TONTOLON NY ROCK MALAGASY

1. xl ( 23/01/2007 12:44)
RAHA MISY TE HIFANAKALO HEVITRA MOMBA NY MOZIKA ROCK NA MALAGASY NA VAHINY DIA AZO ENTINA ETO
MISAOTRA TOMPOKO
2. xxx ( 23/01/2007 12:57)
matevina solomaso be nga i XL ?
3. xl ( 23/01/2007 13:23)
MATEVIN TSAINA FOTSINY KA!

4. Papoose ( 23/01/2007 19:56)
iza ary no manana hiran'i bismak hafa na website misy ny hirany hafa ankoatr'ilay hira efa ao iny e!!!
5. ravatorano ( 24/01/2007 05:55)
xxx
6. fijo ( 24/01/2007 06:00)
ny mpiandraikitra ny maneno izany no tsy mahavoa zoky an.tsy mahay manao ny fandanjana ny feo ry zalahy
7. pimaso ( 24/01/2007 07:57)
NY MUSICIEN ROCK PRO MAHAY MIBALANCER NY SON AVEC ECOUTE ACTIF
NY TOMPONA SONO ANEFA TSY TE HANOME NY MATOS DE QUALITEANY DE PEUR HOE HO SIMBA
NY SON ALATSAKA BE ,ETC
ON VERRA AVEC LES SCORPIONS LES VRAIS SON ROCK
ANDEFASANA BISMAK NAREO E
EN FAIT NY ARRANGEMENT DILLIE MBOLA ROCK KOKOA
8. fijo ( 24/01/2007 21:41)
mila fijerena io sono io any mada,fa manipba zavatra be
9. gasimafonja ( 09/02/2007 06:42)
Voa nanao hetsika vao haingana ny Samar, Red Métal, Tselatra... tsy aleo ve tena resahina ifotony ilay kôzy... hoe inona marina no tena olana ao amin'ny Rock ankehitriny... nefa izy no tena manana mpitendry tena avo lenta indrindra (na any ivelany io na eto an-toerana)...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0509