Ianao no tiako angamba lay titre raha tsy diso aho. ity ary e :
Izaho te hahita anao (2)
Te ho any te ho any a
Raha azoko atao, dia ny hiaraka aminao
F’izaho te ho any mainao (2) fa izao dieny izao aho
Raha sitrakao dia ho eo anilanao
Réf : Tsy ho zakako intsony raha hokobonina ao am-poko
F’izaho tena tian
F’izaho hiafy foana aloha, dia hatrizay aho
Nilaza sao voafitaka ny foko
Nefa mafy tena mafy
Raha sanatria sangisangim-pitia
Lazao dieny izao (2)
‘Lay fitiavanao, sao sangisangim-pitia
Dia izay rehetra am-ponao ao
Izaho hilaza aminao (2)
Fa ny tena sitrako raha mbola azo atao
Dia ianao no tena tiako