permis de conduire
1. rna
(
22/01/2007 15:14)
mety hoe diso rubrique za fa aleoko aty @ vehivavy no soratako ity prblème keliko ity, fa nojereko ilay rubrique "fiarakodia" fa toa tsy dia misy mpamangy. Fa zao e, izaho efa manana permis de conduire, ka tany madagasikara no nahazoako izy io, ka t@ zany fotoana hoe hankaty dia nanao auto-école dia vita moa zany dia tonga dia nankaty france, tsy nitondra akory tnay fa juste aut-école, ka nony ndray tonga taty france, tonga novaiko permis vazaha ary ilay izy, kanefa za tsy nitondra mitsy, en tant que auto-école fotsiny no nitondrako fiara, dia hitako za nefa tsy sur amiko za raha hitondra, dia ny tiako ho tenenina dia hoe raha hanao perfectionnement conduite tsy haiko hoe ho tafavoaka ve za, dia ny eirtreirtra koa za hoe hamerina hatramin'ny voalohany, kanefa ny anarako efa any @ préfecture, dia mety ve raha annuler-na ilay permis, marihiko aloa fa mbola tsy nitondra fiara hatrizay nahazoako ilay permis, nefa ilay izy tena ilaiko mitsy @ zao fotoana, dia afaka mba homenareo solution ve zahako, misaotra mialoha ho an'ny zay mamaly.
novalian'i berrt18 ny 19/02/2007 10:19
2. sipagasy
(
22/01/2007 16:51)
misy aloha ny stage de perfectionnement aty e! ahafahanao mitondra na koa, nga dia tsy mba misy olona afaka ny hampianatra anao eny @ sisiny e! eny à parking lehibe ireny rehefa sabotsy hariva na alahady koa!!! mazotoa e!
3. rna
(
22/01/2007 17:07)
sipagasy : efan ni-se renseigner ihany za mikasika ny perfectionnement, fa ny tena problème-ko zany tena zéro e, mahay code za, haiko ny mikaiska ny fitondrana sy ny fiara fa ilay mitondra sur route mitsy no tena tsy ampy amiko, dia indraindray za tena te hamerina hatramin'ny voalohany, nefa ve mety ridicule hoe annuler-ko ny permis-ko fa hamerina za. Eo ny vadiko afaka mampianatra ana fa izy koa miasa dia refa week-end hoe maka aina.
4. jefra
(
22/01/2007 17:43)
Permis efa an-tanana aza annuler-na izany fa anenenanao. Sady tsy ilaina izany fa vidin-dafo indray avy eo.
Fomba fiteny ny perfectionnement, fa azonao atao ny maka cours hatram voalohany. Maka lesona fotsiny ianao dia izay. Raha mipetraka ny fanontaniana hoe toa efa manana permis ianao, dia azonao valiana fa tany ambanivohitra ianao no nipetraka ka tsy matoky tena am circulation/parking sns. Tsy hisy hanome tsiny anao am izany. Ary zavatra mpisy ny manjo anao io, fa ny olona mahita namana/fianakams hampizatra.
Fomba fiteny ny perfectionnement, fa azonao atao ny maka cours hatram voalohany. Maka lesona fotsiny ianao dia izay. Raha mipetraka ny fanontaniana hoe toa efa manana permis ianao, dia azonao valiana fa tany ambanivohitra ianao no nipetraka ka tsy matoky tena am circulation/parking sns. Tsy hisy hanome tsiny anao am izany. Ary zavatra mpisy ny manjo anao io, fa ny olona mahita namana/fianakams hampizatra.
5. rna
(
22/01/2007 17:52)
misaotra indrindra @ conseil, efa nisy nilaza ihany za hoe tsy annuler-na izany ny permis fa hoe hamerina hatramin'ny voalohany fa tsy vitan'ny perfectionnement fotsiny dia ampiana fahazarana.
6. andry08
(
22/01/2007 18:53)
Tena aza annuler-na izany re an! Manaova io perfectionnement io na mianara miaraka @ olona mandeha mivoaka ny tanana misy anao, manao kms maromaro.
