sipa sexy

161. fasaly ( 04/02/2007 17:47)
veloo:wink::P:-D:-D:-Dkefa lany lamody iny kou!:-D:-D:-D
162. xxx ( 04/02/2007 17:48)
adin'ombalahin'ny mpianakavy ity.
163. Veloo ( 04/02/2007 17:51)
fasaly hahahha:-D:-*:-* bisou be aky njy a
164. diamondra27 ( 04/02/2007 17:59)
ny mahagaga eto @ity size 'ty dia resaka sipa sexy no resahina

hoy ny sasany hoe: mba avelao izahay hijery gasy sexy fa aiza ve dia ny vazaha foana no hojerena

Omeo fahalalahana izahay fa aza harceler-na sns ...

Ny vazaha ange ry reto matoa nanao ireny fihetsika ireny dia efa manana fahalalahana tanteraka e! mahatanty ny tsikera izay atao azy,tsy mivakla, nefa isika le mapanokatra size nilaza fa raha ny azy tsy avelany , sady @zay tsy fantatra akory aza hoe: le sary nanao ahoana no tiany tenenina t@iny fa tonga dia nivadika western tampoka le film :-P
lasa nisy resaka mafia nifanao reglement de compte
lasa nisy resaka olona (akamatiana) niala teto nefa tsy nitombina akory le raison nomena nampiala le olona teto fa resaka hafa no nampiala zy sady @izay ry zareo mbola miara-miasa any @ le trano falafa ...

Mbola tsy zakan'le gasy wa le resaka fa ny sasany miteny we avelao zahay hijery sary sexy, ny sasany milaza fa tsy mety ny sary sexy, de samia mijanona @ ze heviny , samy maneho ny azy de vita fa tsy eo no lasa resaka hoe: tena nendrasako mihitsy... aiza ny fitiava-namana, vava tsy vava tsony 8O fa zany hoe: raha tena valiana ireo lasa lavitra be izy ity
Mety tsy handeha tsony ny sytlo.

Aza dia entimpo be loatra rehefa mamaly size indraindray e!
cool foana wa.

Misy olona mangina ao hitako( sa izay ilay hoe:izay mangina volamena?):-$:-$




165. Veloo ( 04/02/2007 18:04)
diams:-D:-D:-*:-*:-*
166. diamondra27 ( 04/02/2007 18:13)
Veloo: welcome ^:^^:^

:-D:-D de ampy akia a!:wink:
167. fasaly ( 04/02/2007 18:20)
Veloo:

fasaly hahahha:-D:-*:-* bisou be aky njy a


bizou be njy de faly mahita njy eto ndray fa efa elabeuhhhh mitsy everiko fa tsy handalo trony:?:(:P8):-*:-*:-*


168. patrick2002 ( 05/02/2007 05:32)
Ny vazaha ange ry reto matoa nanao ireny fihetsika ireny dia efa manana fahalalahana tanteraka e! mahatanty ny tsikera izay atao azy,tsy mivakla,

Dia lazaivo fa ny vazaha hisoka olona ohatr'ireny fanaony mpitati-rakena ny analakely ireny rehefa mahita olona manao sexy.:-D:-D
Mbola tsy zakan'le gasy wa le resaka fa ny sasany miteny we avelao zahay hijery sary sexy, ny sasany milaza fa tsy mety ny sary sexy, de samia mijanona @ ze heviny , samy maneho ny azy de vita fa tsy eo no lasa resaka hoe: tena nendrasako mihitsy... aiza ny fitiava-namana, vava tsy vava tsony fa zany hoe: raha tena valiana ireo lasa lavitra be izy ity
Mety tsy handeha tsony ny sytlo.

mba valio ary jerena :@dia aleo ho lasa lavitra :miam:
169. diamondra27 ( 05/02/2007 07:25)


hoy i patrick2002:
mba valio ary jerena dia aleo ho lasa lavitra


patrick2002:de inona no tombotsoa?

cool 8) 8) leisy raoul a!la vie est belle. sexyiiiiiiii
:-P:-P
170. diamondra27 ( 05/02/2007 07:29)
misy an'le fandehany (:@:@) ve any amin'elah e!
tena tsy ampy le tsaky fa ampio :miam::miam:



171. nolalaina ( 05/02/2007 09:45)
Vita ve sa mbola hitohy?? :°)

:-* kely dôly klou dé pôzy fa piritra te popo za!!




Tsy oé faly mijery sanatria :-P !! fa varina tanteraka!! raraka h@ hivy 8-)

:-D :-D
172. fasaly ( 05/02/2007 10:15)
sexy attitude eeeeeeeee!:P
173. mahia ( 05/02/2007 14:03)
fasaly:-D:-D:-D:-D:-D wéééééééééé!
174. exdadabe ( 05/02/2007 14:59)
:D:Dveloo =D=D
175. patrick2002 ( 05/02/2007 15:41)
mahia:

fasaly:-D:-D:-D:-D:-D wéééééééééé!

misy lesy ny sasany malahelo ny hatanorany ah! :wink:,fa efa mitarozaka ny azy ah! akanga sisa nanamborana eh!
dia ianareo solofo dimby ny ala generation montante ,no pepona :lol::lol:
hakory atao fa crise entre les deux ages izany ,:-D
apres 4 ans koa mandalo retour d'age =))=))

176. booboo ( 05/02/2007 15:54)
:-D:-D Mampihomehy kounkou zany dinika zany. Zà angamba no tsy mahazo resaka fa ny fahazoako an'io tsy manakiana ny mpametraka sary fa mba miteny fotsiny hoe tsy tiany raha ny sipany no mametraka sary sexy @ net


Ohatra hoe raha zà no manana mofogasy tsy mba zaraiko @ iza n'iza zany, dia niviaka lé resaka :-D:-D:-D:-D:-D

177. cutie ( 05/02/2007 16:02)
Ohatra hoe raha zà no manana mofogasy tsy mba zaraiko @ iza n'iza zany, dia niviaka lé resaka

:-D:-D:-D:-D
178. pissoa ( 05/02/2007 16:05)
tsy hita e :-D:-D:-D
179. cutie ( 05/02/2007 16:09)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 05-02-2007 16:54:09
Lohateny : Re : sipa sexy
Mampihomehy kounkou zany dinika zany. Zà angamba no tsy mahazo resaka fa ny fahazoako an'io tsy manakiana ny mpametraka sary fa mba miteny fotsiny hoe tsy tiany raha ny sipany no mametraka sary sexy @ net

ka tsy maintsy mamaly koa ange ny mpametraka sary , de lasa mitohy le izy tsy vita tsony lasa lava be :-D
lasa manasa vangy sisa:-D:-D:-D:-D
180. fasaly ( 05/02/2007 16:10)
ka tsy maintsy mivily kely foana ny resaka kou!

io ary zao nivily any beljik hono nefa ny resaka sipany no resahina:-P sa aon ry dadabe:-D:-D:-D

ka lay izy kosa mikasika foana ny sary sipa sexy donk miodikodina eo foana io resaka io! efa nisy an'io resaka io teto de zao misy njay kory hatao ! samia lanoratra zé takatry ny sainy:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1205