arabaina

1. Aino ( 23/01/2007 19:34)
miarahaba any mamzkely tratry ny tsingeritaona!!:-*:-*(l):-*

demain mety tsy afaka dia mba tsy ho adino dia hatao mialaoha.:P
novalian'i colar ny 26/01/2007 23:36
2. fasaly ( 23/01/2007 19:59)
miasaotra an'i aino nampatsiaro fa andefa sms aho zanuy:wink::°)
3. fasaly ( 23/01/2007 20:00)
mety tsy ho hitany na tsy mandalo ato akory izy mantsy:°)
4. degree ( 23/01/2007 23:25)
Alefaso ihany re fasaly a! jereo fa azony soa amatsara io , mba marina anie e.:-*:*
5. kelly13 ( 24/01/2007 12:27)
ponaniferzera zanjikely sy katerinety kelin'i papany sy mamany, hihihi!!! mba antsoy za ry kala fa misy vavao a!!! hihihi! enao tsy manoratra mail etc... tsy hita b ny any! tsarovy refa mihinana gato nareo raalina sa sahirana i datou bibioul d tsy nanao gato? :-*:-*:-*
6. totofy ( 24/01/2007 21:05)
zelkely tratry ny fety ....(l)(l)(l)(l):*
teneno datou bibioul owé asio gatô ho an' i totofy...
fa mandalo izy @ manaraka:lol::lol::lol:
7. mamzelkely ( 25/01/2007 12:55)
melsi dôly ôôôô mici nahatsiaro ee bizzz dôly miala tsiny fa zao vô afaka nandalo

kelly13 ao fa alefaso mail zany vavao zany klou eeee :wink:

totofy efa laniko ny gatô an'lah de notsarovako nao ;):-D
8. kelly13 ( 25/01/2007 13:11)
d tsara v le misao sy nem? kamo za ry kala handefa mail a! njaso fa mety hiantso any za @ week end 8)
9. totofy ( 25/01/2007 19:19)
owayyy klé , hay nisy nem sy misao :oops:
tena tara zah zany :lol::lol:
10. colar ( 26/01/2007 23:36)
inn no halefa ho an mamz kely zany,bitsibitsio ana fa aza avoka eto,hihihihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0835