mifankatiava @ zay fa aoka izay ny ady hevitra...

1. tsimatimanota ( 30/01/2007 12:06)
...
novalian'i fijo ny 08/02/2007 06:13
2. lapino ( 30/01/2007 17:22)
Ny olona no tsy miady, fa ny hevitra miady ka! :)
3. jefra ( 30/01/2007 17:55)
Mpifrankatia tsy mifamarafara, ady no iafarany :wink:

Ka TENA ILAINA ny ady hevitra, indrindra raha hifankatia.
4. xxx ( 30/01/2007 23:07)
koa misy olona tsy mahate ho tia anie e!
5. fijo ( 30/01/2007 23:50)
aza ny mahaizy azy no jerena,fa nyheviny.ka tsy itako izay hiadivana ,fa hevitra alefa
6. cutie ( 31/01/2007 01:41)
marina zany :lol:
7. xxx ( 31/01/2007 09:14)
fijo:
aza ny mahaizy azy no jerena,fa nyheviny.
Hanao xxx izany ... :wink:


8. fijo ( 31/01/2007 22:46)
ny olana amin'ilay X anie dia zao e.
-mariky ny fahalemena io.tsy sahy miseo io,
-ary mariky ny tsy fanajana ny sasany koa.
ka anjaranareo no misaina azy
9. papala ( 01/02/2007 13:40)
ary to tsy mpikambana ato @ serasera iX e?,araky ny voalazany etsy ambony, misy hono tsy mahate ho tia (oh azy?):-@:-@:-@:-@:-@
10. xxx ( 01/02/2007 16:21)
:^)tena marina zany fa amin'ny manaraka pierre tsiranana na jacques sylla no atao président e, i jacques sylla no tena namonotena fa aleo izy no hitondra ny vahoaka amin'ny manaraka dia vita,:arrow:basta.
11. fijo ( 01/02/2007 23:43)
de XXX atao inona???
12. sasa ( 02/02/2007 04:59)
aleo ny hevitra kosa mba hiady fa manjary tsy miasa ilay teny hoe ADY HEVITRA :-D
13. fijo ( 02/02/2007 11:17)
ka ireny zatra miady vatana ko
14. pimaso ( 05/02/2007 07:45)
Ny Fitiavana anie dia vokatrin'ny fo e!
fa ny ady hevitra vokatrin'ny saina,
ka raha lany andro @ resaka dia very fotoana,
rehefa mifankatia ny olona dia miravona ho azy ny ady hevitra,
Mifankatiava eeeee! isika raolombelona annnnn!!!!
ia!!! ia no namboatse!!!!!!!!!........................
15. fijo ( 08/02/2007 06:13)
ka ny ady hevitra kosa avelao handeha foana ka,ilaina io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0916