Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xl
(
25/01/2007 13:32)
FANAVAOZANA TANTERAKA NY FORUM FITIAVANA...
HONO HO AHO RY IRETO,
HEVITRA NY AHY , MBA MAMAKIA IANAREO FORUM MOMBA NY FITIAVANA SY SEDUCTION , SEXUALITE AO @ WANADOO FA TENA MAZAVA BE LE IZY, SADY TSY MIOLANKOLANA
ATO VAO MAHITSIHITSY FITENY ...
tohiny
novalian'i Mpanjakaniakama2006 ny 08/02/2007 09:08
anare
(
25/01/2007 13:08)
leobe aho
Misy anarana dia mandeha eto foana ary ny farany dia mahakivy na ny hanoratra eto ary fa toa natao ho an'ny gasy izy ty nefa ny tsy fitiava&na gasy no bedebe. Misy olona efa tokony esorina mintsy satr...
tohiny
novalian'i niryna ny 07/03/2007 06:12
dokantsah
(
25/01/2007 13:01)
hi dance kilalaky
tonon-kira ...
tohiny
novalian'i booboo ny 25/01/2007 13:03
xxx
(
25/01/2007 12:49)
Fa inona kay no tena dikan'ireny sisô hakerina @tenda ireny?
Moa ve misy dikany manokana ny sisô atao amin'ny tenda na tratra ireny e? Dia inona no dikan'ireny , moa ve misy antony manokana?...
tohiny
novalian'i jeancharles ny 12/02/2007 12:37
gasy4ever
(
25/01/2007 11:09)
Lisitry ny gouvernemanta vao2
Efa nivoaka ve ny lisitry ny ministra gvt Gl Charles Rabemananjara ? Rah eny dia mba tatero eto azafady, Misaotra mialoha !...
tohiny
novalian'i pissoa ny 25/01/2007 11:56
gasy4ever
(
25/01/2007 10:59)
Composition ministres gL Charles Rabemananjara ?
Aôna dôly ô, mba saika hanontany hoe efa nivoaka ve ny lisitry membres gouvernementa vao2. Misaotra mialoha eh !...
tohiny
dasy
(
25/01/2007 10:46)
membres du gouvernement
hono hoy aho , efa fantatrareo ve ny ministra vaovao ? mba te halala izahay
misaotra ...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/01/2007 00:07
Lek
(
25/01/2007 09:17)
connection internet
Misy connection internet gratuit ve sa tsimaintsy mandalo @ operateur mandoa vola ireny daholo ra mba te hampiditra internet any an-trano?...
tohiny
novalian'i rrgmt ny 11/02/2007 01:50
diamondra27
(
25/01/2007 08:26)
défoule
inona ny zavatra tsara hatao rehefa te-hi-défoule na mba te-hanala azy @ fomba mihaja sy maontina
na koa @ fomba izay itiavanao azy?
Misaotra mialoha ô!...
tohiny
novalian'i fasaly ny 28/01/2007 17:17
niryna
(
25/01/2007 08:09)
Moa ve atao tsianjery ny fivavahana?
Ahoana no fomba hiresahantsika ny RAR tsika,moa ve mila manao famerenana rehefa angataka aminy.Toy izany koa isika raha miresaka amin'Atra.Moa ve ny vavaka natao omaly ihany no averina?Moa ve manao t...
tohiny
novalian'i jimmy ny 07/05/2007 12:34
niryna
(
25/01/2007 07:37)
Ahoana no fomba ahatongavanao any paradisa?
'How are you going to get to Heaven?
Jaona 14:6 manambara antsika. Hoy Jesosy taminy:"Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana,Tsy misy olona mankany amin'ny Ray afa tsy amiko."
Ohabolana 16:25...
tohiny
novalian'i cutie ny 20/02/2007 16:50
domino
(
25/01/2007 07:30)
Tambitamby- tonokiran'ni Nantenaina
Bonjour daolo e!
Tena mba tiako le hiran'ny Nantenaina hoe Tambitamby iny ry zareo fa mba handefaso azafady a!
Zay e! mandra-panoratra ndray....
tohiny
novalian'i lanto ny 27/01/2007 13:46
dylan007
(
25/01/2007 07:11)
good bye (mika sy franklin davis)
milay sady manome feeling ny mihaino azy eh ,
fanja andriamantena no nanoratra ilay izy
raha mahaliana anao dia alefaso ny mailaka dia omeko anao ny parole ny
ôkay:wink:...
tohiny
novalian'i tiffaine ny 08/02/2007 07:46
fasaly
(
25/01/2007 06:48)
Ny mpiforum.
Raha nandinika sy nieritreritra wa izaho dia hitako hoe otran'ny samy manana ny "fan" dool ny mpiforum tsirairay mandray anjara ato:P ohatra iray fotsiny ny omeko izao hoe : i "pissoa" fan a'ni "lapin...
tohiny
novalian'i fasaly ny 08/02/2007 12:41
ratnie
(
25/01/2007 06:29)
Tena tiako
Sao d misy manana ny tonony le hiran'i Melky iny?...
tohiny
novalian'i titimms ny 29/01/2007 19:04
majesty
(
25/01/2007 06:19)
Boite de nuit evangelique
Hono ho ah e,azo eritreretina ve indray andro any ny hisian'ny boite de nuit évangelique satria raha mandinika ntsika dia toa mangalatahaka ny fanao eo @ fiaraha monina izany ny fiangonana ankehitrin...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 20/02/2007 06:08
niryna
(
25/01/2007 06:09)
Karamaitso(green card)eto Madagasikara.
Ahoana no fomba fahazoan'ireo vahiny ttsy mipetraka eto amintsika8O?Taloha hono dia voavidy vola ny fakana azy io,izay izao no tsy fantatro.Ny karana sasany dia manambady gasy vavy(l)ka rehefa vita ny...
tohiny
novalian'i linarako2 ny 02/03/2007 22:44
bazylou
(
25/01/2007 00:38)
izany
gvt de transition izany indray izao no lamaody!! satria mba tia hanano suspense le 8 sy pmny!!
Bref!! tsy vonona ny hanainga ry lerony fa tonga dia mamono andro avy hatrany nef any pokon aetsy maty n...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2007 05:57
bazylou
(
25/01/2007 00:33)
la recette fiscale
accuse un deficit de 4 000 000 000 ar !!! mandroso izany ka!!:lol::lol:...
tohiny
novalian'i HESHA ny 20/02/2007 08:11
xxx
(
24/01/2007 22:54)
dragon ball Z
Nalaza erantany io dessin anime manga io. Maro ny efa nahita fa tsy vitsy ny mbola.
Tsy dia tian'ny olon-dehibe io fa somary an-jaza izany.
Jereo ny [url]www.daylimotion.com[/url] dia ataovy recherc...
tohiny
novalian'i sitlo ny 10/02/2007 00:58
