Moa ve marina fa misy fiatraikany refa tsy manao firaisana
1. xxx
(
22/01/2007 15:25)
Moa ve marina fa misy fiatraikany eo @fahasalamana sy eo toe-batana tokoa refa tsy manao firaisana ara-nofo?
novalian'i Papoose ny 04/02/2007 04:05
8. sitlo
(
23/01/2007 06:15)
Tsy maninona izany fa eo dia mamorona eo daholo.
Lasa miporiporina a eh, lasa mitapy :-D
Aleo ange atambatro ny valiteny teo raha lehilahy eh
Bemony miporiporina, voan'ny prostate sady kizitin-dava no vetaveta fisainana, dia jamba koa fanampininy. :-D

11. bobone
(
23/01/2007 07:52)
Miarahaba antsika aloha e! tratry ny taona!
Nanitikitika ahy ity resaka ity! amiko aloha de samy manana ny vatany ny tsirairay! misy tena tsy maninona mihitsy rehefa tsy manao firaisana !
fa misy kosa de hita mivaingana izao ny fahavoazany , mety aran-tsaina no voa ary misy koa tena eo @ lafiny fahasalamana, misy mahia tsy mahazo aina; ao ny toetrany no lasa kizintina ,,misy marary maso araka ny tenin'inamana!sns!!! arakaraky ny olona ilay izy e!

16. valinasa
(
24/01/2007 15:13)
Marina tokoa izany na ho any lahy na ny vavy satria lasa ny saina ary mieritreritra ianao hoe fa miodina ve no tsy mahavia intsony ka lasa mihitatra lava be ny resaka.
17. sitlo
(
25/01/2007 02:07)
valinasa> ianao no te ho lasa saina raha toa ka lasa saina, fa raha ianao mihitsy no nisafidy tsy hanao firaisana dia tsy misy lasa saina izany.
18. ranjalia
(
30/01/2007 15:56)
maha vaky vovonana fahavaratra ny tsy manao izany ary maha rovi-damba ririnina mihitsy fa indrindra ho an'ireo izay any @ ririninan'i lafrantsa de tena mivaingana miitsy ny tobim-pamaharana solika,ka mila mitandrina e!!!ataovy ny entretien eeee!hahaha