Satana, demony,ary devoly. Mitovy sa tsia?

1. niryna ( 23/01/2007 07:35)
Efa niresaka ny herin'Atra sy ny herin'ny devoly ihany isika teo aloha.Mba azonao hazavaina ve ny mahasamihfa ireo na mampitovy ireo.
Misaotra mialoha
novalian'i niryna ny 28/01/2007 07:22
2. Lek ( 23/01/2007 08:32)
Ny fahazoako azy aloha de izao e! ny devoly de nadikan'ny gasy avy amin'ny teny anglisy devil ary ilay demony avy amin'ny teny frantsay demon izay anarana iombonana tsy samihafa ireo tahaka ny hoe olombelona fa satana kosa de anara-tsamirery araka ny voalaza ao @ apokalipsy hoe nahita an'i satana nilatsaka ta tahaka ny varatra avy tany an-danitra aho...., misy koa le hoe satana sy ny miaramilany etc...
Ahitsio ra diso
3. LazaDaddy ( 23/01/2007 08:59)
ny demony (devoly) dia miaramilan'i satana
4. diamondra27 ( 23/01/2007 12:03)
andraso aloha fa tena mbola tsy ao aho fa rehefa misy confirmation de lazaiko eto ihany

misy ny maha samy hafa azy ireo:
ny iray antsoina hoe: ennemi
ary ny iray antsoina hoe: calomniateur

satana angamba le ennemi
fa le calomniateur zany le mpanambitamby , mpanome hevidiso e, mamadi-dresaka!
jereo tsara ny nataony tao saha edena, tsy ho faty ianao madama raha mihinana io voankazo io ka, hahiratra ny masonao....(izay le hoe: calomnie)

5. diamondra27 ( 23/01/2007 14:28)
Satan » (hébreu : שָׂטָן ; koinè : Σατανάς, Satanás ; araméen : צטנא, Tzatanâ ; arabe : شيطان, Shaytân) est un terme dont les origines remontent aux fois abrahamiques, traditionnellement appliqué à un ange, un démon, ou une divinité mineure dans de nombreux systèmes de croyance.

Le terme provient de l'hébreu et signifie adversaire, comme un accusateur ou un procureur dans un tribunal hébraïque. L'hébreu ne connaît ce terme qu'en tant que nom commun, désignant une fonction, et non un être bien déterminé.

Cependant, suite au vocatif utilisé par Jésus, Vade retro, satanas ! (Matthieu, IV.10), Satan est devenu communément utilisé comme le nom propre « diabolique » du Diable, son nom « angélique » étant Samaël, ainsi que le rapportent de nombreuses traditions post-bibliques.

Le terme arabe qui renvoie à Satan est Ash-Shaytân الشيطان littéralement « Le Satan ». C'est également le nom propre d'Iblîs إبليس, considéré comme étant le nom de « Samaël » en arabe.
[i]
Satan dans la tradition chrétienne


Satan est traditionnellement nommé Belzébuth (Seigneur des mouches) par les Pharisiens dans les évangiles, Lucifer (porteur de lumière) selon une interprétation d'un verset du livre d'Isaïe, Méphistophélès.

Satan
a la faculté de changer d'apparence, de séduire et de terrifier. Les textes et les œuvres d'art (les tympans des cathédrales par exemple) le représentent sous des traits différents : le serpent qui tente Ève, le personnage hybride mi-homme, mi-bouc médiéval (hérité du Pan antique), le dragon (combattu par l'archange Michel selon l'Apocalypse de Jean), le Léviathan...

Au Moyen Âge, on imaginait que Satan présidait le Sabbat des sorcières.

Le Diable (latin : diabolus, du grec diabolos) est l'esprit ou le principe du mal selon les religions du Livre. Dans la tradition chrétienne, il s'agit d'un ange déchu. Il représente l'antagonisme et l'opposé de Dieu. Cette personnification du mal apparaît au VIe siècle av. J.-C.. Son aspect varie entre l'homme et l'animal réel ou imaginaire (bouc, dragon, rapace, etc.), le plus souvent aux traits hideux et repoussants.
6. diamondra27 ( 23/01/2007 14:31)
nalaina tao @ wikipédia ireo ambony ireo

http://fr.wikipedia.org/wiki/Diable

diable = calomniateur
satan = accusateur

http://fr.wikipedia.org/wiki/D%C3%A9mon_%28esprit%29

demony = fanahy ratsy

7. prime ( 23/01/2007 15:08)
Tsy miverina ve ity lohahevitra ity?

