Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou
(
23/01/2007 22:32)
aferandaomy aferandaomy
fialana sirika ilay aferandaomy atao io satria efa ela no tian'ilay 8 hatao amin'ny avantageny ny fanjakana sy ny lalan, ary lalam-panorenana, ohatran'ny ao amin'ny fjkm ihany e!!:lol::lol::lol:
SAmy...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2007 05:58
hira72
(
23/01/2007 22:01)
tia zouk ve ianao...indreto hira zouk maro dia maro henoinao
tsikaritro nony aho nanisy hira zouk gasy tamin'ny site dailymotion voalohany fa tena tsara ny zouk gasy
Ho faankasitrahana ireo nankafy izany dia ity misy lien nataoko misy ireo zouk ato an-tran...
tohiny
novalian'i hira72 ny 25/01/2007 14:47
acmilanpipo
(
23/01/2007 19:46)
Mba omeo ilay tononkiran'i ANYAH : "Tsy ampy feo faharoa"...
Hitako hoe tsara be ny mozika ataon'i Anyah. Manana touche personnelle @ resaka famoronana sy timbre vocale anisan'izay tena ankafiziko.
Fa mba mangataka aminao io raha hainao dia mba alefaso ao @ a...
tohiny
kanto10
(
23/01/2007 19:41)
kamary
mangataka hiran'i Kamary...
tohiny
Aino
(
23/01/2007 19:34)
arabaina
miarahaba any mamzkely tratry ny tsingeritaona!!:-*:-*(l):-*
demain mety tsy afaka dia mba tsy ho adino dia hatao mialaoha.:P...
tohiny
novalian'i colar ny 26/01/2007 23:36
niryna
(
23/01/2007 18:48)
Zazakely sivy volana dia efa mahay milomano.
Tena mahagaga ny zaza fa rehefa nampianarina nilomano dia nahay na vao teraka kelikely aza:roll::roll:...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/02/2007 06:08
ando2006
(
23/01/2007 17:05)
veloma ry tanana
Mba mangatakza ilay hira hoe hisaraka isika izao hisaraka indray hirava ny lalao andeha izahay ka hokobonikao ilay afo mahamay ................
tohiny
novalian'i mimich ny 24/01/2007 06:14
niryna
(
23/01/2007 16:16)
Voavidin'ny vola ny zavatra rehetra afatsy ny ....
Ny fandriana fa tsy ny fiadanana.Bed but not rest.
Ny trano fa tsy ny fodiana .A house but not a home.
Ny fanafody fa tsy ny fahasalamana.Medicine but not health.
Ny fahafinaretana fa tsy ny hafali...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/01/2007 05:32
tezitra
(
23/01/2007 15:44)
vous donnez trop d'importance à ce petit DEBA, fatigué,nul
izay rehetra manohitra andravalo dia DEBA daholo hono
NOUS C SONT DES les citoyens ordinaires: tanora vonona hitondra ary mahalala fa ny olona rehetra mpagalatra,tsy misy azo antoka [b]fa ny systÃ...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/01/2007 22:50
xxx
(
23/01/2007 15:03)
ara-pivavahana sa ara-tsiansa
olo-mpatatra maty noho ny homamiadana. tsy nanaiky ny fiakams-ny ny hitsaboana azy (chimio) fa sitran'ny fivavahana hono! kinanjo généralisé ny cancer, izay vao nihazakazaka tany amin'ny hosto etc....
tohiny
novalian'i Zina ny 30/01/2007 18:08
xxx
(
23/01/2007 14:29)
Mitombona ve
Raha misy vhv iray voadonam-pitiavana de mety tsy te hierika lhl tsony elaela aty aoriana?...
tohiny
novalian'i ajola ny 21/02/2007 11:25
xxx
(
23/01/2007 14:25)
Misy ve fomba tokony hatao mba hahatamana ny vady ao antrano
Moa ve misy fomba tokony hatao ny vehivavy amin'ilay olona miaraka amin'ny na ilay vadiny mba hahatamana azy ao antrano mba tsy hitadiavany olon-kafa any ivelany na andehanany miaraka amin'ny namany m...
tohiny
novalian'i henrie ny 05/02/2007 20:48
xxx
(
23/01/2007 14:13)
Izaho tsy mba taitra @ rapport izany na dia mba......
bnj !
Tsy haiko hoe aona fa refa mba misangy izaho sy ilay sy ilay olon-tiko dia zaho tsy mba taitra ny hanao rapport izany na dia mba te-hanao aza ilay sipako miaraka amiko , izaho indray aloha rehe...
tohiny
novalian'i bibiango ny 05/03/2007 12:54
rrgmt
(
23/01/2007 14:02)
FILM efa naqndeha !
Tsy film efa nandeha ve ilay PM avy ao amin'ny tafika mba hiasa bebe koka ny appareil coercitif de l'Etat?
ratsiraka + Rakotoarijaona + Procoops
Tsara ny hevitr" Jly Ramakavelo ary tokony hatsangana...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/01/2007 23:44
laingoniaina2000
(
23/01/2007 13:22)
ianao no tiako (Melky)
Mba andefaso ny tononkiran'iMelky azafady. Misaotra mialoha
Laingo...
tohiny
novalian'i nyantranirina ny 25/01/2007 11:04
tezitra
(
23/01/2007 12:59)
dehors le PREMIERS SINISTRE ET SON PRESIDENT
Dehors le premier Sinistre et son président
Maintenant arrêtez vos branlette politique, y ‘a 3 choses à dire sur le premier ministre
En attendant l’élection legislative , c’est l’élect...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2007 23:27
xl
(
23/01/2007 12:44)
TONTOLON NY ROCK MALAGASY
RAHA MISY TE HIFANAKALO HEVITRA MOMBA NY MOZIKA ROCK NA MALAGASY NA VAHINY DIA AZO ENTINA ETO
MISAOTRA TOMPOKO...
tohiny
novalian'i gasimafonja ny 09/02/2007 06:42
xxx
(
23/01/2007 11:36)
fanontaniana
bjrs, gaga fotsiny ny tenako manontany fa ahoana kay rehefa mitady namana araka zay tadiaviko @ ilay mila namana iny dia zero foana ny resultat...
tohiny
novalian'i cutie ny 26/01/2007 20:27
naritsimba
(
23/01/2007 11:01)
HIRA sy DIHY VAKO-DRAZANA ARA-PILAZANTSARA, KABARY MALAGASY
Ho antsika izay liana sy mitady fiaraha-miasa na fikambanana miankina na tsy miankina @ fiangonana, ho anareo izay mitady mpikabary na koa te-hianatra kabary dia jereo eto ambany.
http://www.zoara-...
tohiny
novalian'i prime ny 23/01/2007 15:04
xl
(
23/01/2007 09:24)
MPANOLOTRA FANDAHARANA MOMBA NY MOZIKA ROCK
AFAKA MANAO IZANY TALENTA IZANY NY TENAKO RAHA MISY MILA AHY...
tohiny
novalian'i pimaso ny 24/01/2007 07:42
