Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mitsanta ( 23/01/2007 09:09)
Tu m'as donnés
Hiran'i Ndriana Ramamonjy izy io mitondra ny lohateny hoe tu m'as donnés... tohiny
novalian'i sitlo ny 23/01/2007 20:55
LazaDaddy ( 23/01/2007 08:57)
fianianana @ razana sy @ Andriamanitra
ahoana ny voalazan'ny Tenin'Andriamanitra momba ny fianianana? Somary nitsiky kely aho mantsy nahita tao @ gazety hoe niniana t@ razana sy t@ Andriamanitra ny filohan'ny fikambanan'ny lehilahy FJKM... tohiny
novalian'i prime ny 29/01/2007 15:28
xl ( 23/01/2007 08:26)
"METALIKA" NO TSARA NA DIA SCORPIONS AZA NO HO AVY ATY DAGO
METALLICA NO TENA IZY FA ANDRON 'NY FANAGASIANA IZAO ANDRIANIKO NY AN NY TENAKO ARY FEHEZIKO NY AN NY HAFA... tohiny
novalian'i pimaso ny 24/01/2007 07:43
niryna ( 23/01/2007 07:35)
Satana, demony,ary devoly. Mitovy sa tsia?
Efa niresaka ny herin'Atra sy ny herin'ny devoly ihany isika teo aloha.Mba azonao hazavaina ve ny mahasamihfa ireo na mampitovy ireo. Misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i niryna ny 28/01/2007 07:22
RAILOVY ( 23/01/2007 07:29)
HAY TEO FOANA KRISTY
Mba mitady an le tonokira hay teo foana kristy iny zay mba manana isika. Tsy le izy hirain i Jocelyn RANJARISON fa le izy hirain le chorale ireny. Dia manantena antsika rehetra ô. Misaotra betsaka... tohiny
novalian'i xxx ny 29/01/2007 18:11
xl ( 23/01/2007 07:25)
FANDROSOANA ARA TOE KARENA TSY TAKONA HAFENINA INTSONY IZAO
TENY FOHY SADY TSOTRA : NIAKATRA 10% NY PNB NY TANTSAHA FOTSINY ALOA NY 2006 HO AVY @ IZAY IZAO NY ANTANAN-DEHIBE , TSY MISY MIHITSY NY FARITRA HO DELAISSER SATRIA MANANA POTENTIEL ECONOMIQUE NY FAR... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 21/02/2007 04:15
niryna ( 23/01/2007 06:37)
Mahafinaritra sy mahaliana ny fiarahana eto saingy misy.....
Mino aho fa mety mitovy hevitra amiko koa ianareo.Mba satria manala sorisory sy mifaly ary mitokelaka miaraka @ namana eto:D8).Misy moa ny manome anarana ary misy ny xxx ,safidy iny.:oops:Ny mampalahe... tohiny
novalian'i niryna ny 10/02/2007 02:12
tontonbo ( 23/01/2007 05:28)
iarivo niandohana
mba omena tononkira kalon'ny merina ry zareo ah!... tohiny
TMalefaka ( 23/01/2007 04:21)
Sary mihetsika
Efa betsaka ihany ny sary mihetsika vita malagasy. Fa ny mba eritreritro izany dia izao é: Mba atao sary mihetsika ilay boky nosoratan'i Andry Andraina hoe " Mitaraina ny tany". Nianarana tany an-... tohiny
novalian'i sitlo ny 28/01/2007 06:28
LazaDaddy ( 23/01/2007 03:38)
mpitsabo nify
Ny andinin-tsoratra masina tian'ny mpitsabo nify indrindra dia ao @ Salamo 81:10, tapany farany. Saika apetrako eto fa aleo samy hikaroka. Mampahatsiahy ny tahotro mpitsabo nify taloha =))... tohiny
novalian'i xxx ny 08/02/2007 14:28
bazylou ( 22/01/2007 23:15)
iza no mba
abbe Pierre gasy???... tohiny
novalian'i sitlo ny 24/01/2007 21:21
xxx ( 22/01/2007 20:37)
niryna
mahafinaritra e. H@ izay nidiranao teto izay dia mba miovaova ny fanontaniana fa dia tena be fanontaniana tokoa ianao an, sady mahita karazany, tohizo fa tsara e.:-*... tohiny
novalian'i dailynews ny 24/01/2007 22:35
end ( 22/01/2007 16:43)
nofy ve mety ho tanteraka?
Mety ho tanteraka ve rah nofy?... tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2007 22:50
xxx ( 22/01/2007 15:25)
Moa ve marina fa misy fiatraikany refa tsy manao firaisana
Moa ve marina fa misy fiatraikany eo @fahasalamana sy eo toe-batana tokoa refa tsy manao firaisana ara-nofo?... tohiny
novalian'i Papoose ny 04/02/2007 04:05
toubibah ( 22/01/2007 15:16)
Za tsy voly, Havana Babaîque
Bonjour daholo, Raha mba manana tonokira an'i Babaîque ange ianao dia mba omeo ahy e!... tohiny
novalian'i xxx ny 22/01/2007 23:28
rna ( 22/01/2007 15:14)
permis de conduire
mety hoe diso rubrique za fa aleoko aty @ vehivavy no soratako ity prblème keliko ity, fa nojereko ilay rubrique "fiarakodia" fa toa tsy dia misy mpamangy. Fa zao e, izaho efa manana permis de condui... tohiny
novalian'i berrt18 ny 19/02/2007 10:19
xl ( 22/01/2007 14:23)
MILA MIANATRA MANAIKY ,MANKATO, SY MIARA MIAINA NY MALAGASY
REHEFA MANDINIKA TSARA DIA MAHAZO NY TIANA HAMBARA: NY 1E MINISTRE NO VOATENDRY, MBOLA MISY TOERANA HO AN I MINISITRA MAROBE IREO NA MERINA NA COTIER HAHAZO TOERANA AO DAHOLO FA AZA MIADY IANAREO RA... tohiny
novalian'i fijo ny 31/01/2007 00:12
ronaldo09 ( 22/01/2007 14:10)
hey! io fa ho rendrika ny sambo
:roll::roll::roll:Dia notendrena ny PM vaovao .Vao hitako ilay anarana dia tora-kovitra aho sady natahotra ny ho avin'i Madagasikara .Toton Ravalo a!Tsy misy tsaratsara kokoa no ho io ve?Ovay fa ho r... tohiny
novalian'i fijo ny 31/01/2007 00:13
bazylou ( 22/01/2007 13:15)
dia mba inona hono no apokan'ity
jeneraly nahazo baiko e!! izaho aloha tsy mbola nahita miaramila nitondra na PM ka hoe nandroso ilay firenena e!:-D:-D... tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2007 22:25
xxx ( 22/01/2007 13:01)
elimination du cotiers et l'imerinisatio(Merci Ravalo)
:evil::evil: :evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:Ny fannendrena Praiminisitra zanak'Antananarivo sy ny fanesorana an'i Syllah zanak'i Toamasina dia midika avy hatrany fa raiki... tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2007 23:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7501