Tsaroako tsara i fiffi nanome rohy izay, nahazava tsara ny momba ireo...

Aleo karohiko vetivety dia averina eto fa mahaliana ihany ny fahafantarana izany... sady arahina toko sy andininy ara-tsoratra masina rahateo ny fototra rehetra voalaza tao...

Ity aloha misy iray ary...
http://atheisme.free.fr/Themes/Diable.htm
8. Samoana ( 23/01/2007 15:32)
LazaDaddy:

ny demony (devoly) dia miaramilan'i satana


belzebota no kapôraly sefo :evil:ary losifera no sergent:twisted:

9. diamondra27 ( 23/01/2007 18:15)
samoana: ye misy alphabet ny anaran ny le demon
jereo any @ wiki
10. pissoa ( 23/01/2007 18:24)
Anontanio le mpiteny oul hoe misy devoly ireny e :wink::-D:-D:-D
11. prime ( 24/01/2007 10:06)
Azo fantarina ve hoe inona no tanjona tian'i niryna ahatongavana?...
12. majesty ( 25/01/2007 06:29)
hoy i Lek:

Ny fahazoako azy aloha de izao e! ny devoly de nadikan'ny gasy avy amin'ny teny anglisy devil ary ilay demony avy amin'ny teny frantsay demon izay anarana iombonana tsy samihafa ireo tahaka ny hoe olombelona fa satana kosa de anara-tsamirery araka ny voalaza ao @ apokalipsy hoe nahita an'i satana nilatsaka ta tahaka ny varatra avy tany an-danitra aho...., misy koa le hoe satana sy ny miaramilany etc...


Satana koa nadika avy tamin'ny teny angilisy hoe SATAN:D

Losifera no filoha Kômandy ary ny anjeliny izay 1/3 ny anjely tany an-danitra izay nazera tety an-tany no miaramilany ka antsoina hoe Devoly.
13. prime ( 25/01/2007 10:59)
Manana rafitra ihany koa ny fanjakàn'ny haizina toy ny fanjakàna rehetra misy... misy ny lohany na ny mpanjakany, ny praiministrany, ny ministrany maro isaky ny misionany avy, ny tale jeneraly sy ny sekretera jeneraliny, ny tale isan-tsokajiny, ny filoha isan-tsampan-draharahany... ary ny miaramilany... fanjakàna lehibe tsy hay tohaina tokoa izy io raha ny filazàn'ny evanjelistra iray tao afrika tao (Pr Babangida)... fa soa fa Mahery Jesosy...

hoy ny voasoratra mantsy :

"Ary izao no fanamelohana*, fa tonga amin'izao tontolo izao ny mazava, nefa aleon'ny olona ny maizina toy izay ny mazava, satria ratsy ny asany. [*Gr. voatsara]" Jaona 3:19
14. majesty ( 26/01/2007 05:33)
marina io voalazan'i prime io,efa nianatra kely momba ny demonologie aho fahiny fa tena misy rafitra maty paika mintsy ny fanjakan'ndry zareo,ary samy manana ny asa aman'andraikiny ny anjelin'i satana tsirairay avy fa aleo avalona eo io resaka io fa mandrary faly ery ingahirainy indraindraintsika eo na dia fahavalo efa resy aza hoy ny soratra masina.:D
15. Zina ( 26/01/2007 21:47)
majesty ie marina zany
fa aleo avalona eo io resaka io fa mandrary faly ery ingahirainy indraindraintsika eo na dia fahavalo efa resy aza hoy ny soratra masina
16. niryna ( 27/01/2007 05:20)
prime:

Azo fantarina ve hoe inona no tanjona tian'i niryna ahatongavana?...

