membres du gouvernement

1. dasy ( 25/01/2007 10:46)
hono hoy aho , efa fantatrareo ve ny ministra vaovao ? mba te halala izahay
misaotra
novalian'i fijo ny 31/01/2007 00:07
2. gasy4ever ( 25/01/2007 11:10)
:roll:
3. jefra ( 25/01/2007 11:28)
Hitako tao am forum wanadoo:
Décret : 2007/025 du 25/01/07

22 membres
Min. auprès Présidence : 1
Ministres : 18
Vice Ministres : 2
Secrétaires d’Etat : 2

Premier Ministre / Ministre de l’Intérieur : Gal Charles RABEMANANJARA . ex-ministre de l’Intérieur
Ministre auprès de la Présidence chargé de la Décentralisation et de l’Aménagement du Territoire : Yvan RANDRIANASANDRATRINIONY ; Ambassadeur en Afrique du Sud ; ex-ministre Agri
Ministre de la Défense Nationale : Petera BEHAJAINA ; reconduit
Ministre des Affaires Etrangères : Gal Marcel RANJEVA, reconduit
Ministre de la Justice, Garde des Sceaux : Mme Lala RATSIHAROVALA, reconduite
Ministre de la Fonction Publique et des lois sociales : Jacky TSIANDOPY, PDS de Province de Diégo
Ministre des Finances et du Budget : Benjamin RADAVIDSON, reconduit mais amputé de l’économie
Min. Economie, Privatisation et Commerce : Harrison RANDRIARIMANANA, ex. MAEP
Min Environnement & Eaux et Forêt : Koto BERNARD, chef de Région Vatovavy Fitovinany ; ex-SG MinEnvF
Ministre de la Santé et du Planning Familial : Jean Louis ROBINSON, reconduit
Ministre de la Jeunesse et des sports : Philémon RABARISON
Ministre de l’Agriculture de l’Elevage et de la Pêche : Marius RATOLOJANAHARY, ex-SG Maep ; ex-Directeur Général Maep ;
Ministre des Postes et Communication : Bruno RANDRIANTAVISON ; reconduit.
Ministre des Travaux Publics : Roland RANDRIAMAMPIONONA ; reconduit
Ministre des Transports et du Tourisme : Julien LAPORTE
Ministre de ???? et la Météorologie : Olivier Donat RANDRIAMAHEFAMPARANY ; ex-MEM
MINPOP : pas nommé encore
Ministre de l’Energie et des Mines : Patrick RAMIARAMANANA, maire de Tana, PCA JIRAMA, tikoboy ; poulain de chez poulains.
MENRES : Hajanirina RAZAFINJATOVO, reconduit, ex-délégué du 1er Arrondissement quand Ravalomanana était Maire ; super-technocrate.
Vice-Ministre de l’éducation, chargé Enseignement supérieur : Mme Cécile MANOROHANTA,
Présidente de l’Université de Diégo
Vice -Ministre MAEP : Harifidy RAMILISON, chef de région (?)
Secrétaire d’Etat à la Sécurité publique : Désiré RASOLOFOMANANA
Secrétaire d’Etat à la Communication, à la culture, et aux loisirs : Hermann RAZAFINDRAVELO ; chef de région Analanjirofo

Misy tsy arako t@ prise de note fa mba fenoy azafady ê !
4. ravatorano ( 25/01/2007 13:53)
marina izany e
5. vegas ( 25/01/2007 14:07)
Misaotra jefra a!
6. jefra ( 25/01/2007 15:03)
Ity ny fampitan'ny aody.mg io governemanta io http://www.aody.mg/actualite.php?id=1000

Nanantena zavatra hafahafa kokoa aho raha ny resaka nandeha. Governemanta misy ampela kokoa, olona vaovao ivelan'ny Tikoboys (ny karanan'i kitjo tsy sahin-dRa8 natsofoka :wink: )
Toilettage fa tsy dia misy zavatra/fomba miova.
7. tezitra ( 25/01/2007 16:39)

C'EST UN NON-EVENEMENT
8. dadamary ( 25/01/2007 16:39)
manta moaka io governemanta
9. tezitra ( 25/01/2007 16:41)


LE VRAI PLOBLEM C SIMPLEMENT RAVALOMANANA


10. kitjo ( 25/01/2007 17:23)
Ny anah aloha efa niova ny tao @ Mines dia faly za...inoako fa hiasa tsara i Ramiaramanana...

Ny ankoatra izay "Tohizo ny lalantsika" hahaha

Ahoana ny hevitrareo @ Ranjeva.?tsy d voako koa le rangahy io..bof!

hihihi...tsisy karana :^):^)
11. jefra ( 25/01/2007 17:41)
dadamary:

manta moaka io governemanta

Ny lafatra tsy eto an-tany. Ampiana rano kely dia avela hivoka dia milay raha tsara ny laoka.

Ny azo antoka dia governemanta hikarakara fifidianana fotsiny io. Vita ny referendaoma, dia hanolo ny VavamBahoaka. Izay vao tena hipetraka ny fitondrana ho am 5 taona. Mitehakelika ny mafy ady fa ho avy indray ny propagandy.

12. simplex ( 25/01/2007 20:10)

kiiiiiiiiii tsy lasa minisitra ndray za kle :snif::snif:

nda hivadika opposition @ zay fa tssssss :°):roll::-P:-D:-D

13. ratonga ( 25/01/2007 20:39)
http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=297168
14. xxx ( 25/01/2007 23:13)
Sur les 22 membres du gouvernement:
Tana 15
Diego 3
Fianar,Toamasina,Toliara, Mahajanga : 1 avy :evil:

http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=4704
15. fijo ( 25/01/2007 23:27)
de avelao aloha hiasa ary ireo de jerena eo indray e.
rehefa tsy misy vahiny aloha dia efa tsara be izay.
16. xxx ( 25/01/2007 23:33)
fijo:

de avelao aloha hiasa ary ireo de jerena eo indray e.
rehefa tsy misy vahiny aloha dia efa tsara be izay.

Refa taninarivo ve dia tsara satria ny hafa vongandity doly. Ataovy ao ary nenareo.

17. fijo ( 25/01/2007 23:34)
ny vahiny wa no tsy tiako;fa rehefa gasy dia ok amiko
18. fijo ( 25/01/2007 23:38)
fa mila atao firy isaky ny faritany kay ny minisitra????
19. bazylou ( 26/01/2007 00:36)
sahala main'ny mahazatra ihany e!! misy julien laporte , dia teo aloha jaque sylla , nefa hoe tsy tia frantsay !! odoy e:::lol::lol:
20. kitjo ( 26/01/2007 03:05)
xxx> fa ngah ny gasy tsy avy ao Tana vahiny le???

inona ary no mahataitaitra andry bazy? aleo iaraha-mahita eto fa tsika ange samy eto e....

na zany ary ce ke j'aime-ny io fa zya no hitany fa mety!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7714