7. xxx
(
22/01/2007 19:07)
tsy hitako mihitsy izay hi annuler-na an izany ny mianatra no atao. Fa zavatra efa azo ve ariana indray, tsy mahazo eo intsony dia izay vao hanenina.
Mianara amina auto ecole indray ary fa avy eo tsy manao examen hanalana permis intsony. na manaova izany stage perfectionnemnt izany.
Mianara amina auto ecole indray ary fa avy eo tsy manao examen hanalana permis intsony. na manaova izany stage perfectionnemnt izany.
8. fasaly
(
22/01/2007 19:08)
raha izaho enao io lazain'i sipagasy io hatao fa wain be we nahazo permis nefa maninona no ho annuler ndray asa anefa aloha!
betsaka ny ankizy otranao io fatako fa raha tsy mi risk mitondra au moins une fois par semaine enao tsy hitondra mitsy e!, ny maka permis kou zao efa sarotra sady lafo no me sarotra ny fahafahana examen;..
betsaka ny ankizy otranao io fatako fa raha tsy mi risk mitondra au moins une fois par semaine enao tsy hitondra mitsy e!, ny maka permis kou zao efa sarotra sady lafo no me sarotra ny fahafahana examen;..
9. zandikely
(
23/01/2007 00:53)
Rna: Zaho aloha efa tsy hivoaka ny trano rehefa ianao mitondra fiara e.
:lol:
:lol:
10. simplex
(
23/01/2007 01:25)
zany hoe mila mamerina kely fotsiny fa nga moa d hoe adino doly kosa e:-*. Ny tena mety zao ohatra refa week-end nareo mitsam manao viree alavidavitra @ fiara, d mba enao no mitondra vao afaka ny tanan-dehibe, mandroso sy miverina. Zay anie d efa ampy e ;-) afaka mamerina fanindroany ra mbola tsy matoky tena tsara :D
11. chipie1
(
23/01/2007 13:56)
ny kôdy tandremo tsara koa , fa tsy oe mandroso sy miverina ity fiara ity dia lasa zao ! misy boky afaka vidina ianarana !:lol:
12. Samoana
(
23/01/2007 15:49)
rna:
Eo ny vadiko afaka mampianatra ana fa izy koa miasa dia refa week-end hoe maka aina.
Raha resaka fianarana mitondra tsy dia mandrisika mpivady mifampianatra aho fa trerona no betsaka:-D. Aleo aza mandeha irery raha tsy misy namana hafa afaka manampy.
Torohevitra vitsivitsy(efa voatenin'ny namana ny sasany):
-Tano ny azo fa sarotra ny mila(ny permis io...sy ramose koa:wink:)
-Mandra-pahazatra dia asivo ilay sorabe A hatrany ao an-damosin'ny fiara @ izay mandefitra aminao ny mpamily sasany
-Aza mikoropaka mihintsy rehefa calé ny fiara fa aleo hi-klaxon izay tsy mahatanty
-Démarrage en côte hamafisina tsara any ambadimbadika any dia andeha ho azy ny ambiny
-Tônabilina tsy vaovao entina mba tsy alahelo loatra rehefa mifaoka rindrina ny portière na handona poteau refa marche arrière:D
-dia mahareta fa tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto^:^
13. fasaly
(
23/01/2007 19:16)
ié! marina mitsy io ry samoana! aza mba ny vady no asaina manazàtra mitondra fiara fa de ady ndray sy otahotaka no azo ary tsy hahay eo mitsy hihihi izy matahotra hoe ho sombainao ny firany!
ny ahy kalou de nasiko ny fahazarana isan"'alahady teny nandritra ny un mois sady plus enao mi roule ange dia zatra am code e! oul cool alaina fa tsy taitaibombina be ireny.
ny ahy kalou de nasiko ny fahazarana isan"'alahady teny nandritra ny un mois sady plus enao mi roule ange dia zatra am code e! oul cool alaina fa tsy taitaibombina be ireny.