Mianatra fahalalana azo avy amin'ny namana ry prime a.
Ianao angaha tsy mba te-andalina ny zavabaovao hita sy lazain'ny namana eto:o:o

17. niryna ( 27/01/2007 06:14)
Ireo efa voalaza ireo ny mahasamihafa azy.
Satana dia fahavalo lehibe indrindra miady amin'Atra ary nisy anjely maro ka tsy nanaraka ny fepetra satria samy nahazo fahalalahana(free will)ka ireny no nirotsaka tety an-tany lasa miaramilan'ny satana ka ireo no devoly na evil.
1-Ny demony dia ireo izay mijaly nampiasainy herin'ny satana ka misy fanahy ratsy(evil spirit).
2-Demony dia manana toetran'olombelona sy fahatsilon-tsaina.Demons are spirit beings who have personality and intelligence.
3-Hery miafina eo@ireo manana andriamanitra hafa na manompo sampy ,mivavaka amin'ny razana,manandro.
4-Andrinan'izao tontolo izao izy,mpanjakan'ny maizina.
5-Demony dia mipetraka ao amin'ireo olona tsy mino an'Atra
6-Demony koa dia mety mametraka aretina amin'ny vatana ary tsy ny aretina rehetra akory dia vokatry ny herin'ny satana.
7-Ireo izay olona mampiasa herin'ny maizina dia miaraka ny miaramilan'ny satana na devoly ka mora ho an'ny demony no mitarika azy: ny mamosavy,manao sikidy,mamaky tanany,mijery toetr'andro na horoscope,manao magie.Mivoha midanadana ny varavarana ho an'ireo izay kristiana voajona sy voatarika mampiasa ireo hery maizina ireo. :cry::cry:
8-Ireo fanahin'ny devoly ireo dia tsy aharitra hatramin'ny farany ary misy voatarika ka manohitra ny tenin'Atra ary mandrava ny heriny ka ireo no atao hoe mpanohitra an'i kristy(anti-christ).
Jerevana toa tsy misy dikany ilay izy fa rehefa alalinina ny tenin'ireo namana maro samihafa dia na isika miaraka amin'i kristy na isika tsy an'i kristy.
Safidin-tsika io satria efa nomeny fahefana ny hifidy
JESOSY IRERY IHANY NO NAHATOHITRA IREO HERIN'NY SATANA IREO ARY NY RANY NO NAMONJENY ANTSIKA HO AFAKA NY FAHOTANA SY NY FANAGEJAN'NY SATANA.
Ny tena mpino (true believers)dia tsy hipetrahan'ny herin'ny satana.Saingy raha tsy mino an'Atra ianao fa niala taminy dia moramora azy no hanenjika anao ary io no notadiaviny,hamingana antsika isan'andro.
INONA IZANY NO AMPINGA HOENTINTSIKA MIADY?
1-Fantaro fa tsy miady ny nofo sy ny vatana isika fa miady ny herin'ny devoly
2-Manana finoana fa ny heriny dia hiala ary mahatoky koa fa manana ny herin'Atra isika izay ampinga hoenti-miady.
3-Matokia fa Atra no miaro antsika ary Izy no tompon'ny tenantsika.
4-Toroy ny tenin'Atra satria io fiarovana antsika.
5-Afaka miady ny heriny isika miantso ny anaran'i Jesosy.Izany no mahatonga ny mpanasitra miantso ny anaran'i Jesosy avy any Nazareta miala ny devoly.
ka mandritra io fotoana io dia mamaky baiboly,mivavaka.Amena^:^^:^^:^
18. niryna ( 28/01/2007 07:22)
diamondra27:

nalaina tao @ wikipédia ireo ambony ireo

http://fr.wikipedia.org/wiki/Diable

diable = calomniateur
satan = accusateur

http://fr.wikipedia.org/wiki/D%C3%A9mon_%28esprit%29

demony = fanahy ratsy



Diamondra a mampatahotra ireo sary nalefanao ireo.Toa hoe amin'ny sain-tsika fotsiny izy no atao ratsy tarehy fa anjelin'ny maizina hono izy.:evil:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0393