Mbola mihinana ny nofon-jaza ihany ve dadabe?

1. niryna ( 27/01/2007 04:50)
Zavatra tsy maintsy mandalo ny ankizy lahy ny ho didiana.Taloha dia katsahina manta izao ny zaza ary tena mijaly mihitsy.Mialatsiny raha misy mbola mahatadidy ny nahazo azy:cry::cry:.Maninona no asiana hohanin'ny raibe amin'ny akondro izy ireny:miam:8-)
koa raha any amin'ny hopitaly izany dia tenenina ny dokotera hoe omeo ahy iny ho an'ny dadako?

Toy ny tavonin-jaza koa izay alevina dia hoe tsy mahazo mierikerika fa lasa gilamaso ny zaza.Misy fitombonany ve io ary mbola hoentina mody halevina ihany ve ilay tavon'ny jaza hatramin'izao?
novalian'i xxx ny 02/03/2007 13:29
2. xxx ( 27/01/2007 11:53)
de asa re!
3. booboo ( 27/01/2007 12:22)
Tsara atao any @ "Kolotsaina" ity dinika รด ?
4. xxx ( 02/03/2007 13:29)
tsy ampy sakafo dia zara aza misyan'iny,
fa tokony hatono kosa aloa e!
Miam!:?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6462