Miarahaba antsika rehetra e! misaotra ny mpandefa ny hira Vavaka mihambahamba aloa fa ilainay ihany le izy na izany aza. Fa farany teo za nangataka ny tonon'ny hran'ny Nantenaina le hoe "Tambitamby" fa mbola tsy nahazo valiny hatramin'nizao.
De manantena nareo mpinamana ato anatin'ny serasera mba hanome fahafahampo anay e!
Misaotra indrindra mialoha.