Ny nahavariana /nampatahotra raha vao tonga taty ivela

1. niryna ( 30/01/2007 15:37)
Maro ny zavatra nahavariana ahy raha vao nitsidika taty ivelany aho satria toerana mbola tsy hitako mihitsy.
Raha teraka taty ivelany ianao dia mety tsy mahazendana anao ny manodidina na mampatahotra anao intsony
Inona no zavatra mba nahavariana anao na nampatahotra anao na olona fianakaviana nasainao no mety voan'izany?
Ny ahy dia ireny kilalao miakatra ambony ireny no notaingenako voalohany ary saika nilatsaka ny foko8O8O
Ny fianakaviako iray dia tsy nety nandeha ascenseur fa naleony niakatra ny tohatra:lol::lol:noho ny tahotra
Ny iray miambakavaka miakatra ny tohatra elektrika ary tsy nandeha tamin'io koa izy raha tsy ela:cry::cry:
novalian'i tolona ny 10/04/2007 00:18
2. xxx ( 30/01/2007 18:39)
:roll::roll::?::?:olona mino ve no be fahatahorana hoatran'io? Fa nankaiza ity finoana be lazainao isan'andro no dia tohatra aza mampatahotra?
3. xxx ( 30/01/2007 19:09)
ny ana ko le kilalao miodikodina be reny saika loza yn nanjo ahy , fa tena nangovitra be za niala teo , nefa ange maika ery ny anandrana kanjo inona , tsy hiakatra eny tsony alo za eh , farany iny sady voalohany lololololol
4. booboo ( 30/01/2007 19:29)
:-D
5. dailynews ( 30/01/2007 19:42)
Ny vehivavy antitra be manao short no nahavariana ahy. Ary tsy ny maha vehivavy antitra be ihany koa fa na tahaka ny inona hangezan'ilay olona na tahaka ny inona ny hakeliny dia tsy miraika izy ireo ary tsy menatra ary tsy misy mijery sy hoe mitoditodoka mijery azy na mihomehimehy.

Ny nahavariana ahy ihany koa dia rehefa maraina ny andro dia olona iray ihany ny ankabeazan ny olona anaty tomobilina izay hitako, fa rehefa harivariva iny na weekend vao mahita olona vitsivitsy aho ao anatiny.

Nahavariana ahy ihany koa fa ny chocolat sy ny bonbon sucette dia tsy mifidy taona fa na lehilahy efa be volombava aza dia mihinana iny eny andalana ihany koa.

Dia ny olona mihazakazaka eny andalana na antitra na tanora dia nahavariana ahy. ary tsy mifidy ora mihitsy na vao maraina be na alimbe fa dia tsy maintsy misy iray na roa foana eny andalana amin ny ora rehetra mihitsy.
Dia manampy an io ihany koa ny reny izay manajanaka kely ao anaty posety izay mihazakazaka miaraka amin ny posety-ny ary matetika ihany koa mihazakazaka miaraka amin ny alikany na posety sy alika miaraka.

sns.....
6. Papoose ( 30/01/2007 20:06)
ny ahy zara raha misy kintana ny lanitra de rehefa le mba mampiaraka de tsy mahita lazaina mikasika ny kintana satria vitsy azo isaina b koooooo:°)
7. cutie ( 30/01/2007 20:08)
:-D:-D:-D:-D
8. Herimiafina ( 30/01/2007 21:32)
Ny tena nahavariana dia tsy dia be sipa manja toy ny any an-tanana, sa ve ny hatsiaka no nahatonga izany? hehehehe:-D
9. xxx ( 30/01/2007 23:02)
katahotaho foana!
10. fijo ( 30/01/2007 23:09)
za tamin'ny vao tonga taty ,dia tsy sahy nividy kaly teny amin'ny sisiny mihintsy,fa isaky ny te hividy aho ,de miheritreritra hoe ity izao efa mahavita sakafo fianakaviana iray any mada,de aleoko tsy mividy,fa nony nanao ny tezy aho,vao tsimaintsy nividy fa tsy hafaka nody.
11. Zina ( 31/01/2007 03:31)
dia tsy sahy nividy kaly teny amin'ny sisiny mihintsy,fa isaky ny te hividy aho ,de miheritreritra hoe ity izao efa mahavita sakafo fianakaviana iray any mada,de aleoko tsy mividy,fa nony nanao ny tezy aho,vao tsimaintsy nividy fa tsy hafaka nody

nstooooooo marina mihitsy ny anao, tena mazana mihitsy ..
indrindra ilay mahita ireto sakafo ariam=potsiny satria tsy lany ...
12. Papoose ( 31/01/2007 04:34)
ny classroom na trano tsotra fotsiny na birao tsy maty jiro zany:lol:
13. niryna ( 31/01/2007 06:11)
xxx:

:roll::roll::?::?:olona mino ve no be fahatahorana hoatran'io? Fa nankaiza ity finoana be lazainao isan'andro no dia tohatra aza mampatahotra?

Rehefa izy izay no mametraka XX hamely olona izy izay.:(:((l):D
Miampy latsa:lol.
Ny fiainana dia tsy maintsy asiana fitsikiana sy fifaliana ary arahana somonga kely fa tsy atao matotra daholo.Antitra eo ianao:D:D:D:D
14. niryna ( 31/01/2007 06:14)
xxx:

:roll::roll::?::?:olona mino ve no be fahatahorana hoatran'io? Fa nankaiza ity finoana be lazainao isan'andro no dia tohatra aza mampatahotra?


Amin'izay koa izy maika ny anala ny hatezerany amiko dia tsy mamaky na mamaly izay fanontaniana akory =))=))=))=))=))=))=((
15. niryna ( 31/01/2007 06:15)
xxx:

ny ana ko le kilalao miodikodina be reny saika loza yn nanjo ahy , fa tena nangovitra be za niala teo , nefa ange maika ery ny anandrana kanjo inona , tsy hiakatra eny tsony alo za eh , farany iny sady voalohany lololololol

Torak'izany koa ny taty ry xxx a !:P:P

16. niryna ( 31/01/2007 06:21)
Papoose:

ny ahy zara raha misy kintana ny lanitra de rehefa le mba mampiaraka de tsy mahita lazaina mikasika ny kintana satria vitsy azo isaina b koooooo:°)


=))=))=))=))Io ianao ry volana ,io ianao ry kintana vavolombelon'ny fifankatiavanay(l)(l)=))=))ooops aiza no nanjavonany ilay kintana teo ?
17. TMalefaka ( 31/01/2007 06:21)
Fanotaniana voalohany: Ahoana kay ny fanasana lamba fa toa tsy misy bassin mihitsy eny ivelany. Taona maro lasa izay
18. fijo ( 31/01/2007 06:22)
mafy ilay vao miova fiainana ka
19. niryna ( 31/01/2007 06:22)
Herimiafina:

Ny tena nahavariana dia tsy dia be sipa manja toy ny any an-tanana, sa ve ny hatsiaka no nahatonga izany? hehehehe:-D

Be manja kou, fa atao lehibe kanefa mbola zazabodo!

20. niryna ( 31/01/2007 06:25)
fijo:

za tamin'ny vao tonga taty ,dia tsy sahy nividy kaly teny amin'ny sisiny mihintsy,fa isaky ny te hividy aho ,de miheritreritra hoe ity izao efa mahavita sakafo fianakaviana iray any mada,de aleoko tsy mividy,fa nony nanao ny tezy aho,vao tsimaintsy nividy fa tsy hafaka nody.

Angaha adinonao ilay mampitovy ny vidin-javatra amin'ny vola gasy? Mahihitra mihitsy a ;-);-)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2303