Tena tiako

1. ratnie ( 25/01/2007 06:29)
Sao d misy manana ny tonony le hiran'i Melky iny?
novalian'i titimms ny 29/01/2007 19:04
2. titimms ( 29/01/2007 19:04)
Ianao no tiako angamba lay titre raha tsy diso aho. ity ary e :

Izaho te hahita anao (2)
Te ho any te ho any a
Raha azoko atao, dia ny hiaraka aminao
F’izaho te ho any mainao (2) fa izao dieny izao aho
Raha sitrakao dia ho eo anilanao

Réf : Tsy ho zakako intsony raha hokobonina ao am-poko
F’izaho tena tian
F’izaho hiafy foana aloha, dia hatrizay aho
Nilaza sao voafitaka ny foko
Nefa mafy tena mafy
Raha sanatria sangisangim-pitia

Lazao dieny izao (2)
‘Lay fitiavanao, sao sangisangim-pitia
Dia izay rehetra am-ponao ao
Izaho hilaza aminao (2)
Fa ny tena sitrako raha mbola azo atao
Dia ianao no tena tiako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0403