Ny nahavariana /nampatahotra raha vao tonga taty ivela

21. niryna ( 31/01/2007 06:29)
Papoose:

ny classroom na trano tsotra fotsiny na birao tsy maty jiro zany:lol:

Ary ilay fividianan'ny olona akanjoisaky ny miova ny toetr'andro ? Dia ariany eny amin'ny arabeahantony amin'ny fefy ilay akanjo ho tsiponon'ny olona.

22. niryna ( 31/01/2007 06:40)
TMalefaka:

Fanotaniana voalohany: Ahoana kay ny fanasana lamba fa toa tsy misy bassin mihitsy eny ivelany. Taona maro lasa izay

Toa efa nanana fanasana lamba hatrin'ny ela ny olona.Na robine ao an-trano dia ahahany eny an-davarangana.
Miteny an'io ianao dia nahatsiaro aho satria hoy aho mantsy ny olona tonga nakarivotra hoe andao isika andeha anasa lamba.Rehefa noentiko nanasa lamba ry zareo tsy niteny fa nojereny fotsiny izay nataoko dia mba nataony koa Nony tonga tato an-trano izy dia hoy izy hoe 'zaho nanolo kapa fa sao simba ilay kiraro satria heveriko fa hanitsakitsaka lamba izao isika =))

23. niryna ( 31/01/2007 06:45)
fijo:

mafy ilay vao miova fiainana ka

Teo amin'ny teny vahiny indray dia mila henoina ny tenenin'ny olona dia iny no averina:D:D.mila mitondra diksionera sao tsy mahay.Ary ilay very.Ianareo ve mba efa voan'izany? zay jerena toa mitovy daholo.8O
Miditra hotely dia ny tena no irahin'ny olon-dehibe haka zavatra satria tiany hiteny. dray,dray dray.Ny ahy tonga dia tondroko, ataoko baiko moana :D:D
24. niryna ( 31/01/2007 06:47)
fijo:

mafy ilay vao miova fiainana ka

Ahoana no tao anaty eritreritrao rehefa mitaingina metro na machine? misy ambanin'ny tany,misy ambonin'ny tany ,misy ambanin'ny rano

25. niryna ( 31/01/2007 06:51)
xxx:

:roll::roll::?::?:olona mino ve no be fahatahorana hoatran'io? Fa nankaiza ity finoana be lazainao isan'andro no dia tohatra aza mampatahotra?

Zavatra tokony ho tsara ho fantatrao dia ity.Mandalo izay fisedrana andalovan'ny tsy mpino ny kristiana rehetra ,ny mahasamihafa azy amin'ny tsy mpino dia manana fanantenana izy (hope)ary io tsy voavidy vola:P

26. patrick2002 ( 31/01/2007 07:08)
Ny nahavariana ahy ah! dia ny sexy shop,mahita an'ity fananana artificiel hamidy :roll: dia naika nosoloiko ny ahy ah! fa kely laotra mako ny pointure-ko ka soloiko ngeza ngeza ,dia hoy ilay vendeuse hoe tsy misy clé na tourné vis hamahana ny anao :-D:-D.
Ny faharoa dia tany @ quartier gay ,dia variana izaho mahita an'ity homo-sexuel mipetraka @ terasse mifampi-sakambina ary tena tovolahy mihaja ny fijery azy aty ivelany.
27. booboo ( 31/01/2007 12:37)
Nenà ny tena nahavariana anà indrindra dia ny trano klou : glady beeee aby sady gris gris ratsy tarehy aby fahitako an-dreo.
Avy teo ny motika ! tsy tana mihitsy vao mahita eclair au choco sy croque-monsieur :°)

Ny nampitahotra anà ndray dia ny miditra birao. Ohatra mitrerona zany aby ilay mpiasa rehefa miteny anà hoe mitenena mafimafy kokoa sns. Mila hijanona mihitsy ny foko t@ zany hihihihi. Fa zao zà efa mahay mi-gueule kounkou na mbola kely feo foana aza hihihihihihi


28. xxx ( 31/01/2007 12:40)
Izao izy dia raha vao mitrerona dia avy hatrany dia treromy koa na homboy e!:D
29. booboo ( 31/01/2007 12:45)
hihihi eka ouz ! (efa hain'i xxx tsara)
30. kelly13 ( 31/01/2007 17:06)
ny metro (makarenintsofina beuuu)
31. niryna ( 31/01/2007 17:21)
patrick2002:

Ny nahavariana ahy ah! dia ny sexy shop,mahita an'ity fananana artificiel hamidy :roll: dia naika nosoloiko ny ahy ah! fa kely laotra mako ny pointure-ko ka soloiko ngeza ngeza ,dia hoy ilay vendeuse hoe tsy misy clé na tourné vis hamahana ny anao :-D:-D.
Ny faharoa dia tany @ quartier gay ,dia variana izaho mahita an'ity homo-sexuel mipetraka @ terasse mifampi-sakambina ary tena tovolahy mihaja ny fijery azy aty ivelany.

