Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i chakkakkely, milahatra araka ny daty
chakkakkely
(
19/05/2010 08:37)
misy asa ho an zay olona mazoto
ity misy asa ho an ny olona mazoto fa saingy mila manao investissement kely alo am voalohany ah ,
ity ny mail fa ho an zay tena mazoto iany ah
ssipagasy@yahoo.fr...
tohiny
novalian'i herylo ny 15/09/2010 20:17
chakkakkely
(
30/01/2007 19:14)
namana eto Hamburg
miarahaba ny namana rehetra ,
ono hoa kay soa mba misy manana eto Hamburg fa za zany vao tonga eto , dia tsy mahita namana mintsy eh , ka soa mba misy iany aty eh , namana tena namana an ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/02/2007 14:13
chakkakkely
(
27/08/2006 12:04)
fionana eto munich
miarahaba ny namana rehetra ,
ono hoa ry reto asa na mba betsaka gasy eto munich na tsia fa za vao tonga dia tsy dia mahalala loatra fa maninona ra mba andao isika namana rehetra eto munich mba hion...
tohiny
novalian'i chakkakkely ny 31/08/2006 20:35
chakkakkely
(
01/06/2005 06:17)
fitiavana par internet
Manaona daholo oh!
Mba mila kely ny hevitrareo @ ny fitiavana par internet eh! mino ve nareo hoe olona roa mbola tsy nifankahita fa dia mifandray eto @ net eto foana fotsiny na par telephone zany d...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/07/2005 22:10
