Moa ve marina fa misy fiatraikany refa tsy manao firaisana

1. xxx ( 22/01/2007 15:25)
Moa ve marina fa misy fiatraikany eo @fahasalamana sy eo toe-batana tokoa refa tsy manao firaisana ara-nofo?
novalian'i Papoose ny 04/02/2007 04:05
2. xxx ( 22/01/2007 15:32)
lasa mipôripôrina raha karemy herinandro:D
3. xxx ( 22/01/2007 15:45)
lasa kizitin-dava:lol:
4. fasaly ( 22/01/2007 18:58)
lasa be mony!:P
5. Zina ( 22/01/2007 19:03)
ny lahy voan'ny prostate
ny vavy tsy fantatro...hihiihh
6. xxx ( 22/01/2007 19:41)
mety lasa vetaveta be. vao misy mikitika dia any foana ny saina. :-D
7. fasaly ( 22/01/2007 19:54)
mahajamba hono ny tsy ampy firaisana
8. sitlo ( 23/01/2007 06:15)
Tsy maninona izany fa eo dia mamorona eo daholo.

Lasa miporiporina a eh, lasa mitapy :-D
Aleo ange atambatro ny valiteny teo raha lehilahy eh

Bemony miporiporina, voan'ny prostate sady kizitin-dava no vetaveta fisainana, dia jamba koa fanampininy. :-D
9. fasaly ( 23/01/2007 07:10)
:-D:-D:-D:-D ka aza mitsahatra ny manao ary amzay ts ytatranreo:-D:-D
10. booboo ( 23/01/2007 07:47)
Zina > kay aretina zany prostate ?
11. bobone ( 23/01/2007 07:52)
Miarahaba antsika aloha e! tratry ny taona!

Nanitikitika ahy ity resaka ity! amiko aloha de samy manana ny vatany ny tsirairay! misy tena tsy maninona mihitsy rehefa tsy manao firaisana !
fa misy kosa de hita mivaingana izao ny fahavoazany , mety aran-tsaina no voa ary misy koa tena eo @ lafiny fahasalamana, misy mahia tsy mahazo aina; ao ny toetrany no lasa kizintina ,,misy marary maso araka ny tenin'inamana!sns!!! arakaraky ny olona ilay izy e!
12. xxx ( 23/01/2007 15:25)
Zina:

ny lahy voan'ny prostate
ny vavy tsy fantatro...hihiihh



...feno tranonkala:-D
13. sitlo ( 23/01/2007 21:11)
bobone> aiza fa tssss, porofo
14. sasa ( 24/01/2007 04:47)
=))=))
15. kitjo ( 24/01/2007 13:59)
mety misy lasa mahantra....
:-D

satria lasa maka mandoa vola eny @sisiny..hahahha:-D:-D
16. valinasa ( 24/01/2007 15:13)
Marina tokoa izany na ho any lahy na ny vavy satria lasa ny saina ary mieritreritra ianao hoe fa miodina ve no tsy mahavia intsony ka lasa mihitatra lava be ny resaka.
17. sitlo ( 25/01/2007 02:07)
valinasa> ianao no te ho lasa saina raha toa ka lasa saina, fa raha ianao mihitsy no nisafidy tsy hanao firaisana dia tsy misy lasa saina izany.
18. ranjalia ( 30/01/2007 15:56)
maha vaky vovonana fahavaratra ny tsy manao izany ary maha rovi-damba ririnina mihitsy fa indrindra ho an'ireo izay any @ ririninan'i lafrantsa de tena mivaingana miitsy ny tobim-pamaharana solika,ka mila mitandrina e!!!ataovy ny entretien eeee!hahaha
19. mignone ( 30/01/2007 16:14)
maha -lasa fintsa ilay ranjalia
20. xxx ( 30/01/2007 19:19)
ty mignone
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1282