mpitsabo nify

1. LazaDaddy ( 23/01/2007 03:38)
Ny andinin-tsoratra masina tian'ny mpitsabo nify indrindra dia ao @ Salamo 81:10, tapany farany. Saika apetrako eto fa aleo samy hikaroka.

Mampahatsiahy ny tahotro mpitsabo nify taloha =))
novalian'i xxx ny 08/02/2007 14:28
2. LazaDaddy ( 23/01/2007 04:10)
oops! hatsikana sy lalao izy ito fa diso toerana azafady. :)
3. prime ( 23/01/2007 07:10)
Dia hofenoina inona ry LD?...:-D
4. Achia ( 23/01/2007 18:09)
tena mety tsara eto io ka fa somary tohizana hatrany @ toko 12
5. LazaDaddy ( 23/01/2007 23:07)
izaho t@ fahagola saro-tahotra dia mody nataon-"dRadoko" hoe "jereo fa fitaratra fotsiny ito fa tsy zavatra hafa" =))
6. cutie ( 24/01/2007 00:45)
Ny andinin-tsoratra masina tian'ny mpitsabo nify indrindra dia ao @ Salamo 81:10, tapany farany. Saika apetrako eto fa aleo samy hikaroka.

ka zahay zao tsy manana salamo de ahona:roll:
7. LazaDaddy ( 24/01/2007 01:03)
cutie:
ka zahay zao tsy manana salamo de ahona:roll:
dia akatrohy ny nify =)) =)) =))


8. cutie ( 24/01/2007 01:14)
:-D:-D:-D:-D:-D
tsy haiko ny dikan'zany
9. LazaDaddy ( 24/01/2007 02:11)
ny dikan'izany? Rehefa kamo hianatra sy hankatoa ny Tenin'Andriamanitra, ary manara-dia an'i Kristy dia any @ fikatroha-nify no mitonatonana =))
10. cutie ( 24/01/2007 03:58)
hay ve i LD mora miakatra :-D:-D:-D:-D:-D
11. pissoa ( 24/01/2007 06:05)
Hihihi - hay ve LD manao hatsikana ny tenin'Andriamanitra e :cry::-D:-D:-D
12. prime ( 24/01/2007 10:34)
"Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao niakatra avy tany amin'ny tany Egypta; atanatanao ny vavanao, dia hofenoiko." Salamo 81:10...

"Ary hampihinana azy vary tsara indrindra Izy; eny, tantely avy amin'ny vatolampy no hamokisako anao." Salamo 81:16

hummm... tsara hany izy izany an...:-D:-D
13. LazaDaddy ( 24/01/2007 22:31)
pissoa> ny mpitsabo nify no votoatin-dresaka eto :)

prime> ka ry zareo anie tsy te ahafantatra afa-tsy ilay tapany farany e:

"atanatanao ny vavanao, dia hofenoiko."

Misy mantsy ny olona tsy mety manoka-bava fa matahotra alana nify toa ahy fahagola :-D dia mitady ny fika rehetra ry zareo ka hatr@ Tenin'Andriamanitra avy no ampiasainy @ tsy tokony ho izy. Tena misy io an! Sipa mpitsabo nify fantatro no manao an'io saingy tsy hoteneniko hoe iza!!!
14. pissoa ( 25/01/2007 08:13)
LD, Oops, g pas remarké =))=))=))

ka ianareo anie be teny lava ny hafa e, miaraka amin'ny andalana bobaka be sy ny fanizingizinana lava reny ! Dia mba ampatsiahiviko kely fotsiny hoe io ilay nitenenanao an'i Ika io mananihany (eto manao hatsikana) an'Andriamanitra (eto ny teniny) io. Sa marina kay moa ny mpitsabo nify tsy mahazo mitsabo ny nifiny fa ny an'ny hafa ihany :-D:-D:-D:-D:-D
15. prime ( 25/01/2007 11:02)
LD> Ka dia aza avela hofenoiny aza raha izany kanooo...:°):-D:-D
16. cutie ( 26/01/2007 03:37)
ka ianareo anie be teny lava ny hafa e, miaraka amin'ny andalana bobaka be sy ny fanizingizinana lava reny ! Dia mba ampatsiahiviko kely fotsiny hoe io ilay nitenenanao an'i Ika io mananihany (eto manao hatsikana) an'Andriamanitra (eto ny teniny) io. Sa marina kay moa ny mpitsabo nify tsy mahazo mitsabo ny nifiny fa ny an'ny hafa ihany

:-D:-D:-D:-D:-D
remarque kely ty ry LD:
Manin za no mahazo junk mail avy any aminareo any
Efa haiko fa tsy maintsy avy any reny resaka christiansime reny :-D
17. naritsimba ( 26/01/2007 12:40)
« Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao niakatra avy tany amin'ny tany Egypta; atanatanao ny vavanao, dia hofenoiko. » (Salamo 81:10)
18. cutie ( 26/01/2007 13:45)
:-D
19. LazaDaddy ( 26/01/2007 14:55)
cutie> tsy izaho izany ary tsy fanaoko mihitsy, fa ialako tsiny. Ny ahy tonga dia any @ restaurant sy caffe sns...ihany fa tsy mandefa spam izany lol
20. cutie ( 26/01/2007 14:59)
tsy maintsy avy any zany e :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3092