sipa sexy

21. kitjo ( 31/01/2007 04:55)

misy hoeritreretina ihany anefa nge ny tenin' i exdadabe e..zay no ahitantsika hoe ahoana ny hevitry ny lehilahy...

Misy ireo faly mijery ny an' ny hafa, milela-molotra ery..fa raha ny azy no ao marary ny fony oe ampiderain le sipa @ olona hafa ny fananany..misy kosa faly ery mahita ny sasany mitsiriritra mijery ny sarin'ny sipany hoe "Mitsiriritra eo fts laisany fa za no tompony...."

samy manana ny fisainany e!
22. fasaly ( 31/01/2007 06:58)
tafita:

ka io no lazana tàry hoe
Raha tinareo ny hahita mpitsikera
ato anty serasera
dia ataovy sexy ny sary apetraka eo
dia ho hitanareo
fa tonga ao daholo na bodo na adala
ary sahy manadala
ao ny milaza somary mananihany
hoe tsara be njy izany
he he he he ....
ho ela velona anie ny serasera , sy ireo mpanao tsikera
sa ......


eka ouz marina be zany:-D:-D:-D:-D


23. fasaly ( 31/01/2007 07:01)
tsisys sary boridana alou de izay e! sa aon ozy nareo????? raha bikini no aseho ve de manin kosa eny am plage aza misy manao monokini, raha mini ndray betsaka ny manao io snsn ! hihihihi.....
reveo manja marina fa aza alefa lavitra ny saina:wink:
24. fasaly ( 31/01/2007 07:14)
ary efa nisy niresaka teto ity dinika raika ity fa hafa ny nitondrany any:°):°):°):°)
25. patrick2002 ( 31/01/2007 07:22)
sao dia ny sipany bedada kosa tsy misy mensuration azo ampisehoana ,:roll::roll:
homeo eto aloha ny tour de taille sy ny poitrine-ny jerena raha afaka manao sexy na tsia.
Dia i fasaly no styliste manoro hevitra hoe afaka manao string sa le slip laisse moi dormir =))=))
26. kallie ( 31/01/2007 08:21)
:-D:-D:-D:-D za mino fa nisy effet tamin'ni exdadabe ny fisianle sary sexy d zay no oe ra sipany tsy tiany ho ataon'ny lélah hafa anzany. :-P
27. tywa68 ( 31/01/2007 09:07)
Kallie : tena zany mihitsy = tiany ho azy irery ny sipany sady raha ho tsikeraina fotsiny hankarary fo d aleo tsy atao.
28. fanaina ( 31/01/2007 11:58)
fa anga moa i bedada tsy tia any hireny sary hireny taloha?:?:
29. Bakobako2 ( 31/01/2007 12:46)
De raikitra zany fa ho fanajana an dadabe de sary mananao col roulé iany no azo ekena , cool an !
30. booboo ( 31/01/2007 12:48)
:-D
31. calvin ( 31/01/2007 15:44)
tena ahoana aloha izany sexy zany e. eo eh mbe jereko.
32. kitjo ( 31/01/2007 15:58)
hahahhaha
aoka kosa le col roule na dia ririnina aza matin' ny hafanana ato aby tsika...

fasaly. hihi..asio an le monokini zany hoeee..haha

patrick> fasaly ndray atokisako tsara raha hanao styliste k!! mety mitsy ny hevitrao...

aoka marina le laisse-moi dormir..:-D:-D:-D
33. patrick2002 ( 31/01/2007 16:06)
de izahay bandy ry bedada mba inona no tokony hataonay rehafa mampiseho sary ato ,tsy mahazo mampiseho ny muscle anay ko ve izany izahay ,fa tsy maintsy cravaté sy costume daholo,manao fitafina temoins de jehovah, sa ilay akanjony Mao tse tong any aminareo any chine any , :roll::roll:
34. fasaly ( 31/01/2007 16:08)
kitjo: aoka injy itsy fa misy sariko manao col roulé be tena blindé be ao an!:oops::-D:-D:-D:-Dsady mafàna beuhhhhh!:-D:-D:-D
35. fasaly ( 31/01/2007 16:09)
kitjo: tsy vovakiko tsara hatram farany lay hevitry indry
euhhhh! lay monokini zà try manao an'io fa mahavoa ny cancer ireny ooooo!:°)
36. fasaly ( 31/01/2007 16:11)
:-D:-D:-D:-D patrick tenu temoins de ejhovah:-D:-D ary ireny marina mi kôsta be foana an!
37. kitjo ( 31/01/2007 16:11)
:-D:-D:-D:-D
ty patrick ty tena manapa-tsinay kle....
andrekaaky ooo

fasaly> zany ange tsy koi fa complementaire ao iany le sary e...nendry col roule fa mbola sexy iany ko..hiihihhi

fa imaginer-o oe col roule sy zipo plissE aby no anaovana ao d blouson ..hahahha
38. fasaly ( 31/01/2007 16:13)
i bedada ex aza tsy nandalo tsony knou!!!!! mbola manafay anlay sipa nanao sexy zay nedala:-D:-D:-D
39. Aino ( 31/01/2007 16:35)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 31-01-2007 17:13:35
Lohateny : Re : sipa sexy
i bedada ex aza tsy nandalo tsony knou!!!!! mbola manafay anlay sipa nanao sexy zay nedala
:-D:-D:-D:-D:-D
40. kelly13 ( 31/01/2007 16:52)
fa manin ko le sipa sexy foana no kianina e 8O

apetrao kambony ry reto ny sarinareo a (zay mankafy mantsy), nga mou nareo vady sa sipan'i exdadabe! hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5698