Ny nahavariana /nampatahotra raha vao tonga taty ivela

61. mbaliana ( 04/02/2007 22:09)
booboo koa tsy mahagaga ka... mora latsaka foana ny fony.. tadidindry le naka sary dia hoe iza no latsaka voalohany izy(i pirenohoiza io) ve sa ny fon-dry? dia inn moa le valiny?

Stretch> tsy aty aminay aty amin'ny ville zany mandrotsaka vola amin'ny entana vidina tsy misy mpiambina zany... ny aty aminay le manao self service dia efa voalanja sy payé ny an'ny sasany dia mbola misy mahita manampy tangozana voaloboka glady be ihany...
62. booboo ( 04/02/2007 22:31)
Mbaliana > :°) ...hihihihihihi
63. niryna ( 05/02/2007 03:14)
chakkakkely:

ie ny vazaha tsy maka douche ra tsy une fois par semaine , za koa re dia mba gaga nefa vehivavy , dia ny deodorant no atao tsifirina bedabe ,
tena tsy vitako ka ,


toerana aiza ry chakk no misy izany:?:
64. niryna ( 05/02/2007 03:16)
booboo:

Ny nampatahotra anà koa t@ vao taty andakira taty (mandrak'izao) dia rehefa printemps dia feno lé ohatra karazam-panday ny hazo, ny rindrina...tsy mbola nahita be dia beeeeeeeee ohatra zany zà hatrizay niainako !

Nanao camping zahay, pritemps vôlou indrindra nahatongavako, dia misy chênes beee ireny manaloka ny tente. Fa saika nijanona ny foko nony maraina nahita lé tente feno fanday kely be dia beeeeeeeeee :^):^):^):^)



:-/:-/:-/
65. niryna ( 05/02/2007 03:20)
Ny hitako indray koa dia ankizy mahantra miditra fivarotana manao pardesia be ka rehefa nivoaka izy dia misy ireny masobetsy mahita ireny.Maneno ilay varavarana dia tonga ny mpiambina.Nosavaina ilay zaza ka feno shorts sy ba kiraro akanjo fanao anatiny ny tenany.Tsy nosaziana akory fa tonga dia nalefa8O
66. niryna ( 05/02/2007 03:22)
Niantsena aho dia napetrako tamin'ny tany ny entako fa naka voakanzo tao amin'ilay mpivarotra hafa aho,nahita olona niondrika aho fa tsy tao an-tsaiko ny zavatra nataony.Nony tonga tany an-trano aho dia tsy ampy ny entako hay nalain'ilay ramatoa:x
67. niryna ( 05/02/2007 03:27)
Ramatoa mitondra zaza amin'ny posiposy indray natsofiny tao anaty ilay posiposy ,lamosin-jaza daholo ny zavatra nangalariny.Saingy nangalatra silipy sy ba kiraro izy ka nasisiny tao anaty nono sy tanan'akanjo.Ilay entana tao anaty posiposy tsy naneno fa ilay tao anaty nono no tratra ary dia nosavaina hatramin'ilay posiposy tsy naneno ka gaga ny fahaizan-dratsin'ity ramatoa ny mpiambina.Hay netezanytamin'ny hety ilay vy ka tsy naneno:twisted:
68. kelly13 ( 05/02/2007 13:49)
ny tsiron'ny rano kou aty d birk beuuu!! na rano @ paompy na rano @ tavoangy tsy mamely dol :(
69. xxx ( 05/02/2007 14:38)
refa nandé elab elab ,d ouf tonga ihany fa dia maizina ny andro vo nidina ny avion ,nefa ny andro vo @ 3 hariva :roll::roll:, nifoha ny maraina d mbola miazin ihany nefa efa @ 11 maraina indray:roll::roll:, 6 mois maizina fona

nony été ndray d ny mifanohitra @ zay , d mazava fona na efa 11 alina ary ,d @ 3maraina ndray d efa mazava b koa , 6 mois mazava fona

sao d tsy eto an-tany ary zah zany hozizy zah :-D:-D:-P
70. cutie ( 05/02/2007 14:59)
sao d tsy eto an-tany ary zah zany hozizy zah

