iza no mba

1. bazylou ( 22/01/2007 23:15)
abbe Pierre gasy???
novalian'i sitlo ny 24/01/2007 21:21
2. xxx ( 22/01/2007 23:23)
maninona no manotany fa tsy tonga dé ataovy, sa mahay mitsikera fotsiny fa rehefa tokony anao zavatra tsara tsy mahavita fa pokaty tsinona ny ao anaty lohan'i bazylou!!!!:-@
3. dailynews ( 22/01/2007 23:32)
bazylou:

abbe Pierre gasy???

tsy kobo aho fa inn zany?


4. xxx ( 23/01/2007 00:25)
i Père Pedro izao no azo lazaina hoe Abbe Pierre eto M/kara, ny vitanao anasoavana ny malagasy mpiray tanindrazana aminao angamba ry bazylou tsy tonga hatreny ampaladiany io mopera io akory, ko mba ainao ery no be fanotaniana hoe mba iza no abbe Pierre gasy!!!!! tongava aty an-tanidrazana razoky dia mba omeo ny anjara birikinao ho fampandrosoana an'i M/kara fa aza ilaozana manatsikera fotsiny, fa manjary manala izay efa kely ao antin'ny atidoanao fotsiny.
5. dailynews ( 23/01/2007 00:43)
hay izay vao azoko.
6. fiderana ( 23/01/2007 10:03)
:?::roll:milay rehefa mba mahatsapa tena ê!, dia asaina ary ianao hitondra soa hoan'ny firenena ê!.
7. diamondra27 ( 23/01/2007 12:33)
DN: Abbé Pierre izany de olona maty omaly 5H25 sa 5H30? 94ans,

Fondateur nanao soa sy nahavita be t@ fiaraha-monina, namorina ny fanampiana ny mahantra SDF "Sans Domicile Fixe", mandava-taona de misy association miara-miasa aminy EMMAUS, ka ao ny resaka fanampiana fitafiana, sakafo, hebergement, ...

http://www.fondation-abbe-pierre.fr/
8. diamondra27 ( 23/01/2007 12:37)
xxx: ie , père Pedro no manao ny asany any Dago.

Ianareo kosa aza tonga dia masiaka @ fanontaniana mipetraka e!

Tsy hoe za miaro an'i bazylou fa mba soyez souple! na dia hoe: indraindray ny fanontaniana sy dinika ataony aza tsy mety @ zay laoniny fa mi provoc.

Asa anefa...
9. bazylou ( 23/01/2007 23:17)
fa angaha i pere pedro koa efa gasy ??
Mazava anie ilay fanontaniana e!!
IZA IZAO NO ABBE PIERRE ""GASY""?? fa tsy hoe italianina na indianina na espanola!!
Dia mba gasy avy aiza ary hono i pere pedro e????
10. xxx ( 23/01/2007 23:43)
ianao angaha gasy???
raha gay i basylou dia mba inona no mba vitanao akoatra ny mitsikera, ny atidohanao moa tsy ngeza mihotrany petipôa ka atao ahoana, mahaiza mionona é!!!
11. xxx ( 24/01/2007 04:10)
Tia ho abee pierre indray ny sasany.
Lalina mihitsy ity fidokafatena ity.
12. niryna ( 24/01/2007 05:43)
diamondra27:

xxx: ie , père Pedro no manao ny asany any Dago.

Ianareo kosa aza tonga dia masiaka @ fanontaniana mipetraka e!

Tsy hoe za miaro an'i bazylou fa mba soyez souple! na dia hoe: indraindray ny fanontaniana sy dinika ataony aza tsy mety @ zay laoniny fa mi provoc.

Asa anefa...


Io foana ny olana eto.Tonga dia manapepo ny sain'ny olona kanefa izy aza mba mizara izay kely nahafinaritra azy:roll:

13. sitlo ( 24/01/2007 16:42)
Aleo ho pepo ze tia ho pepo amin'ny resaka mandany rora. Zany avy ka atao olana.
14. pissoa ( 24/01/2007 21:05)
Hihihi - marina njay ny tenin'i sitlo kle :-D:-D:-D
15. sitlo ( 24/01/2007 21:21)
misaoTra betsAka amin'ilay compliment eh.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0683