Tambitamby- tonokiran'ni Nantenaina

1. domino ( 25/01/2007 07:30)
Bonjour daolo e!
Tena mba tiako le hiran'ny Nantenaina hoe Tambitamby iny ry zareo fa mba handefaso azafady a!
Zay e! mandra-panoratra ndray.
novalian'i lanto ny 27/01/2007 13:46
2. lanto ( 27/01/2007 13:46)
Hatrizay zaho nagniry ananzy
Zaho nila izy tia zaho ô
Tsy fantako raha anaty fon'olo
Ke taraiky zaho
Nataoko antso sahisahy
Navy koa moa izy tsy nandà
Efa ela nidiasana loàtra izy io tao ampony

Tsisy rebireby
Tsisy sintosintogno oh
Fa nataoko ody fitiavana anazy arô tambitamby e
Ts'isy rahondrahogna
Fa koragna mamy foagna
Efa fantako
Aody fitiavam-biavy arô tambitamby

...
Hafaliagna anazy donko dila loatra
Tsongotsongo tsy efa
Zanahary nampuray anay roa
Isaoram-po isaorana eran'aigny
F'izaho sendra azy izy koa
Fanojo ny tiany


Tsy arako tsara le andininy faharoa fa tampitampeno eo e :-) Mba ataovy eto raha hainao ?

http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=tambitamby raha hihaino azy ao am rvg
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.069