dia mba inona hono no apokan'ity
1. bazylou
(
22/01/2007 13:15)
jeneraly nahazo baiko e!! izaho aloha tsy mbola nahita miaramila nitondra na PM ka hoe nandroso ilay firenena e!:-D:-D
novalian'i fijo ny 24/01/2007 22:25
2. ronaldo09
(
22/01/2007 13:40)
Tsy hisy hapoaka zany io e!Leeeeeeeeeee!!!!!Dia tsy misy hafa noho io ve ao e?Dia maninona zao farafaharatsiny i Sillah!!!Zao vao hivarina an-kady!
3. xl
(
22/01/2007 13:58)
LISANY MITSAM ANIE TSY HAHITA RIRANY EO MIHITSY E
MAHAIZA MIONONA FA ATY IZAO NY BAOLINA
NY MAHAY IHANY ANIE NO MILALAO FA NY DONDRONA MIJERY FOTSINY E
LISANY MANTSY MORA MAHAZO REHEFA AZAVAINA ELABE SADY OMENA OHATRA MARO
MAHAIZA MIONONA FA EFA NAMPIOMANA IZAY TALOHAN NY FIFIDIANANA E
OK

4. Samoana
(
22/01/2007 13:59)
Efa mbô jeneraly manankarena CV no entin-dRa8 mba ahafaly an'i ronaldo fa mbola TEZITRA ihany lery e:-D !
bazy/ hanapoaka "basy lou" izy hampitandremana ny kamo miasa toa antsika:wink:
bazy/ hanapoaka "basy lou" izy hampitandremana ny kamo miasa toa antsika:wink:
5. fijo
(
22/01/2007 15:07)
te sylla,lazaina fa ovao e,vendrana io e,sns.novana ,izao indray hoe avereno e,sns.sao dia tsy hainareo ary izay tena zavatra ilainareo ry namana sasany?
6. xxx
(
23/01/2007 00:34)
efa miteniteny foana ry zalahy reo fa mpanohitra tsy mana-kolazaina, tsoloran'i deba saosy matetika hiteniteny foana, izay hono no mba antom-pivelomany any ampita any, i piérô aza niala maina ka asa ry zalahy na aharitra ela na tsia!!!!!
7. simplex
(
23/01/2007 01:17)
mba misy raisina ihany anie ny CV an'lery e:http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1113&ART=21655
;-)
9. xl
(
23/01/2007 06:11)
BAZY LOU / RONALDO
NY TOE TSAINAREO ALOA OVAINA FA TARA BE DIA
AVY EO MIJEREVA HIFOTONY NY ZAVA MISY ATY MADAGASCAR @ ZAY , FA TENA TAPITRA TANTERAKA NY EFFET RATSIRAKA ATY, ANY SISA HO ANAREO REFUSE POLITIQUE DIA MILELAFA IZAY AZO LELAFINA AMINY AO FOANA ALOA
FA ATY NY HO ENTINA MAMPANDROSO NY FIRENENA IZAO NO HIMASOANA FA TSY TSIKERAN ADALA KONDRANA OHATRIN NY ANAREO,
VAVAN NY MATY ANDRANO FOTSINY
NY PM : NA JENERALY NA CIVILE : NY CV ANY ALOA TENA CONVAINQUANT TANTERAKA AMIKO, MITADIAVA RAHA MAHITA
DIA ATAOVY PM ANY MOSCOU SY FRANCE ANY
FA NY ATY MADAGASCAR TSY MITAMBITAMBY @ JIOLAHIM BOTON ANDAFY

10. xxx
(
23/01/2007 10:36)
marina mihintsy ny volazanao ra-xl =D=D=Dny an'ireo tsy misy fitiavana ny malagasy fa ny azy mianakavy ihany, dia ny mitsikera fahatany tsy misy fiheverana na kely aza, jereo fotsiny ny fanenjehan'i bazilou ny malagasy sahirana any an-dafy ao @ dinika "diaspora", azon'ny rehetra amin'izany angamba ny teo-tsiny fa tena lomorina mihintsy!!!