Ny nahavariana /nampatahotra raha vao tonga taty ivela

81. niryna ( 08/02/2007 06:13)
Papoose:

za kosa aloha tsy hitondra vilany avy any kle!na ny hihaino an'iny hipopoaka isaky ny mifindra fiaramanidina aza toa hankarary ny lohako!
toa mahasalama ndray hono ny rano vola koa fa tsy haiko nefa!tsy eo intsony Andriamatoa Ratsimamanga anontaniana hihihihi:-D

Feno vilany mitovy amin'io any ivelany fa eritreritra fotsiny.

82. niryna ( 08/02/2007 06:18)
Resaka andro mangatsiaka ity.Ny tena loza dia miantso manampahefana ny olona rehefa mangatsiaka ny andro ka tsy mandefa chauffage ny tompon-trano.Samborin'ny polisy daholo ireny olona mahantra eny amin'ny arabe ireny amin'izao mangatsiaka izao. Tapitra misarona cache-nez ny olona ,misatroka ary manao pantaloha double fa tena tsy ampy e.
Ny trano dia voatery tsy maintsy asiana fiarovana ny afo, be trano may aty ka aza mba hakaikin'ny toeran'ny pompier na mpamonjy afo fa dia leon'ny feon'ny fiarany ianao.Raha mahandro sakafo ka midonaka kely fontsiny dia maneno tsy laitra hampanginina ny "fiarovana ny afo"na fire detector.
83. mbaliana ( 08/02/2007 10:24)
niryna> hay ve... dia mampiasa cheminée zany ny ankamaroan'ny olona any?

Samborin'ny polisy daholo ireny olona mahantra eny amin'ny arabe ireny amin'izao mangatsiaka izao.

aiza kosa no dia hoe samborina fa alaina ho an'ny amin'ny trano misy tafo sy mafana fa raha tsy zany ireny maty ny ampitso koa.. mety tsy mahalala mantsy le olona hoe aiza no misy trano azo isitrihana rehefa tena mangatsiaka ny andro. Na aty aminay koa aza misy an'izany.
84. niryna ( 09/02/2007 06:13)
mbaliana tsy cheminee ka (oops ny anay tsy manana accent ny fitendrena:cry:).Ilay fire detector no anarany,izany zavatra misy pile ilay izy hiarovana ny haitrano ka raha mahandro sakafo ianao ka midonantsetroka ny sakafo fa may ohatra na may ny trano dia io no mikiakiaka mankarenintsofina raha tsy vonjena hiakarana ny seza ary esorina ny pile vao tsy midridroka intsony.
Eny e azafady tsy hoe samborin'ny polisy fa raofiny hoentiny any amin'ny tranon'ny mahantra fa tsy mety mipetraka any ry zareo.
85. mbaliana ( 09/02/2007 23:25)
niryna> hay ve.. aty aminay aloha mande electrik daholo ny gas vitsy sisa dia tonga dia maty ny compteur

Yee ny aty aminay koa aloha tsy misy mety mipetraka an yfa rehefa managatsiaka dia raofina daholo ny sans tete
86. niryna ( 10/02/2007 01:53)
Efa nahita olona miresaka eran'ny arabe ianareo amin'ny telecel? Rehefa tezitra izy ireny dia mitovy tsy misy valaka ny adala,ny akanjony irery no hanavahana azy:°)
Mihogahoga toy ny adala hoy ny fiteny fa ny tanora dia mihogahoga eraky ny arabe mihira mafy mihaino Ipod::)
Be matavy aty satria miady amin'ny fahavokisana,mitady fanenan-tena ny olona ka ny orin'asa manao billion de dollars amin'ny fivarotana izao fakon-javatra izao kanefa tsy mamokatra fa miverina ihany ny habeny.
87. valinaka ( 15/02/2007 22:57)
ny ahy ny tena mahavariana ahy de tena izao:
BE VAZAHA BE ATY IZAY ALEHA REHETRA DE MISY VOZONGO AVOKOA
88. niryna ( 18/02/2007 06:23)
valinaka:

ny ahy ny tena mahavariana ahy de tena izao:
BE VAZAHA BE ATY IZAY ALEHA REHETRA DE MISY VOZONGO AVOKOA

Tany an-tanana izany vazaha menasofina izany dia mena tokony anie

89. niryna ( 20/02/2007 04:52)
Manahia tena ny olona aty ary lazain-dry zareo fa hanasorana hono ny tsinay?Asa mety lava-tsinay? fa lasa mahia kely ary tsy mihinana sakafo firy fa mandoa raha mihinana betsaka.Trohana amin'ny zavatra hafa koa ilay tavy:roll:.Izay toerana rehetra misy ireny jabora ireny.:x
90. xxx ( 21/02/2007 18:40)
niryna:

Mampatahotra izany ary misy milaza koa ny olona fa rehefa mahia avy eo izy dia malahelo ilay nieritreretany azy teo iny ihany.Sady tsy mihevitra ny tenany ho tsara akory

91. niryna ( 22/02/2007 05:59)
xxx:

92. niryna ( 22/02/2007 06:01)

Efa naheno an'io koa aho.Inona fotsiny izany no anehazan-tena?
93. niryna ( 22/02/2007 06:03)
Ny bus sy ny train dia mandeha mandra-paharaina ny andro. Na vitsy aza ny ao anatiny dia mandeha foana izy rehefa tonga ilay ora.Ary ny mpiasa koa dia miasa andro aman'alina.Izany hoe misy miasa antoandro,misy miasa alina.
94. linarako2 ( 02/03/2007 22:57)
Maheno vaovao kosa izahay.Tohizo fa tsara rankizy a
95. Stretch ( 04/03/2007 14:56)
bebe linarako > inn ko ny mbola tiny bebe ho fantatra ?
96. niryna ( 05/03/2007 04:09)
Stretch:

bebe linarako > inn ko ny mbola tiny bebe ho fantatra ?

Tohizo hono izany ry strecth a

97. dadie ( 27/03/2007 16:43)
niryba
ny nahagaga ahy voalohany tam za tonga? mampme fa ny sakafo noaniko voalohany d nahavariana ana tsy inona zany fa mofo sy jambon ,gaga b zokinay fa nosokafako lé mofo misy inona oy izy? fa maninona no asinjareo dibera oy aho ? GVT b e , d tao anaty avion dray mataotra dray miresaka amizareo vaza hi hi hi d wi sy non fona
98. dadie ( 27/03/2007 16:45)
niryna mantsy e dsl diso ny anarana akia a
99. tolona ( 10/04/2007 00:18)
natsatso be tamiko ny mac do t@ za vao tonga ,de oy ah oe zao v le mac do t@ film,mba nalaza taminay manko refa mijery film tany dago oe misy anizany mac do zany:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3929