permis de conduire

21. Samoana ( 25/01/2007 17:00)
[quote=xxx]
permie klo klo klo zany an'i rna zany ô!?
[/quote
]

vorontsiloza ve io klo klo klo io =))?


22. rna ( 25/01/2007 17:27)
azafady indrindra fa nandalo auto-école tokoa ny tenako, fa tsisy resaka voron-tsoloza mitsy io ry xxx, zay mitsy ny tiany ho tenenina eto. Araky ny efa nolazaiko dia tsy ampy ny fahazarana satria ny auto-école any dago ny tao @ nianarako aloa fa tsy haiko ny hafa any, 15minutes fotsiny ny conduite nefa sady misy embouteillage, aty 1heure ny conduite, fa ho hitako eo indray raha fetsy be ny moniteur, ka za efa niteny hoe niditra auto-école taty dia hitako mametsifetsy ny moniteur fa saingy za tsy niteny, ka @ ity za rehefa tena hiverina dia tsy maintsy lazaiko raha hitako fa fetsy be nefa ny vola miala.
23. Mitah ( 13/02/2007 21:58)
Raha mahita namana mahatoky afaka hiaraka aminao ianao dia tena tsara ny mitondra fiara miaraka amin'ny olona ankoatra ny vady. Ny fanalana tahotra dia tsy misy afa-tsy ny sainao ihany.Rehefa ny sainao no manaiky fa vitanao io dia lasa ianao rehefa matoky fa hay daholo ny code de la route.Toerana efa mahazatra aloha handehanana hizarana maka hafainganam-pandeha. Rehefa hain'ny tongotrao tsara ny milalao ny fanafainganana ny fandeha na fanajanonana fiara dia efa basy. Ataovy souple tsara ny tanana mitondra fiara. Aza avela hanao croisees mihitsy ny tanana mitondra ny fiara. Avelao ho libre foana ny tananao iray.Ny tiako tenenina dia manodina volant ny tananao iray ary mihazona volant izay nahodina ny iray. Bonne chance e!
24. berrt18 ( 19/02/2007 10:19)
ma tante ko nanana permis malgache fa reha tonga taty france izy dia code fotsiny no nianarany dia avy eho dia nahazo permis francais izy nefa tsy tena mahay mitondra voiture tsara. Tsy ny fandehanana any @ auto ecole no mety mampahay fa ny pratique tout les jours. Izaho izao efa 1taona no nianatra nitondra voiture fa te tsy mahay mihitsy sady lafo be ny permis aty dia hoy aho hoe raha mba fatratro teo aloha izany dia aleoko naka permis tany dago aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1449