fangatahana

1. koioty ( 27/01/2007 10:50)
mba magataka raha azo atao hoe ahoana moa no fandefasana sms amin'ny internet ho ana-portabla azafady fa tsy hitako mihitsy (madacom io na orange)sao de misy miteny hoe anontanio ny orange na madacom an! fa tsy hitako mihiotsy hoe ahoana no anontaniako an'izay any de misaotra betsaka e!
de manararaotra ihany koa eto sao mba misy afaka manome ilay hira ahitana hoe"rivo-mahery sy oram-baratra no mameno ny fiainanao avy lavitra" tsy haiko na apokalypsy ny lohateniny na mpihira azy io
aza tezerana aho fa mbola vahiny fa tsy mety tafiditra ary amin'ilay fangatahana tononkira mihitsy aho no tsy hitako hoe aiza no tokony hametrahako an'izao fanontaniana izao miala tsiny be d b ny tenanay
novalian'i Angie ny 05/02/2007 09:42
2. caprio ( 27/01/2007 12:36)
Ny any dago aloa tsy fantatro fa ny aty zao afaka mandefa enao raha misy imode ny phone nao dia afaka manokatra mail ao enao de ataonao fotsiny we @imode.com de tonga dia voarainao ao anaty phone nao ao ny hafatra na sary refa misy mandefa @adresse mail nao io enao,fa ny sms ndray dia toa tsy mety raha ny fahafatarako azy,fa raha manana internet koa anefa ilay olona dia afaka transfereny any @portable ny message ka rehefa misy olona mandefa mail dia hitany ao anaty portable ilay hafatra,mbola aty daholo ireo resahako ireo fa ny any dago tsy haiko mintsy
3. cutie ( 27/01/2007 12:40)
aleo miandry an'ze oul avy any dago raha zany .
Za tsy mahalal n'in in @io mitsy :oops:
4. xxx ( 27/01/2007 13:43)
Midira ao @ siten'ny orange dia vakio fa misy soratra ao momba ny sms. Ampidiro ny numerosn'ny portable, soraty ny messagenao dia alefaso.
Mety io raha orange ny portable ka mandefa message any @ orange ihany koa fa tsy mety @ hafa an!
5. lanto ( 27/01/2007 14:49)
koioty:

de manararaotra ihany koa eto sao mba misy afaka manome ilay hira ahitana hoe"rivo-mahery sy oram-baratra no mameno ny fiainanao avy lavitra" tsy haiko na apokalypsy ny lohateniny na mpihira azy io
aza tezerana aho fa mbola vahiny fa tsy mety tafiditra ary amin'ilay fangatahana tononkira



http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=728
Eo ny tononkira fa raha hihaino ianao dia misy ao am radiovazogasy.com

6. lanto ( 27/01/2007 14:50)
Tsy tokony ho ato le dinika no apetraka nefa sao very indray ianao raha afindra eo ity ? :lol: Tsy omena tsiny tokoa raha vahiny e !
7. sidi ( 27/01/2007 21:07)
miditra amin'ny siten'ny celtel ihany koa mety, madacom zany, fa tsy maintsy numéro madacom koa no andefasanao message fa mila manana identifiant sy mot de passe ianao. Tsy any dago ah fa mandefa isan'andro amireo site roa ireo dia mety tsara, fa numéroko tany no ampiasaiko.
8. sitlo ( 01/02/2007 14:31)
sms makany dago
tsetsatsetsa: madacom izao efa lasa celtel

celtel
http://web2sms.mg.celtel.com/sms_main_access.php
mila manana compte celtel. Ny ahy ny an'ny mamanay no ampiasaiko. Afaka mandefa 5 sms isan'andro.

orange
http://www.orange.mg/ dia "orange pratique" dia "envoyer sms"
mila manana compte orange. Ny ahy ny an'ny namako no ampiasaiko. Afaka mandefa 5 sms isam-bolana. (fotsiny)
9. sitlo ( 01/02/2007 14:33)
adinoko> gratos daholo ireo, tsy mandoa vola na ny mpandefa na ny andefasana. Fa na yahoo aza afaka andefasana raha tsy diso aho fa saingy mandoa vola.
10. Angie ( 05/02/2007 09:42)
Merci alou t@ lay info fa mba ampiasaiko koa ny an'i neninay :D

lanto> tena very mintriny lay info fa tsy lay namana irery raha nafindra kah lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2155