MILA MIANATRA MANAIKY ,MANKATO, SY MIARA MIAINA NY MALAGASY
1. xl
(
22/01/2007 14:23)
REHEFA MANDINIKA TSARA DIA MAHAZO NY TIANA HAMBARA:
NY 1E MINISTRE NO VOATENDRY, MBOLA MISY TOERANA HO AN I MINISITRA MAROBE IREO NA MERINA NA COTIER HAHAZO TOERANA AO DAHOLO
FA AZA MIADY IANAREO RANKIZY A
AZA MIFAROMBAKA SAO KENDA EO
NY 1E MINISTRE NO VOATENDRY, MBOLA MISY TOERANA HO AN I MINISITRA MAROBE IREO NA MERINA NA COTIER HAHAZO TOERANA AO DAHOLO
FA AZA MIADY IANAREO RANKIZY A
AZA MIFAROMBAKA SAO KENDA EO
répondu par fijo le 31/01/2007 00:12
3. lamie
(
22/01/2007 19:23)
marina izany,tsy ny foko no maha-olona ,ary efa t@ andron'i randrianangaly izany hoe filoha sy pm ,minisitra samy hafa fiaviana, samy malagasy na iza eo na iza, mino aho fa tsy karan na sinoa no ministra ,ary fihovana tanteraka no atao ka inona ny olana na miaramila io na olona tsotra?aza dia itarina ny resaka sy avadika ho ratsy daolo izay mitranga fa mba optimisme b d b no aseho dia ho tafita soa isika e!
6. papounette
(
30/01/2007 09:29)
xl:
REHEFA MANDINIKA TSARA DIA MAHAZO NY TIANA HAMBARA:
NY 1E MINISTRE NO VOATENDRY, MBOLA MISY TOERANA HO AN I MINISITRA MAROBE IREO NA MERINA NA COTIER HAHAZO TOERANA AO DAHOLO
FA AZA MIADY IANAREO RANKIZY A
AZA MIFAROMBAKA SAO KENDA EO
:evil:Fa inn fôna ary zao resaka Côtiers sy Merina zao e!!!!!:evil::evil:
7. fijo
(
31/01/2007 00:12)
mahagaga fa io resaka manasaraka io foana no asesiky ny sasany.fa ngah atsy misy argument hafa tsy io fanavahan aio e????
