membres du gouvernement
21. kitjo
(
26/01/2007 03:11)
rehefa tena namaky tsara aho t@ wanadoo..
Nosarahina kay ny Energie sy ny Mines...
PPpppffff...mbola Donat ihany no ao!
Hikarakara delestage fts zany Ramiaramanana!

22. kitjo
(
26/01/2007 03:13)
bazylou> adinon' ise ilay hoe "Ravelonarivo" @ lay Julien Laporte..lol
jereo ny sary fa to atsy frantsay no hitako ao...
sa Frantsay oh andry Thierry Henri?

23. sasa
(
26/01/2007 04:39)
kitjo ny mines tsy niova le energie et mines taloha fa nosarahana le izy d ny energie no an'i Patrick koa
24. fijo
(
26/01/2007 05:56)
tena io voalazan'i kitjo io,fa patrika izany dia hikarakara ny resaka jiro maty lava.
25. xxx
(
26/01/2007 10:46)
Tahaka izao imerina refa tsary mihatsaravelatsihy :evil::evil:
http://home.cwnet.com/zaikabe/KI/
http://home.cwnet.com/zaikabe/KI/
26. simplex
(
26/01/2007 11:05)
Fankahalana ny frantsay no tena hitako betsaka tao lesy. Mais bon, internet ve moa tsy ho feno fako fa aza vakiana fotsiny ze tsy mety aminao na sendra manohina anao...
27. xxx
(
26/01/2007 11:33)
simplex:
Fankahalana ny frantsay no tena hitako betsaka tao lesy....
Marina ny anao, fa lazaina avy eo fa mpamadika miasa ho an'ny faratay ny "tsy merina" (generalisation) jiaby.
Nihevitra ilay izy ho fandrangitana iaho depuis des annees, fa manontany tena devant la realite du pays.
28. simplex
(
26/01/2007 12:09)
fa realite in moa le izy? poste ministerielle v?
voalohany aloha tsy hary atao minisitra doly babay sy lohovohitra. Ny dikan'zany tsy maintsy misy safidy atao ao. Miankina @ le hoe safidy, in ny kritera natao hisafidianana.
Raha nandinika tsara enao, Ny Arema ou plutot, Ratsiraka sy i Pierrot d i Zafy kou no tena nanao an'le hoe cause cotiere. Zany hoe tsy maintsy representer-na doly ny faritany sy ny foko majeure eo @ Firenena. Tsy dia ratsy en tant q tel izay hevitra izay. Ekena tokoa fa mba mifampi-balance ny fahefana izany, ary koa mety hampisy ny fifaninana hoe adala ze tsy te hampandroso ny niaviany. Izay anefa d teoria fotsiny ihany fa ny zava-niseho d tsy nisy zavatra niangana fa ny teo aza no nosimbaina, ny niara nihinana kosa aloha hainy tsara... Tsy hifanomezan-tsiny anefa izany fa efa lasa ary tsy averina intsony nga no mety kokoa.
@ zao fotoana izao ny zava-mitranga d ezahina alana tanteraka ilay fiheverana hoe tsy maintsy avy atsy sy aria satria sady tsy mahomby no koa vao mia koa anie zany manasaraka e. Ra nandinika tsara enao, d olona teknisianina doly ny ankamaroan'ireo minisitra ireo. Tsy hoe tsy misy manam-pahaizana koa anefa ny "tsy merina" fa io kosa aloha prerogative-ny le izy k izay no hisafidianana olona efa fantany ny fomba fiasany ary atokisana, mba hampisy an'le synergie, vitesy mitovy. Jereo tsara fa ny poste cle rehetra d nomen'lery an'ny homme de confiance-ny doly. Bon, fanomezana toerana izany tsy azo lavina, fa izy kosa anefa tsy mandray ze tsy mahavoa. Izany hoe ol mahay ary manao zavatra, mendrika ilay toerana, no alainy.
Ny regions isan'isany d olona avy any ihany no mitantana azy. Ka tokony hipetraka foana izany ilay hoe fifaninana @ samy region. De tte facons, any ambany mihintsy no tokony hisy an'zay mba ho effective ny fampandrosoana fa ra eo @ minisitra fotsiny tsy mety satria ra zavatra tsy iandreketany kosa v moa d ho azony hitsabahana...
K zay le izy e, tsy hoe fanindrahindrana sy fitiavan-tena diso tafahoatra fa mba hoe souci an'le hoe "efficacite". Ary ny "tsy merina" akory tsy adala ka nda hanaiky ho lembenana eo. Gasy 1 ihany, mitovy doly isika rehetra. :-* avelao hiasa aloha fa ze tsy mahavoa @ faran'ny taona ihany fara faha betsany d efa voadaka, indrindra ra tsy mahazo majorite tsony ny TIM ao @ antieminera...

