défoule

1. diamondra27 ( 25/01/2007 08:26)
inona ny zavatra tsara hatao rehefa te-hi-défoule na mba te-hanala azy @ fomba mihaja sy maontina
na koa @ fomba izay itiavanao azy?

Misaotra mialoha ô!
novalian'i fasaly ny 28/01/2007 17:17
2. pitoussy ( 25/01/2007 09:06)
atao o fond ny radio , d sady mandihy kely ihany no mihira kou, tsy maninon na somary maka micro mitsy :-D:-D ;raha tsy manana d balai atao solony:-P
3. miarina ( 25/01/2007 09:38)
Ny ahy refa tena reraky ny asa aho ka te hanala azy. Rehefa zoma hariva avy miasa iny Direction Gare dia mividy billet dia lasa manao we (eo vao mijery toerana aleha)
4. diamondra27 ( 25/01/2007 09:56)
pitoussy::-D:-D ye le zouk le omen'ny ranamana atsy ambadika aloha tena mety mihintsy e!

miarina:ka gare aiza io. de l'est sa lazare sa lyon sa montparnasse?
de toerana ahoana no tsara?
5. booboo ( 25/01/2007 11:28)
Nenà manadio trano à fond/manao motika, na milomano dia tsy miala tao raha tsy akaiky gli
6. Samoana ( 25/01/2007 15:13)
mamonjy tapaka sy namana de mihirahira(na milalao ptanky:D) mandra-maraina
7. fasaly ( 25/01/2007 15:30)
ny ahy kalou amzao andro mangitsy be zao tsy misy fika lay mivoaka ny trano ka de ato am sersera sy forum no hi défouler ko, mivanitika manàla misary gaigy be mahitry:-D:-D:-D
8. kelly13 ( 25/01/2007 15:34)
samoana>enao zany milalao boules ny fi-defouler-nao!!! hihihi lolllllll beuuuu!!! enao zany mety mahafantatra ny cousin-ko fa izy kou mpilalao ptanky any @ misy anareo any (marseille mou enao?)
9. kelly13 ( 25/01/2007 15:38)
azafady fa nivoaka kely le sizé teo!

ny ahy indray d mihinana sakafo no tena mampi defoule a, le manao sakafo manjary voky fofona kanou hihihi
10. Samoana ( 25/01/2007 15:43)
kelly13:

samoana>enao zany milalao boules ny fi-defouler-nao!!! hihihi lolllllll beuuuu!!! enao zany mety mahafantatra ny cousin-ko fa izy kou mpilalao ptanky any @ misy anareo any (marseille mou enao?)



ataovy resaka @ hafatra sô bedin'i kozin:-$
11. kelly13 ( 25/01/2007 15:51)
hihihi
12. diamondra27 ( 25/01/2007 16:07)
booboo: toa io lomano io marina no tsara de le manaosakafo kounkou

samoana: le Ptank mandraparain'andro tsy afaka manao aty @ capital fa tsisy jiro no mangatsiaka.

kelly: njy lre miandry masaka fotsiny zany, maty vaika keliko le :lol:

fasaly: ngamba le maka sary kounkou tena mampidefoule be fa adinonjy:wink:
13. kelly13 ( 25/01/2007 16:09)
hihihi
14. pissoa ( 25/01/2007 16:14)
pitoussy:

atao o fond ny radio , d sady mandihy kely ihany no mihira kou, tsy maninon na somary maka micro mitsy :-D:-D ;raha tsy manana d balai atao solony:-P
tiako ho hita njy refa midefoule :-*:-D:-D:-D


15. fasaly ( 25/01/2007 16:31)
kelly13:

azafady fa nivoaka kely le sizé teo!

ny ahy indray d mihinana sakafo no tena mampi defoule a, le manao sakafo manjary voky fofona kanou hihihi


kay hitako indry no kely kay voky fofona fotsiny fa tsy tena lay kaly no nahavoky:P


16. fasaly ( 25/01/2007 16:32)
diamondra: iekany tokotrany hihih! iny adino de avy eo amzay ampdirina ato am serasera:wink::-P:°)
17. kelly13 ( 25/01/2007 16:40)
fasaly>hihihi, zay no angalako ilay 6kg any aminjy nge e :-D
18. fasaly ( 25/01/2007 16:43)
hihihih! zà mazoto be mitry mitry ka!:-D aleo afindra tsika am tube na sitlo de alefa mikoriana any aminjy lay 6kg en plus e!:-D
19. jhouhlambout ( 25/01/2007 18:00)
20. kelly13 ( 25/01/2007 18:09)
mila sokafana kely ny varavarankely fa sempotra @ i jhouhlambout kle hihihi (enjana b kou le manoratra le ps-ny an, hahahaha)

lolllll miantoka ndray i sitlo zany klou an, hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1018