hery:

Sady raha tsy manja kosa aloha aleo tsy manao sexy e :-)


Ka mety mieritreritra ange izy manja eee fa ianao mety mahita azy tsy manja :-D


8. fasaly ( 30/01/2007 18:01)
exdadabe:

le mampiseho sary sexy ao e!

tss raha sipako klou tsy avelako manao an'io e:roll:

sa ahoana ry beljika ?:wink:




fangah avy ao beljik hono ry zareo reo ao???:°):-w

9. mahia ( 30/01/2007 18:40)
Manao ahoana daholo,
ny ahy tsy sipa intsony fa tena vady fa izy aza mamporisika ahy, tsy misy ahiahy, sady tsy entiko hamitahana azy ny fametrahako sary ato ko!:wink:
10. cutie ( 30/01/2007 18:50)
hery [ Valio ] 30-01-2007 18:43:29
Lohateny : Re : sipa sexy
Sady raha tsy manja kosa aloha aleo tsy manao sexy e

misy sipa tsy manja fa sexy
de misy koa sipa manja fa tsy sexy:-D:-D:-D:-D
11. kitjo ( 30/01/2007 18:50)
Hery> zay no tsy ametrahako an' ireny...hihihih

:)
12. cutie ( 30/01/2007 18:51)
Ka mety mieritreritra ange izy manja eee fa ianao mety mahita azy tsy manja

:-D:-D:-D:-D
13. Zina ( 30/01/2007 19:57)
exdadabe a...
ka zay no tiany ko... akory atao????
14. mbaliana ( 30/01/2007 20:26)
ry exdadabe koa dia tss fa ny tsy azoko dia hoe:

tss raha sipako klou tsy avelako manao an'io e


anga raha sipanao dia ianao no misafidy ny tokony hataon'le vhv ? sa tsy manana ny safidim-pony intsony izy hanaovany nyu sariny?

dia ny sary sexy mipetraka eto ve dia mampaninona raha zay no tian'le vhv??
15. tafita ( 30/01/2007 22:25)
ka io no lazana tàry hoe
Raha tinareo ny hahita mpitsikera
ato anty serasera
dia ataovy sexy ny sary apetraka eo
dia ho hitanareo
fa tonga ao daholo na bodo na adala
ary sahy manadala
ao ny milaza somary mananihany
hoe tsara be njy izany
he he he he ....
ho ela velona anie ny serasera , sy ireo mpanao tsikera
sa ......
16. cutie ( 30/01/2007 22:26)
ie:-D
17. Aino ( 30/01/2007 22:29)
ny maso mijery hono tsy mitondra mosy, ka na mametraka sary eo aza ilay sipa rehefa matoky azy fotsony ny tiany dia izay.
sady ny fametrahana sary koa anie tsy dia midika firy hoe inn eh, fa mba fanalan-andro fotsony, raha mainko.
18. cutie ( 30/01/2007 22:31)
zay manko 8)
19. fijo ( 30/01/2007 23:12)
raha io sipa lazain'i bedada io kosa klo,dia tena ekeko e;sady za tsy mba sarotiny amin'izany fa io mandeha hoazy.revy ny fiainana daholo io ka
20. Zina ( 31/01/2007 03:35)
ity ry reto misy zavatra mahagaga ahy kely...
@ maha gasy ny gasy dia mbola ao ihany ilay "choquer" rehefa mahita gasy mitanjaka (ohatra)... nareo ve tsy manana an;izany????
Tsy eken;ny saina e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4696