hey! io fa ho rendrika ny sambo
1. ronaldo09
(
22/01/2007 14:10)
:roll::roll::roll:Dia notendrena ny PM vaovao .Vao hitako ilay anarana dia tora-kovitra aho sady natahotra ny ho avin'i Madagasikara .Toton Ravalo a!Tsy misy tsaratsara kokoa no ho io ve?Ovay fa ho rendrika ny sambo tahian'Andriamanitra ianao .Tsy mamely ity notendrenao marina e!
répondu par fijo le 31/01/2007 00:13
3. fijo
(
22/01/2007 15:04)
ronaldo an,rehefa milaza zavatra dia asio profo mivaingana,fa tsy mendrika ny filazana tsy maripototra
4. patrick2002
(
22/01/2007 16:49)
Rahalahy Ronaldo.
Miarahaba anao ny tenako ,Raha ny fahitako anao dia hitako fa mahavita Fianarana ambony ianao .Izany hoe olom-pirenena tsy toy ny olom-pirenena rehetra ,fa ianao no mety hitondra an'i madagasikara rahampitso.
Raha jereko anefa ny analyse hapetrakao ,dia tsy mba analyse na intellectuelle mihintsy ,fa tonga dia vavany ,sentiment ,no betsaka .
Izay no mahavoa ny mpanao politika any madagasikara ,satria haazo olona no tiana atao dia jonona amin'izay ilay vahoaka tsy nahita fianarana.
Ka ny teniko aminao rahalahy dia ianao no hitondra an'i dago rahampitso mba manaova critique constructive ,fa ny olona eto @ serasera ,samby olona ,nianatra daholo angamba ,ka tsy dia mila kabary ohatry ny kabary fatao an'i Tambanivohitra Malagasy.
Misaotra

5. lagoon
(
22/01/2007 18:01)
oka izay ry Ronaldo a!tsy efa feno kitro ve izay ity tanana fa mitsikera foana no atao eto.tsy hita akory izay zava-bita fa dia mi-wawawa lava reny eto.
6. kitjo
(
22/01/2007 18:10)
hihihi
k ny mampiomehy rendrika foana ny lakandry zareo isaky ny mandeha....
mamorona hevtra ray d tapina ny daomy d mamoron ahafa ndray

8. xl
(
23/01/2007 06:00)
RONALDO :
APPROCHE PAR COMPETENCE IZAO NO FILAMATRA , IZANY HOE NY RESULTAT NO JERENA : PLUTOT TECHNIQUE QUE POLITIQUE IZAO NO FOMBA FIADY
TARAIKY BE NAREO , VARIANA @ FOMBAFOMBA TSY NAHASOA FAHINY
EFA NY BY-PASS / BOULEVARD DE TOKYO IZAO NO LALANA HIZORANA
AZA VARIANA MITSIKERA FOTSINY FA NY OLONA SADY MIASA NO MIKABARY , SAO HILAOZAN NY OMBY MIAHAHAHAHAHAKA EO
OVAY NY TOE TSAINA MAREFOREFO SY TSY TIA FAHOMBIAZANA ,DIA MIDIRA ATY RAHA HIASA HO AN NY TANINDRAZANA, FA TSY EO NO WA WA WA TSY ALEHANY EO
MAZAVA!
NY ZAZA VITA NO HIFAMPITSARANA....

9. xxx
(
24/01/2007 13:44)
ronaldo09:
:roll::roll::roll:Dia notendrena ny PM vaovao .Vao hitako ilay anarana dia tora-kovitra aho sady natahotra ny ho avin'i Madagasikara .Toton Ravalo a!Tsy misy tsaratsara kokoa no ho io ve?Ovay fa ho rendrika ny sambo tahian'Andriamanitra ianao .Tsy mamely ity notendrenao marina e!
Malahelo anga enao razoky fa tsy nahazo toerana???
Tsy misy tokony atahoranao mihintsy ny eto @ tanana fa mandeha tsara nohon'ny fikirizan'ireo olona maro mitady izay hevitra ampandrosoana aingana an'i M/kara.
Raha ny fahazaoko azy izany dia mipetraka any rôsia enao, izany hoe nahazo vatsi-pianarana t@ fanjakana malagasy mba andrato fianarana ambony ary mino aho fa tonganao ny tanjona ka dia olona ambony sy manampahaizana izany ianao @izao fotoana izao. Rehefa vita kosa ary ny fianaranao mba inona no mba valim-babena atolotrao ny tanindrazana fa dia ilaozanao manepoka fotsiny any dia mitsikera sy manaratsy fotsiny ny olona mihezaka ny ampandroso an'i M/kara. Ny mba irehareanao vé ny hoe "Tany Moscou io say io, t@ fihaonana t@ praiministra Rosiana momba ny ady amin'ny rasciste" rarahin'ny malagasy inona moa izany, kay moa izany nareo any tsy tian'ny tompo-tany akory fa mbola misisika mijanona any ihany, koa dia mahereza ary fa raha tonga aty koa moa ianao @ zany fisainanao izany dia arary fo fotsiny ka mety anahirana ny malagasy fotsiny.
Ity misy toro-hevitra kely atolotra anao: miaraha @ ronaldo sy tezitra fa mety hifanaraka tsara ianareo telo mitsam samy trondro maty maimbo sy mamofona marara drenirano ny mpitsikera kely atidoha.
10. fijo
(
24/01/2007 22:17)
aoka mba resaka misy votoatiny no aterina eto,fa tsy manidina e.asio profo,fa ekenay izay marimpototra.
i bazy izao namoaka le resaka tany alemana.ary dia nekenay fa tsy rariny ilay izy,na dia bazy aza no namoaka azy teto.fa tsy hoe rehefa tsy mitovy hevitra aminay dia diso.

11. papounette
(
30/01/2007 09:24)
ronaldo09:
:roll::roll::roll:Dia notendrena ny PM vaovao .Vao hitako ilay anarana dia tora-kovitra aho sady natahotra ny ho avin'i Madagasikara .Toton Ravalo a!Tsy misy tsaratsara kokoa no ho io ve?Ovay fa ho rendrika ny sambo tahian'Andriamanitra ianao .Tsy mamely ity notendrenao marina e!
Zahay miaina aty Madagasikara aza tsy torakovitra akory de enao any Russie lavitra be any ve no mangorovintsina.:-D:-D:-DLalina zany:wink:
Fa innn no tena antony mampatahotra anao nefany e?mba zara2o sô de mba tokony hangovitra ôtrnao ko zahay:{:{