Misy tena manjabe ilay tovovavy ary tsara lavitra noho ny tena vehivavy hay ilay izy lehilahy.Miteny teo akaikiko sady manapilapilaka tanana vao fantako.Taitra aloha aho tamin'ny voalohany fa everiko olona ao ambadikin'ny lamosiko no miteny satri ny feo tsy mitovy ny tarehy=))=)).Mampalahelo tanteraka ilay izy fa izay moa no mahafaly azy

32. niryna ( 31/01/2007 17:27)
booboo:

Nenà ny tena nahavariana anà indrindra dia ny trano klou : glady beeee aby sady gris gris ratsy tarehy aby fahitako an-dreo.
Avy teo ny motika ! tsy tana mihitsy vao mahita eclair au choco sy croque-monsieur :°)

Ny nampitahotra anà ndray dia ny miditra birao. Ohatra mitrerona zany aby ilay mpiasa rehefa miteny anà hoe mitenena mafimafy kokoa sns. Mila hijanona mihitsy ny foko t@ zany hihihihi. Fa zao zà efa mahay mi-gueule kounkou na mbola kely feo foana aza hihihihihihi
Booboo a izaho koa vao voan'io tamin'ny herinandro.Asiako tapon-tsofina ny sofiko fa miheno hira aho dia tsy tiako ho aheno ilay feo hafa ivelany kanefa maheno aho raha misy olona miresaka.Izaho mihevitra ny tenako hoe miteny mafy,ilay patron-ko miteny aho hoe asory iny zavatra iny fa tsy henoko mihitsy ny teninao.Tsy tatiko ny fihomehezako satria mampihomehy ahy ny fihetsiny manao baiko moana=))=)).Tsy fantany anefa fa izy no mikiakiaka rehefa miteny dia tsy maheno mora intsony=))=))=))





33. niryna ( 31/01/2007 17:29)
xxx:

Izao izy dia raha vao mitrerona dia avy hatrany dia treromy koa na homboy e!:D


Ny ahy jerevako fotsiny dia tsikiako kanefa toa vao maika tezitra,fa avy eo aloha mahafantatra ihany izy hoe diso dia manao fihetsika malefaka e
34. niryna ( 31/01/2007 17:32)
kelly13:

ny metro (makarenintsofina beuuu)


Ny tena loza dia efa tratra aho taloha,ny trano eo ambanin'ny metro, eo ambon'ny arabe mirimorimo, ny mpamafa lalana vao maraina miampy ny mpandroaka fako.Tena mieritreritra eo ampovoan'Isotry mihitsy aho.
35. dailynews ( 31/01/2007 18:04)
ilay lanitra tsy misy kintana dia hitovizana...

f'inona ny mahatonga ny lanitra aty ivelany tsy betsaka kintana ry zareo? mba hazavao ahy hoe.
hany ka nony tany dago aho teo dia ny lanitra feno kintana foana no jereko isaky ny mihetsika kely fa tena hitako tsara tarehy be sady amin izay mainty be mihitys ny lanitra. saiky narary hoa ny hatoko: lol.
36. xxx ( 31/01/2007 18:13)
ny ana dray ny nahavariana ana tam za tao Paris dia otrany hoe tsy any andafy zany , fa otrany any antananarivo zany satria maloto , tsy otran le hitako tany mintsy ny fiheverako an zany atao hoe andafy taloha , za nefa tsy miteny hoe Paris itay manontolo an fa ny quartier sasany dia otrany tena any ambodin isotry marina , nefa kay za any Paris :roll:
37. xxx ( 31/01/2007 18:33)
za ndray nandeha avion niala tao ivato de vazah sy sinoa sy karana daholo ny tao anaty avion..de noheveriko fa tany andafy aho fa tsy nahita gasy nanodidina nony tany anaty fiaramanidina..kanjo nony nigadona ny seranana dia nahita soratra aho hoe NOSSI_BE. Hay aho tsy tany andafy fa dago ihany. Izaho ve nahalala...8-)
38. fijo ( 31/01/2007 22:34)
tao paris aho no efa nahodin'ny taxi.izany hoe nandeha taxi aho,de nentiny niodinkodina tamina toerana iray;ny tena nefa moavahiny dia tia mijerijery,dia tsikaritro fa ilay anaran dalana teo ihany no miverina intelo.kay izahay io efa eo ambadik'ilay toerana aleha .
de nony nijanona izy de navoakako ny entna,fa tsy nomeko ny volany,de nanompa teo fa tsy noraharahiako,fa bainina kely izay ko.sady noteneniko hoe"lalanai ray ihany no niodinantsika intelo teo"de tsy niteny fa lasa
39. patrick2002 ( 01/02/2007 03:35)
Ny ahy indray ah! rehefa nakany amerika izao ah!ny nahavariana ahy ah! dia ny hamarony volok'hoditra ary tsy misy hafantaranao mihintsyu hoe tsy amerikanina ianao.
- faharoa ny halafosany zavatra teny @ 15 eme avenue
- fahatelo ny halotony tanana tany brooklyn sy harlem
- fahaefatra ny metro maimbo pipi.
40. fijo ( 01/02/2007 05:25)
izay eny ny an'ny zamerika fa nivoaka ny lotony.
aty koa letsy misy io loto be eo ampovoantanan io an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3078