connection internet

1. Lek ( 25/01/2007 09:17)
Misy connection internet gratuit ve sa tsimaintsy mandalo @ operateur mandoa vola ireny daholo ra mba te hampiditra internet any an-trano?
novalian'i rrgmt ny 11/02/2007 01:50
2. jefra ( 25/01/2007 17:02)
TSY MAINTSY mandalo operateur, ka tsy maintsy mandoa vola.
Misy ny forfait par mois, misy ny mandeha isa-minitra. Arakaraky ny toerana misy anao.
3. jefra ( 25/01/2007 17:09)
Ampiako kely ny fanazavana: Ilay pub mety hitanao hoe internet gratuit, dia midika fa tsy mandoa vola amin'ilay operateur ianao, fa mandoa vola amin'ny connexion telephonique (aty eropa ohatra : 1 e eo ho eo ny ora 1 raha acces local ilay numero). Io no lazaiko eo ambony hoe "mandeha isa-minitra".

Raha ao Tana ianao, dia lafolafo ihany ny tel mankaty eropa ka aleo mividy kit.
4. vegas ( 25/01/2007 18:29)
Lek> miankina amin'ny misy anao, raha any dago enao de mbola sarotsarotra. Mety tsy possible mihintsy.
Fa aty europa efa misy connexion gratuit (wifi) saingy mbola voafetra ny toerana ahazoana azy.
5. Lek ( 26/01/2007 12:34)
Misaotra anareo e! aty Dago aho
hoy jefra aleo mividy Kit mba azo azavaina ve?
Misaotra e!
6. jefra ( 26/01/2007 15:41)
Mivarotra cartes prepayées ny wanadoo.
http://www.wanadoo.mg/div.php?url=http://www.wanadoo.mg/offres/prepayeDesc.php
7. Lek ( 29/01/2007 05:32)
Merci Jefra
8. bika ( 29/01/2007 09:15)
misy document mampianatra momba ny: "traitement d'image,traitement de son,montage video" ve any ho any fa tsy takatray madinika ny miditra Institution merci
9. rrgmt ( 11/02/2007 01:50)
mivarotra cartes prépayées koa ny freenet.mg sy ny gasyonline.mg, anjarana ny misafidy.
Raha téléphone sans fil telma aloha no ampiasainao dia tsara kokoa ny cartes wanadoo, raha fixe, tsara ihany ny freenet sady malaky ny connexion, ny email
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2685