Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
izany
1. bazylou
( 25/01/2007 00:38)
gvt de transition izany indray izao no lamaody!! satria mba tia hanano suspense le 8 sy pmny!!
Bref!! tsy vonona ny hanainga ry lerony fa tonga dia mamono andro avy hatrany nef any pokon aetsy maty noana sy rendriky ny rano!!:lol::lol::lol:
Hamaly
novalian'i
fijo
ny
26/01/2007 05:57
2. fijo
( 25/01/2007 23:28)
efa lasa letsy io an,fa inon avao atao hoe miainga?
Hamaly
3. kitjo
( 26/01/2007 03:19)
tsy vonona n hanainga hono zareo fa haninona??
tsy hainao ve ny dikan' ireo ministra maro notazomina @ toerany ireo?
Tohizo ny lalantsika e
Hamaly
4. fijo
( 26/01/2007 05:57)
adinony ka,izy anie tsy mijery fa mitabataba e
Hamaly
1
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0577