hihihihi
azoko an-tsaina:-D
71. xxx ( 05/02/2007 17:43)
kelly13:

ny tsiron'ny rano kou aty d birk beuuu!! na rano @ paompy na rano @ tavoangy tsy mamely dol :(



parenthèses kely ho anao : avelao hipetraka aloha ny rano ( 1 jour ao anaty frigo ohatra ao tavoahangy madio) izay vao sotroina dia mba mihatsaratsara ny tsirony . Midina mantsy ny calcaire fa iny no maharatsy ny tsirony eo
72. xxx ( 06/02/2007 06:35)
Be calcaire be ilay rano,rehefa manasa vilia sy sotro dia misy faritra rano toa poudre tsy fantatra izany.
Ilay ora tsy mitovy tamin'ny voatonga koa dia ny olona matory ny tena mifoha.Ry zareo andeha hifoha ny tena te-hatory.8O8O8O
73. rurik ( 06/02/2007 09:39)
ny ahy ny anahirana ahy dia le fanariana sakafo le ambikanina , indraindray misy ambiny le izy dia atao anaty vata fapangatsiahina, misy fotoana tsy te hihinana an'le izy nefa efa tsy tokony ho tehirizina tsony , dia mahararay ery le fo manary azy we ny avako any sarotra vao mahita sady , misy olona matin'ny arehana any ho any nefa za aty manary , nefa ny farany mieritreritra dia tsy afaka eeee.
74. niryna ( 06/02/2007 17:18)
rurik:

ny ahy ny anahirana ahy dia le fanariana sakafo le ambikanina , indraindray misy ambiny le izy dia atao anaty vata fapangatsiahina, misy fotoana tsy te hihinana an'le izy nefa efa tsy tokony ho tehirizina tsony , dia mahararay ery le fo manary azy we ny avako any sarotra vao mahita sady , misy olona matin'ny arehana any ho any nefa za aty manary , nefa ny farany mieritreritra dia tsy afaka eeee.

ny sakafo aty betsaka rehefa mankany amin'ny restaurant ary matetika tsy laniko koa ny ahy dia hoentiko mody,adino rehefa avy eo :cry:tsy maintsy ariana.Malahelo ny any tanana tsy misy very na ranovola aza

75. xxx ( 06/02/2007 18:04)
ie za koa dia malahelo an le sakafo arina ireny , dia ny ana indraydray ny ampitso dia na dia tsy tia hinana tsony azy dia mbola oanina iany , diaa ny ka alsa genza be satria tsy foy arina le sakafo dia oanina , nefa tsy mety , fa za kosa alo tsy mihinana tsony ra efa simba an , fa tena mampalahelo eh ,
76. Papoose ( 06/02/2007 18:37)
tsy maintsy mahafoy vilany vaovao ray anaovana vary maina misy RANOn'Apango e hehehe!mampalahelo le vilany vaovao!
77. mbaliana ( 06/02/2007 19:14)
:-D:-D:-D
78. niryna ( 07/02/2007 06:16)
Papoose:

tsy maintsy mahafoy vilany vaovao ray anaovana vary maina misy RANOn'Apango e hehehe!mampalahelo le vilany vaovao!

Misy olona mitondra vilany avy any amintsika mihitsy andrahoana ranovola hono.Nandeha aho dia hoe omeo azy io vilaninao io fa ity fanaovana ranovola ity hoentina.
Miresaka ranovola,marina ve izany fa mampiakatra tension ny ranovola

79. fijo ( 07/02/2007 21:21)
ratsy be hoan'ny vatana sy ny fahasalamana "hono" ny ranovola"izany hoe ny vary sy ny paty raha masaka loatra.
fandaharana santée tamin'ny la 5
80. Papoose ( 07/02/2007 22:29)
za kosa aloha tsy hitondra vilany avy any kle!na ny hihaino an'iny hipopoaka isaky ny mifindra fiaramanidina aza toa hankarary ny lohako!
toa mahasalama ndray hono ny rano vola koa fa tsy haiko nefa!tsy eo intsony Andriamatoa Ratsimamanga anontaniana hihihihi:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7986