fionana eto munich

1. chakkakkely ( 27/08/2006 12:04)
miarahaba ny namana rehetra ,
ono hoa ry reto asa na mba betsaka gasy eto munich na tsia fa za vao tonga dia tsy dia mahalala loatra fa maninona ra mba andao isika namana rehetra eto munich mba hiona eh sa aona hoy nareo , ka zao zay mazoto dia manorata eto dia aton tapahatsika miaraka eto ny ory sy ny fotoana ok , dia manatena anareo rehetra eny fa na dia ny tsy eto munick aza ka hafaka hiona aminy namana ok daholo ,
2. tafita ( 27/08/2006 14:25)
izaho namaky maika le sujet dia noheveriko hoe finoana , rehefa tena namaky tsara aho vao kaopy fa hay moa tsy finoana fa fihaonana
Ho ela velona isika e
3. Herimiafina ( 27/08/2006 16:37)
Dia mampamangy any aza e! Misimisy gasy koa o kah. :-w
4. dadabe ( 27/08/2006 16:54)
ary ataoko fa olona avy any andranomanalina le miteny kay ve....
5. fasaly ( 27/08/2006 17:06)
:-D:-D:-D
6. cutie ( 27/08/2006 17:14)
ndraso anontaniako le namako any :lol::lol::lol::lol:
7. chakkakkely ( 27/08/2006 18:28)
tena mamely mafy mintsy ange dadabe zany eh mba diso tsipelina ve dia ........ fa za alo avy any andranomanalina na dia izany aza eh hihihihi
8. Fiffi ( 28/08/2006 13:23)
eto koh de azo jerena hoe firy ny namana mipetraka any !http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44aca8f7398fb
9. cathy ( 28/08/2006 14:32)
;-);-)zahay raha te handeha dia ahoana kaloa eh :?:
10. fijo ( 29/08/2006 20:31)
chakkakkely an,eto be saingy hoatra an'io fa aza taitra ndry e,bedada tsy masiaka izany fa akama milay io;fa dia izy be sangy ratsy io ka sao ndry sorena
11. chakkakkely ( 30/08/2006 08:47)
ok , tsy tezitra za akory ka ,
fa le namana eto munich alo aiza daholo eh toa tsy misy mintsy anga eto sa aona ?
12. fijo ( 30/08/2006 20:48)
chakka an,raha tsy diso aho,dia ao amin'ny resaka mivantana no be ankizy avy any zalemana,ka ao andramana.
13. chakkakkely ( 31/08/2006 20:35)
ok misaotra an i fijo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1565