29. jentilisa
(
26/01/2007 16:09)
Iza no mahatadidy ny tamin'ny andron'i Tsiranana? firy ny merina minisitra tao amin'ny governemantany? Toa Ravoahangy ihany no tena fantatro dia miampy iray fa nisy nitabataba ve? Aoka ho'aho izay io fampidirana resaka foko amin'ny governemanta io fa tsy mahalasa lavitra! raha repoblika federaly indray i Magagasikara dia tena hafa ny resaka!
30. kitjo
(
26/01/2007 17:54)
Marina tanteraka n tenin simplex sy jentilisa ireo!
Izany hoe misy ambaratongany ilay fomba fitantanana ny fitondran' i ravalo
mandat 1: nanamafy fototra tsara ny fitondrana..nanao ny planina rehetra ho fototra iaingana
mandat 2: hitady ny moyen anaovana ny MAP ary manomboka izay efa azo atomboka...
noho izany dia teknisiana hanatanteraka ny asa no ilaina fa tsy mpanao recherche na theoriciens (fiteny v zany..lol)..
ka io zay mahavita ihany ary tsy maintsy olona efa fantatr i ravalo ny fomba fiasany ary mitovy fijery sy mahay miasa miaraka aminy no ataony eo fa manjary sarotra ny fifandraisana anatanterahina ny asa na koa sao misy mivadika sns

31. xxx
(
26/01/2007 18:18)
tsy hitako ny hitenenana foana hoe merina é , côtier é !
samy gasy é ...
maninn koa ny any frantsa tsy hoe ... breton io sa corse sa alsacien ....refa frantsay dé frantsay ...refa gasy dé gasy....aleo marina ny asa no jerena ...fampandrosoana an' i madagascar....

32. fijo
(
26/01/2007 22:26)
izao e,"razakanirina izao merina nefa voapitsika satria tsy nahomby".nefa raha ny taloha izao i "portosy efa itambahoaka be izao ny tsy famelezany,i ndremanjary sy tsaranazy koa torak'izay nefa dia mbola notanana tao foana.ka izay ve le fomba fiasa tadiavina????
36. besoiiin
(
27/01/2007 19:16)
tsitako izay anasiana resabe @ze gouvernemanta eo, efa nametraka confiance t@ ra8 ny vahoaka 54% mahery, izy izao no mpitondra sy nitokisan'ny vahoaka ka izay hitany fa hampandroso ny tany sy firenena ary ahatanteraka ny toky nomeny no ataony, ka tsy hitako mihintsy izay olana na merina 100% na antakarana 100% no ho minisitra eo, efa lany hevitra iretsy mpanohitra minime kely ka dia mitady moyen hanakorotanana saimbahoaka foana, ho reraka eo anefa.......
37. zara5294
(
27/01/2007 23:47)
Misaotra an'ny besoiiin fa mba sambany misy olona manana fijery mivelatra amin'ny izao fitondrana vaovao izao. Ny tokony ho jeren'ireo mpanohitra dia izao, 40 taona mahery tsy nisy merina nitondra teo, tsy nisy mpanohitra niteny hoe maninona no tsy manao réconciliation ê, maninona no tsy asiana ny équilibre régionale, ary 40 taona mahery dia nihidina any amin'ny antsana ny malagasy ka na ny atao hoe classe moyenne aza dia fongana tanteraka. Tsy mijery ny maha merina na maha tanindrana ny tsirairay ny mpitondra raha nifidy ireo équipe ireo, fa ny compétence ny olona no natao loha laharana. Raha te hanarina ny firenena ny mpanohitra dia tokony hanome hevitra hampisondrotra an'ny Madagasikara fa tsy resaka foko foana no entina hanakorontanana ny firenena eo. Izay ihany no mba hain'ny mpanohitra gasy atao, ny manakorontana fa tsy manana hevitra mitombona. Tsy mahagaga raha tsy nisy nihoatra ny 20% ny vato azony
38. fijo
(
31/01/2007 00:07)
izay,matoa ny olona mbola nifidy azy,dia nahita soa ka mila ny hitoizan'io soa io.