Ny nahavariana /nampatahotra raha vao tonga taty ivela

41. niryna ( 01/02/2007 05:39)
dailynews:

ilay lanitra tsy misy kintana dia hitovizana...

f'inona ny mahatonga ny lanitra aty ivelany tsy betsaka kintana ry zareo? mba hazavao ahy hoe.
hany ka nony tany dago aho teo dia ny lanitra feno kintana foana no jereko isaky ny mihetsika kely fa tena hitako tsara tarehy be sady amin izay mainty be mihitys ny lanitra. saiky narary hoa ny hatoko: lol.

Mety ny kintana mitovy ihany angamba ny isany fa saingy mazava be aty taratry ny jiro dia tsy mieritreritra ny hijery kintana izany.Tena andeha hanomboka hijery kintana amin'izay koa izaho'kty8-)

42. niryna ( 01/02/2007 05:42)
xxx:

ny ana dray ny nahavariana ana tam za tao Paris dia otrany hoe tsy any andafy zany , fa otrany any antananarivo zany satria maloto , tsy otran le hitako tany mintsy ny fiheverako an zany atao hoe andafy taloha , za nefa tsy miteny hoe Paris itay manontolo an fa ny quartier sasany dia otrany tena any ambodin isotry marina , nefa kay za any Paris :roll:

Indraindray ve isika mandalo toerana tsy hoe any Dago izany? Ny vazaha menasofina hitako tany dago toa tsy mena intsony ny sofiny fa toa mitovy tsy fantatra hoe vazaha akory

43. niryna ( 01/02/2007 05:45)
Ny tananana feno soratsoratra tandremo fa voasazy ny tsy mandraoko tain'alika koa no tena nahavariany kou.Asiany sary rangahy mandroaka tain'alika dia asiany sazy $350.
Ilay voalohany nahita la neige koa toa tsy mangatsiaka ilay izy fa toa vovo fa rehefa mangatsiaka be ny andro dia malama ka marary rehefa mikodia :roll::cry:
44. niryna ( 01/02/2007 05:47)
Ny olona koa be toritory ka vola daholo izay tsy mety.Raha mianjera eo amin'ny tanan'olona ianao ka maratra vokatr'ilay lalankely mikisilasila na tsy nisoroka la neige ilay tompon'ilay trano dia azony alaina sary ka toriny:twisted:
45. niryna ( 01/02/2007 05:48)
xxx:

za ndray nandeha avion niala tao ivato de vazah sy sinoa sy karana daholo ny tao anaty avion..de noheveriko fa tany andafy aho fa tsy nahita gasy nanodidina nony tany anaty fiaramanidina..kanjo nony nigadona ny seranana dia nahita soratra aho hoe NOSSI_BE. Hay aho tsy tany andafy fa dago ihany. Izaho ve nahalala...8-)



8-)8-)8-)8-)
46. niryna ( 01/02/2007 05:57)
fijo:

tao paris aho no efa nahodin'ny taxi.izany hoe nandeha taxi aho,de nentiny niodinkodina tamina toerana iray;ny tena nefa moavahiny dia tia mijerijery,dia tsikaritro fa ilay anaran dalana teo ihany no miverina intelo.kay izahay io efa eo ambadik'ilay toerana aleha .
de nony nijanona izy de navoakako ny entna,fa tsy nomeko ny volany,de nanompa teo fa tsy noraharahiako,fa bainina kely izay ko.sady noteneniko hoe"lalanai ray ihany no niodinantsika intelo teo"de tsy niteny fa lasa

Notenenan'i fijo teny gasy ve izy:roll::roll:Sa nopaina amin'ny teny gasy:roll:
Izaho koa efa voa fa misy hitovizany matetika ka tadidiko koa ny ahy.Rehefa avy noentina toerana alavitra aho dia niakatra ny vola tokony aloha kanefa fantatro ny frais mitondra ahy avy any amin'ny aeroport sy ny tranoko.Fa maninona hoy aho no entinao manalavidalana aho ? Nalaiko ny anarany sy ilay soratra hoe raha hitaraina dia nimenomenona be izy hoe maro anaka hono sns..Nalohako ilay vola X 2 ny frais tokony nalohako ary naka tapakila taminy aho ,vao maika izy tezitra.Natsoiko ilay foibe dia nalefako ny tapakila ka naverin-dry zareo ny antsasa-bolako taty aoriana:D:D
47. niryna ( 01/02/2007 06:01)
patrick2002:

Ny ahy indray ah! rehefa nakany amerika izao ah!ny nahavariana ahy ah! dia ny hamarony volok'hoditra ary tsy misy hafantaranao mihintsyu hoe tsy amerikanina ianao.
- faharoa ny halafosany zavatra teny @ 15 eme avenue
- fahatelo ny halotony tanana tany brooklyn sy harlem
- fahaefatra ny metro maimbo pipi.


mety teny amin'ny 14 eme street angamba ianao fa toa tsy misy izany 15 eme izany any amerika koa.Io toerana io raha tsy diso aho toerana mora indrindra hividianan'ny vahiny zavatra fa raha fantany fa vahiny dia ampitomboany ambony be ny vidiny.
48. fijo ( 01/02/2007 22:47)
niryna,noteneniko teny frantsay ka,fa za tsy nanome ny volany fotsiny.
49. mbaliana ( 02/02/2007 12:16)
ny ahy ndray le sakafo taty ry zareo no tena loza.. pate miaraka amin'ny sosy voatabia mila ho isanandro mila hakandoa mihitsy fa tsy maintsy hohanina fa noana... avy eo ange lasa tiako taty aoriana e :-D:-D

