fianianana @ razana sy @ Andriamanitra
1. LazaDaddy
(
23/01/2007 08:57)
ahoana ny voalazan'ny Tenin'Andriamanitra momba ny fianianana?
Somary nitsiky kely aho mantsy nahita tao @ gazety hoe niniana t@ razana sy t@ Andriamanitra ny filohan'ny fikambanan'ny lehilahy FJKM :cry: ankoatr'ilay fianianana dia toa sanatria "mampivady an'Andriamanitra @ razana" koa ilay izy :(
:evil:Eto anatrehan'Andriamanitra sy ny razana, mianiana aho fa hanaja toy ny anak'andriamaso ny lalàm-panorenana:evil:

novalian'i prime ny 29/01/2007 15:28
2. prime
(
23/01/2007 14:04)
... diso izany ry LD a... tsy mianiana @ Andriamanitra sy ny razana izany no ao anatin'ny lalam-panorenana sy ny novakiany t@ fotoana nanaovana izany fa toy izao :
"Eto anatrehan’Andriamanitra Andriananahary sy ny Firenena ary ny Vahoaka, mianiana aho fa hanatanteraka antsakany sy andavany ary amim-pahamarinana ny ..."
...sy ny hoe :
"Mianiana aho fa hanaja sy hitandrina toy ny anakandriamaso ny Lalàmpanorenana sy lalàm-panjakana,…"

3. scorpion
(
23/01/2007 15:54)
raha natao teny angilisy ilay fianianana dia azon'i LD tsara. Zoky be ito mantsy zatra mandray atendron-dresaka :°)
5. LazaDaddy
(
23/01/2007 23:04)
prime> "amdriamanitra sy ny razana" no hitako an-gazety araka ny nambarako fa tsy izaho no namorona. Tsy voatery ho marina koa anefa ny voalazan'ny gazety.
>>>> Na izany na tsy izany, na @ vahoaka na @ razana, na @ Andriamanitra, angamba tsy mila atoro i Prime fa TSY TOKONY hianiana na oviana na oviana, na @ inona na @ iza raha Kristianina. Ooops! ... kay moa "raha Kristianina" ihany!!!:)

7. prime
(
24/01/2007 09:39)
LD> Ka i Ramakavelo no niteny an'io (asa fa raha izy izany no nianiana dia t@ razana tokoa angamba) fa ny fianianana nataon'ny filoha dia ny tao @ lalàm-panorenana izay voalaza etsy ambony ny sombiny no nataony...
Eny tokoa, Kristy nandidy hoe "aza mianiana...", satria ny fototry ny "fianianana" tokoa mantsy dia midika hoe : "ekeko ary tsy maintsy tanterako..." kanefa hoy Kristy hoe tsy misy mahay na dia iray aza manova ny lokon'ny volo iray ho hafa...
Raha ny tena izy dia azo atao ny mianiana raha toa ianao ka resy lahatra tanteraka ary tompon'antoka tanteraka sy manana fahefàna feno amin'ny lazainao hahavita izay ambaranao... fa i Kristy no efa nampitandrina hoe fa iza moa ianao?
Ka dia azy ny azy ry LD... hotsarain'Andriamanitra amin'izany fianianany izany izy raha mahavita an-tsakany sy an-davany izay lazainy na tsia... fa aleo tsy ho antsika no hitsara...

8. LazaDaddy
(
24/01/2007 16:08)
prime:
Eny tokoa, Kristy nandidy hoe "aza mianiana...",
prime ihany::-D:-D:-D
Raha ny tena izy dia azo atao ny mianiana raha toa ianao ka resy lahatra tanteraka
9. majesty
(
25/01/2007 06:23)
Hoy prime:
tandremo fa efa mahay manova ny lokon'ny volony zao ny olombelona,misy lokony menamena,fotsifotsy,maitso,manga sns :lol:
kanefa hoy Kristy hoe tsy misy mahay na dia iray aza manova ny lokon'ny volo iray ho hafa...

11. prime
(
25/01/2007 11:10)
LD> :-D... mampihomehy ô?
Toa mifanohitra angaha no fijery azy nefa dia izany mihitsy no tian'ny tenin'Andriamanitra ambara (ka tsy tapahinao ilay tohiny...:°))
Hoy mantsy ny tenin'Andriamanitra manao hoe amin'ny anaran'i Jesosy :
"Raha misy lehilahy mivoady amin'i Jehovah, na mianiana hamehy ny fanahiny hifady, dia tsy hitsoa-teny izy; araka izay rehetra naloaky ny vavany no hataony." Nomery 30:3

12. majesty
(
26/01/2007 05:31)
prime:ny metimety kokoa angah dia ny hoe "mahaova ny hodiny va ny Etiopiana,na mahaova ny sorany va ny menarana (...):D:D
14. niryna
(
27/01/2007 06:19)
majesty:
Hoy prime:
kanefa hoy Kristy hoe tsy misy mahay na dia iray aza manova ny lokon'ny volo iray ho hafa...
tandremo fa efa mahay manova ny lokon'ny volony zao ny olombelona,misy lokony menamena,fotsifotsy,maitso,manga sns :lol:
Ny isan'ny volondoha no efa voaisany kanefa raha sola ilay olona dia efa misy mampaniry ny volo.Mety ho diso kaonty indray ny anjely ;-)