FANDROSOANA ARA TOE KARENA TSY TAKONA HAFENINA INTSONY IZAO

1. xl ( 23/01/2007 07:25)
TENY FOHY SADY TSOTRA :
NIAKATRA 10% NY PNB NY TANTSAHA FOTSINY ALOA NY 2006
HO AVY @ IZAY IZAO NY ANTANAN-DEHIBE , TSY MISY MIHITSY NY FARITRA HO DELAISSER SATRIA MANANA POTENTIEL ECONOMIQUE NY FARITRA REHETRA MANERANA NY NOSY DAGO
JAMBA KOSA ALOA RAHA MBOLA TSY MAHATSAPA FIVOARANA ETO DAGO @ ZAO FOTOANA IZAO E
MBA MPIVEZIVEZY ANY FINDA IHANY MANTSY NY TENANAY FA TENA MANAIKY NA GASY NA VAZAHA ANY IVELANY FA MANDROSO NY TANINDRAZANA IZAO
MANDINIHA TSARA ALOA VAO MIPATALOHA SAO LAZAIN NY OLONA MAIVAN DOHA
AOKA HAZAVA
novalian'i LazaDaddy ny 21/02/2007 04:15
2. bazylou ( 23/01/2007 23:01)
Amenay aloha dia tsy marina velively io fany harenan'ilay 8 no hita fa mitombo arivo heny e!!
-Aiza no misy firenena mandroso nefa ny olona ao aminy aza tsy manana rafitra sosialy ara dalana sy maty paika!!
-Milaza ianao fa nitombo 10% ny pnbn'ny tantsaha,.. boff ary ny vokatra sy ny hatsaran'ny vokatra vokariny ve ara -dalana ??? Aiza koa nomisy hoe miakatra aloha ny pnbn'ny tantsaha dia izay vao miakatra ny an'ny an-drenivohitra!! tsy lainga ve izany,, olona ao madagasikara ihany ireo fa tsy hoe aty andafy ny iray koa nahoana no mila miandry taona aty aoriana vao hitan'ny statistika ny fiakarany...
-Milaza ianao fa mandroso Madagasikara!! hmmmm, koa maninona ny gasy rehetra no milefa mankaty france sy manodididna????
ary maninoa no tsy mety mahavita tena ara tsakafo ny gasy fa ny mangataka sy omena don zoridira foana??

-Jereo fa na ny pc zoridira aty aza mbola misy vidy sy mivarotra 3 à 4 millions fmg na 800 000 ar ihany!
Ie mandroso ianao izany satria miletra ny zoridiran'ny aty ka!

AZA DIA IVA FIJERY FA RAHAIZAO ALOHA NO FANDEHAN'NY MADAGASIKARA DIA AZA MANANTENA NY HAHAZO LAKA E!!
LOI DE FINANCE 2007 AZA IO TSY HAY NY NANAO AZY FA NOTERENA FOTSINY DIA AVY EO MIFANDAMINA HOY LE8 FA IZAHAY GASY!!!!TSSSSSSSS MBA¨PREZDA IHANY KA MANANA FISAINANA LOMORINA OHATR'IZANY!!:lol::lol::lol:

Izao ny mpandraharaha rehetra dia mahita mazava fa tsy hanosika azy mihitsy io loi de finance io fa vao maika aza hampitombo ny fijaliany!!:wink::wink:

-Nahoana ny prezdanao no manao ampihi mamba ny hareanann'y firenena izay lazainao fa manana ny asiny daholo?? Dia ireo entana , menaka sy ronono atobaka any USA ireo ve hoy ianao dia mandoa Taxe daholo e?? dia mankany amin'ny B centrale ny vola ampidiriny ?? ts tsy misy mankanyireo nany iray aza fa mankany bermude daholo ny vola azo!! ary ianao eo an toerana dia amarotana ny 4e serie amin'ny vidiny lafo !! Mandroso izany KA!!:-D:-D:-D




3. Solitikabe ( 24/01/2007 03:05)
Mafy tokoa rehefa hoe mankahala an. Izay jerena maizina daholo. Na ny masoandro aza lasa volondavenina. Io kosa no mba tsy hitoviako amin-dRabazy.
Betsaka kosa ny vita, saingy ilay hoe nisondrotra 10% ny PNBn'ny tantsaha dia mahagaga ihany satria ny PNB an'ny firenena fa tsy an'ny tantsaha fotsiny kosa.
Ny fidinan'ny vidin'ny vanila, kafe, letisy, jorofo, vary, sy ny langosta izay vokatra fototra ve dia nampitombo ny PNB, fa tsy nampidina azy? Asa aloha klongany eh
4. HESHA ( 20/02/2007 08:08)
Ny fiakaran'ny PNB alou tsy midika fandrosoana be toa inn e, marina zany.
Fa kosa ny zavatra tsikaritro manokana zao dia tampina daholo ny afera mba azo atao, tsy haiko oe nahoana fa na te-hiditra am secteur formel aza ianao sahirana be vao tafavoaka, asa aiza no olana eto amintsika satria lazaina fa hamoraina ny fananganana orinasa, bla bla bla . . .
5. Solitikabe ( 20/02/2007 08:39)
Tena mba mahagaga tokoa aloha fa lasa lafo ny fanaovana patanty eh. Dia mba manontany ny antony aho, saingy novaliana fotsiny hoe efa be ny mpivarotra, ka mba tsy hahamaro ny isany intsony dia atao lafo ny sarany.
6. LazaDaddy ( 21/02/2007 04:15)
xl:
NIAKATRA 10% NY PNB NY TANTSAHA FOTSINY ALOA NY 2006
inona koa ny dikan'izany? PNB = "Produit National Brut".

xl:
MBA MPIVEZIVEZY ANY FINDA IHANY MANTSY NY TENANAY
Betsaka kosa izany ny PNB an'i xl ho entina mivezivezy =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2914