niryna

1. xxx ( 22/01/2007 20:37)
mahafinaritra e. H@ izay nidiranao teto izay dia mba miovaova ny fanontaniana fa dia tena be fanontaniana tokoa ianao an, sady mahita karazany, tohizo fa tsara e.:-*
novalian'i dailynews ny 24/01/2007 22:35
2. niryna ( 23/01/2007 06:20)
xxx:

mahafinaritra e. H@ izay nidiranao teto izay dia mba miovaova ny fanontaniana fa dia tena be fanontaniana tokoa ianao an, sady mahita karazany, tohizo fa tsara e.:-*

Sady manontany aho no manoro hevitra izay kely ananako fa misaotra nanome hery e:D

3. fasaly ( 23/01/2007 07:06)
hitandry amzany ry nyrina fa t sy zà ihany no maha remark:wink::wink:
4. fiderana ( 23/01/2007 09:48)
tsara ny mitondra hevitra vaovao fa tohizo niryna â!, ny tsy dia manana toa anay ary efa mba tsy fidiny, tsara ê!, alefaso foana na dia ho vakiana fotsiny aza.
5. kelly13 ( 23/01/2007 13:24)
sady maro karazana le dinika alefan'i niryna fa tsy ohatra hoe "eritreritra mandalo" fotsiny :)
6. vale ( 23/01/2007 14:43)
ie:P,.. za aloha anisan'ny mpankafy ny dinika rehetra alefan'i niryna e, sady be zavatra mahaliana lay izy!! tohizo foana niryna â =D=D=D:-*
7. niryna ( 23/01/2007 18:02)
Misaotra antsika rehetra nanosika ahy sy nanome hery ahy,efa kivy aho pohan'ireo mpanatsatso.Izaho koa anie mba maka izay hevitra omen'ny olona e.Mijoro vavolombelona no tena tiakoa ary faniriako,mino aho fa maro dia maro no hitodika amin'Atra voakatr'ireo namana mifanampy sy manoro antsika eto:D
8. dailynews ( 24/01/2007 22:35)
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6241