14. xxx
(
23/01/2007 20:20)
nena zo lasandreo ny permi fa tsy namaly ny preuve hono ny tany dago ,zany hoe manao code ray manotolo fa conduite ze tiako foana
16. rna
(
24/01/2007 15:38)
za ndray aloa mahay code e, refa mivoaka izahay dia haiko daholo ny code, fa ny conduite no tena tsy ampy amiko zany e, mbola matahotra mitondra sur route, dia mitady hivilavila foana zany, efa niditra auto-école anie za taty e, fa tsy ampy ny nataoko dia izao mbola tsy nitondra izao sady za somary olona saro-tahotra hi hi hi. Efa misy code de la route mitsy ato anaty ordi, fa iny indray tsisy olana fa tena tsy ampy fahazarana mitsy za.
17. pitoussy
(
24/01/2007 16:06)
Ny nataoko koa taloha @ alina no mianatra mitondra @ auto route , mba somary manao sacrifice torimaso kely izany e , @ iny mantsy tsy dia b ny risk , ny tany Dago tsinona 50/70 eo ho eo fona, taty vo nahita an'izany mandé 110, 120 zany , fa naika afaka ny aiko t@ tahotra t@ volohany ,ohatra ny manidina zany , avy eo aleo njay ary mandé auto route fa iny mba mora , tsy dia mila mampiasa code fa lalana mahitsihitsy be zany fotsiny ; raha mandé @ ville enao mila mahay code tsara
fa rehefa zatra tsara ilay mitondra @ ville vo manao an'io an
courage e,
fa rehefa zatra tsara ilay mitondra @ ville vo manao an'io an
courage e,
19. tisera
(
25/01/2007 08:31)
mampatsiahay ahy ny cas-ko t@ vao nipetraka taty ivelany ny voalazn'ny rna : izaho koa tany dago no efa nanana permis fa tsy dia nitondra fiara matetika fa nandeha taxi-be foana ; ka nony tonga taty anefa tsy maintsy mitondra fa na dia hanao courses ihany aza sns... dia nianatra nizatra nitondra niaraka t@ ramose in-droa , in-telo fa ny tena moa ohatry ny mora tohina be raha vao mba manao remarque kely ilay vady ; moa ilay vady koa heveriny fa tonga angaha dia ohatr'azy , dia nanao cours de rafraichissement kely tany @ auto -école (32€/heure) : tokony ho prévus hoe hanao 10heures aho t@ voalohany fa 4 séances d'une heure dia najanoko fa lalaovin'ilay moniteur koa fa sitrany ahay mitombo : izaho efa nahatsapa hoe zakaiko irery @ izay nefa mbola ahodikodiny eny @ tànana milamindamina sur route départemantale sns.. fa tsy tena miditra centre ville hono raha tsy any @ 10ème séance dia aorian'io vao mandeha autoroute : hany ka dia nohamafisiko ny saina dia najanoko fa eo am-pitondrana manitsy ny tsy mety fa dia mitandrina tsara fotsiny t@ izany ! bon courage!!!
20. kally
(
25/01/2007 16:55)
Atombohy amin'ny lalana mora sy mahitsy indrindra aloha, dia mizatra tsikelikely mandeha lalana teritery ilay tsy azo ifanenana ireny, dia mandeha tanàn-dehibe amin'izay.
Rehefa autoroute ataovy an-doha fotsiny hoe ireo olona eo ireo mandeha 120km/h, ny dikany alohan'ny hahatafiditra anao eo tsy maintsy tonga amin'io koa ny hafangainam-pandehanao.
Rehefa fantatrao izay tokony hataonao tsy misy tokony atahoranao.
Rehefa autoroute ataovy an-doha fotsiny hoe ireo olona eo ireo mandeha 120km/h, ny dikany alohan'ny hahatafiditra anao eo tsy maintsy tonga amin'io koa ny hafangainam-pandehanao.
Rehefa fantatrao izay tokony hataonao tsy misy tokony atahoranao.