sipa sexy

181. cutie ( 05/02/2007 16:12)
ka lay izy kosa mikasika foana ny sary sipa sexy donk miodikodina eo foana io resaka io

:-D:-D:-D:-D
182. patrick2002 ( 05/02/2007 16:13)
booboo: ka misy tena menace mihintsy anie ilay izy eh!
yee indrindra fa le sarinao mihitsy no mampi te hanao fa naninona no nesorina ilay sarinao mitanjaka be iny ?? nahatamana ahy manko izy iny , na dia ny maso mijery aza tsy mitondra mody

NB:fangatahana: avereno apetaka aao @ sry rehetra ao ny sarin'i kallie le mimaste tao @ baignoire a aa (raha tsy manana ianao dia lazao aho fa averiko ao )

vakio tsara io phrase farany io , amiko ny dikany dia , efa enregistré-ny any izany ny sarina sipa ato ,dia tsy haiko anokafany blog any angamba ,hanalana baraka an'ilay sipakely
Je pense qu'il est capable :{:{
183. fasaly ( 05/02/2007 16:14)
lasa ndray i cutie sy ny fohy hehiny:?:-D
184. cutie ( 05/02/2007 16:14)
vakio tsara io phrase farany io , amiko ny dikany dia , efa enregistré-ny any izany ny sarina sipa ato ,dia tsy haiko anokafany blog any angamba ,hanalana baraka an'ilay sipakely
Je pense qu'il est capable

:-D:-D:-D:-D
185. cutie ( 05/02/2007 16:24)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 05-02-2007 17:14:38
Lohateny : Re : sipa sexy
lasa ndray i cutie sy ny fohy hehiny

tsy mety e
ohtran'ny mijery film mampime za koa :-D:-D:-D:-D
186. fasaly ( 05/02/2007 16:30)
marina kalou zany e! aleo mi meme sisa :-P:-D:-D:-D otran'ny velooo ihany ela tsy hita avy any izy toundé" mimeme be izy mipoitra avy any:-P mafinaritra eeeeeee!:wink:
187. diamondra27 ( 05/02/2007 17:42)
cutie:

Mpandefa : fasaly [ Valio ] 05-02-2007 17:14:38
Lohateny : Re : sipa sexy
lasa ndray i cutie sy ny fohy hehiny

tsy mety e
ohtran'ny mijery film mampime za koa :-D:-D:-D:-D


film sexy ve tsy hampime ry cutie a!

alao an-tsaina we: misy camera caché zao ohatra, de tondé nisy bandikely nanao blagy de nisintona le fil kely @ le bikini, tondé notapenan ilay sipa ny azy,ary nilatsaka le bikini de niméme :-D:-D:-D doly ny manodidina, le sipa anefa t@io romotra be:evil::evil:
=))=))
188. cutie ( 05/02/2007 17:45)
dain:-D:-D:-D:-D
189. diamondra27 ( 05/02/2007 17:47)
booboo: aleo misakafo ihany aloha fa sao manao resaka tsy hihinanan-kanina ny eto :miam::miam: :-*:-*
=))=))
190. diamondra27 ( 05/02/2007 17:56)
simplex:

xxx,

ekena 8)
salle 2 samihafa
tantara indroa miseho
nosoratan'i Vahandanitra
lalaovin'i :evil: sy i :twisted:
mpanatontosa :roll:

:b



sao de mba reraka le mpitazona caméra aloha e!:-D:-D
manaraka moramora an;-)
191. fasaly ( 05/02/2007 18:05)
efa tena tsy mahita ry diam izany fa tsy i booboo io fa i cutie maika te hanoratra fotsiny:-D:-D:-D:-D:-D
192. cutie ( 05/02/2007 18:05)
:-D:-D:-D
193. diamondra27 ( 05/02/2007 18:17)
fasaly:

efa tena tsy mahita ry diam izany fa tsy i booboo io fa i cutie maika te hanoratra fotsiny:-D:-D:-D:-D:-D



:D valin'ity akia io lazaiko io a! dsl raha tsy arak'indry le famaliako e!

Mpandefa : booboo [ Valio ] 05-02-2007 16:54:09
Lohateny : Re : sipa sexy
Mampihomehy kounkou zany dinika zany. Zà angamba no tsy mahazo resaka fa ny fahazoako an'io tsy manakiana ny mpametraka sary fa mba miteny fotsiny hoe tsy tiany raha ny sipany no mametraka sary sexy @ net


Ohatra hoe raha zà no manana mofogasy tsy mba zaraiko @ iza n'iza zany, dia niviaka lé resaka

de zay le lazaiko teo we: resaka tsy hihinana-kanina, fa nisy resaka mofogasy ,hihihi

fasaly cool:-P:wink:
194. fasaly ( 05/02/2007 18:29)
zà ngah tsy cool ka! :-D
195. xxx ( 06/02/2007 12:09)
patrick2002:

ka ilay culture mihintsy no tsy mitovy eh! rehefa mampiseho sary sexy ilay olona tsy midika akory izay hoe ity niahy lalaovy, asakasaky izay mandray anizany. Ka hanaovanao tsikera fahamarinana hoy ianao.
Culture TALIBAN izany diamondra ah!
:lol: aza kahihitra ry zalah fa mba avohay dol ny sipanareo hanao sexy misy ankafizin'i patrick2002 a:-D=))=))=))
:-P:wink:


196. Aino ( 06/02/2007 14:43)
:-D:-D:-D
197. patrick2002 ( 06/02/2007 14:47)
Dia misaotra anareo ry zalahy mba mamela ny sipanareo hametraka sary sexy fa ny sipan'i Dadabe ity efa tsy avelany hakafizina intsony .:-D:-D:-D

http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/7/7e/Burqa_Afghanistan_01.jpg
198. nolalaina ( 06/02/2007 14:49)
:-D :-D :-D

Dé mba avohay doly kou ny sarin'ny bandy sexy mba jerenay éh!! :-P
199. sitlo ( 06/02/2007 21:26)


[center]:°)[/center]
200. pissoa ( 06/02/2007 21:30)
dain :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1566