Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rabaradaka
(
28/01/2007 07:58)
Tsy maty manota sa mpisolelaka sa tena mahay
Tsy maty manota sa mpisolelaka sa tena mahay ireo Ministra mbola voatazona. Misy mantsy tena mampihaiky ny vahoaka mihitsy ny tsy fahaizany sy ny fitondrany nefa dia mbola io ihany sady novana Departe...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2007 23:45
xxx
(
28/01/2007 04:00)
Fanontaniana.
Misy tantara kely ity...
Namako tsotra izy, tsisy inoninona eo aminay, fa mpinamana fotsiny tahaka ny olondrehetra ihany. Ny mahavarina ahy kanefa dia mifampibanjina foana ny masonay de avy eo samy m...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/02/2007 15:35
Famantanana
(
28/01/2007 01:19)
Spy D
Mba mangataka ilay hiran´i Spy D ilay hoe:Who´s Bad an´ny namana izay manana ny dikany ka mba afaka mampidittra azy ato. Dia misaotra antsika rehetra mialoha....
tohiny
novalian'i kitjo ny 09/02/2007 16:08
sidi
(
27/01/2007 21:42)
hira gasy
ahoana kay azafady ny fomba fitéléchargevana hira amin'ity serasera ity eh, mba te hihaino hira gasy re an, manina be ny any dago, tsy hita fa mila ravin'ahitra aty antanin'olona aty eh, misaotra mi...
tohiny
novalian'i sherillalove ny 15/03/2007 14:59
kasy
(
27/01/2007 21:04)
nomeko azy zay
faly miarahaba antsika retra de mba mangataka ny tononkiran'ny tarika zay: nomeko azy raha toa ka misy manana misaotra mialoha antsika...
tohiny
Lalah
(
27/01/2007 19:16)
Entana alefa @ paositra, ahoana marina e
Ahoana ity paositra Malagasy ity e! mba efa nisy nandefa entana ka very ve ? tena tsy rariny mihintsy, nandefa entana aho dia naka itony reference itony mba hoe hanarahana ny fahatongavany, nojerena a...
tohiny
novalian'i niryna ny 20/02/2007 05:07
hermix
(
27/01/2007 15:47)
tena tia fa sagisagy sady tsy mamitaka
(l):-*:*=D:oops:...
tohiny
novalian'i Aino ny 28/01/2007 10:39
hcj
(
27/01/2007 13:09)
Vavaka mihambahamba
Dia misaotra mialoha tompoko....
tohiny
novalian'i domino ny 01/02/2007 09:23
bazylou
(
27/01/2007 11:57)
hitanareo fa tsy misy sosialy ny prezdanatro!!!
Remaniement
Le social disparait de l'appareil gouvernemental
Contradiction. La politique du nouveau gouvernement semble bâcler le social avec la suppression du ministère de la population e...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/01/2007 23:59
xxx
(
27/01/2007 11:44)
Vonona ny hanampy ahy le ramose vadin'olona .......
Tena very hevita aho fa vonona ny hanampy ahy eo amin'ny fianako ilay ramose efa vadin'olona . Efa vadin'olona nefa izy,zaho anefa dia efa ho 3 taona izao no niangaviny hiarahana amiko fa izaho mbola ...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2007 13:42
minha
(
27/01/2007 11:31)
manahira
mba mila ny tonon-kiran'i lola ny hoe manahirana ...
tohiny
koioty
(
27/01/2007 10:50)
fangatahana
mba magataka raha azo atao hoe ahoana moa no fandefasana sms amin'ny internet ho ana-portabla azafady fa tsy hitako mihitsy (madacom io na orange)sao de misy miteny hoe anontanio ny orange na madacom ...
tohiny
novalian'i Angie ny 05/02/2007 09:42
niryna
(
27/01/2007 07:34)
Inona no azo tsoahina tao amin'ny GEN:22 Abrahama/Isaka
Raha nanaraka ny baiboly Gen 20 isika ka namaky ny hevitry ny namana dia mety nahita irika kely ihany hamaliana azy.Raha toa ka ny hevitra nomena fotsiny no vakiana ary tonga dia valiana dia mety sahi...
tohiny
novalian'i prime ny 07/02/2007 07:13
niryna
(
27/01/2007 04:50)
Mbola mihinana ny nofon-jaza ihany ve dadabe?
Zavatra tsy maintsy mandalo ny ankizy lahy ny ho didiana.Taloha dia katsahina manta izao ny zaza ary tena mijaly mihitsy.Mialatsiny raha misy mbola mahatadidy ny nahazo azy:cry::cry:.Maninona no asian...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/03/2007 13:29
bazylou
(
27/01/2007 00:36)
ho antsika rehetra tia bd gasy
sary92.com...
tohiny
novalian'i vale ny 28/01/2007 13:07
bazylou
(
27/01/2007 00:34)
ary sao dia mba
tena fiantsiana ady amin'ny katolika mihitsy iny nanaovana perquisitionnt tranon'ny mpitondra ny finoana katolika tao fianarantsoa iny ann!!...
tohiny
novalian'i Zina ny 29/01/2007 22:25
bazylou
(
27/01/2007 00:05)
i l'hebdo atsy dia milaza mazava tsara
fa miady ny tim sy ny immr ao Sambava satria samy tia ho zanak'i baba! efa manomboka sahady ny ........
tohiny
novalian'i fijo ny 31/01/2007 00:00
solofomana
(
26/01/2007 22:33)
pazzapa 4 & fa izy irery
bns
mba andefaso ny dika n le hiran'i maria carey nohirain'i melky iny ne azafady e
merci an:lol::-D...
tohiny
novalian'i cutie ny 20/02/2007 01:28
bazylou
(
26/01/2007 22:05)
hitanareo ity!!
Un gouvernement de repli
L’ouverture promise par Marc Ravalomanana est tuée dans l’œuf. Le nouveau gouvernement est composé exclusivement d’hommes de confiance du président, ainsi que des ...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/01/2007 00:02
simplex
(
26/01/2007 21:44)
[lalao] eseky
ombay mitady ireo ireo namana mpilalao eseky, miandry ny akanga sisa nanamborana ;-)
manentana ny mpanala azy miresaka fotsiny koa :°);-)
isan-kariva manodidina ny @ 8 ora na 9 ora na 10 ora na...
tohiny
novalian'i nolalaina ny 06/02/2007 21:29