Fa ny tena tadidiko dia teny ambony avion rehefa hidina iny dia tena narary be ny sofiko... dia hozy le gasy teo akaikiko hoe ity ny chewing-gum fa rehefa manao escale dia mividiana 1 dollar no vidiny.. aleoko ihany le marary sofina ka .. 1 dollar be zao ve...dia niaritra e
50. xxx ( 02/02/2007 12:52)
Nandeha sambo koa aho dia hoy ny nenitoako hoe mivavaka ary ataovy ilay hira misy ranomasona manonja:)tena matotra mihitsy izy ary nisaotra an'i Tompo izy rehefa tonga.Saika latsaka hono ny fony.
51. xxx ( 02/02/2007 13:49)
ny ahy ilay vitesse n'ny fiara vao mivoaka ery @ aéroport ... dri dri dri , natahotsa be aho . Na fiara kely na camion dia ndao daholo mandeha mafy be
52. niryna ( 02/02/2007 15:35)
Tamin'izao nianatra nitondra fiara dia tonga dia noentin'ilay mpampianatra teny amin'ny arabe lehibe misy fiara efatra mirimorimo eo andaniny.Camion eo aloha, aoriana,fiara hafa ny sisiny roa.Saika niala ny aiko satria izaho mbola tsy nahay fiara.:(:(:lol:
53. Stretch ( 02/02/2007 18:17)
Ny ahy lay kamiô misy remorika mandé masinina no nahavarina ahy. tany kely mou zany ny misy anay ,de sady hafetsena ara toe karena ko angamba ny an dry mpitondra dia tsy mahazo alalana mandalo am autoroute eto amnay ny fiara vaventy, ka tam za vô tonga de nidanaka toy ny omby mijery flôra a 8O
54. fijo ( 02/02/2007 22:41)
fa tena marina aloha fa io choc voalohany io tena ahatsapana zavatra an,eo vao tena hoe miova ny fiainako
55. patrick2002 ( 03/02/2007 17:04)
Ny ahy ah! ny nahavariana ahy koa dia ny vazaha tsy tia mandro asa ny any aminareo any :roll:
Izaho tonga tao @ foyer nipetrahako ah! dia akaiky douche izay izaho dia reko raha vao misy olona mandefa rano ,fa tsy m,ahita olona mandefa rano ao mihintsy izaho ,nefa anie ka mba misy vehivavy ihany eo @ ilay bloc hipetrahako eh! tena gaga izaho :roll:
56. chakkakkely ( 03/02/2007 17:53)
ie ny vazaha tsy maka douche ra tsy une fois par semaine , za koa re dia mba gaga nefa vehivavy , dia ny deodorant no atao tsifirina bedabe ,
tena tsy vitako ka ,
57. niryna ( 04/02/2007 05:49)
Stretch:

Ny ahy lay kamiô misy remorika mandé masinina no nahavarina ahy. tany kely mou zany ny misy anay ,de sady hafetsena ara toe karena ko angamba ny an dry mpitondra dia tsy mahazo alalana mandalo am autoroute eto amnay ny fiara vaventy, ka tam za vô tonga de nidanaka toy ny omby mijery flôra a 8O


Be zavatra mampidonaka ry stretch a8O
58. niryna ( 04/02/2007 05:52)
fijo:

fa tena marina aloha fa io choc voalohany io tena ahatsapana zavatra an,eo vao tena hoe miova ny fiainako

Marina izany,nisy havana namangy dia mitantara ny fomba fandrosoana karazana vera hono ary mitantara ny fandrahoana vary manapika botao fotsiny dia avela eo ilay vary,e,e,e.Tena tsy azoko antsaina raha tsy tonga taty aho:roll:
Ny kabone misy ttsy mandeha auto-dia mihodina ny hafa rehefa hipetraka gay! mivoaka ny tena misy masobe tsy mahita ka mandeha ho azy ny rano8)

59. Stretch ( 04/02/2007 14:21)
Ie lay oe tsy mandro ko alou aty aminay de lazaindry zareo oe tsy tsara ho an'ny hoditra hony, aiiii,
za lo de tsy vitako na ndary andro azany.

Fa zavatra hafa ndray ty , refa favokaran'ny voakazo ,de matsiaro anay mangala paiso manta tam mbôla kely a,
fa asindry zareo soratra eo alohan'ny fefy hoe : afaka alaina ny voakazo fa masaka, dia misy sachet vao2 afaka asiana azy eo. kay!

De le fividianana self ko , de hoy aho hoe raovina re zao no hisy any dago e?
atody , ovy , karôty ,arkôvera , le zavatra ambolena eo anjaridaina tsy lany sy tsy azo terizina de apetrany zareo eo alohan'ny trano,de misy boatin-drakitra kely vinany androtsahana ny vola eo.
tsisy maka , ary mandrotsaka vola tokony ny olo maka entana eo. gaigy . . .
60. booboo ( 04/02/2007 20:50)
Ny nampatahotra anà koa t@ vao taty andakira taty (mandrak'izao) dia rehefa printemps dia feno lé ohatra karazam-panday ny hazo, ny rindrina...tsy mbola nahita be dia beeeeeeeee ohatra zany zà hatrizay niainako !

Nanao camping zahay, pritemps vôlou indrindra nahatongavako, dia misy chênes beee ireny manaloka ny tente. Fa saika nijanona ny foko nony maraina nahita lé tente feno fanday kely be dia beeeeeeeeee :^):^):^):^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2138