défoule
21. sitlo
(
25/01/2007 18:38)
kelly13:
ny ahy indray d mihinana sakafo no tena mampi defoule a, le manao sakafo manjary voky fofona kanou hihihi
:-D
ary mahita olona hanova ps aho ato ho ato.
bekibo13
:-D
23. sitlo
(
25/01/2007 18:49)
fasaly:
hihihih! zà mazoto be mitry mitry ka!:-D aleo afindra tsika am tube na sitlo de alefa mikoriana any aminjy lay 6kg en plus e!:-D
Dia amin'izay ve mangirana ny diany? :°)
27. sitlo
(
25/01/2007 19:13)
fasaly:
:-D:-D:-D mangirana otranlay tam ranjon'i sitlo iny:-D:-D
fotosopy daholo ireny :P, nareo ihany no nanoro an'izany fotosopy izany dia hoy aho hoe aleo mba atao mangirangirana ny ranjo. :°)
29. diamondra27
(
26/01/2007 07:38)
bekibo13:hihihi:-D:-D:-D
jiolahimboto zany zao d'efa midefoule @ le :@:@:@
aleo asianao^oo^oo^o kely de
miandry ny:miam::miam::miam:an i booboo
jiolahimboto zany zao d'efa midefoule @ le :@:@:@
aleo asianao^oo^oo^o kely de
miandry ny:miam::miam::miam:an i booboo
30. kelly13
(
26/01/2007 12:38)
inn njay re rekaky zany mi defoule pro e? hum hum!!!
fijo>iza ary zany cousin-ko be zany ô???? hihihihi
tsy ratsy kosa le bekibo13 ka, mafatifaty kely:-P:-D
fijo>iza ary zany cousin-ko be zany ô???? hihihihi
tsy ratsy kosa le bekibo13 ka, mafatifaty kely:-P:-D
31. ari.malala
(
26/01/2007 14:07)
diamondra27:
inona ny zavatra tsara hatao rehefa te-hi-défoule na mba te-hanala azy @ fomba mihaja sy maontina
na koa @ fomba izay itiavanao azy?
Misaotra mialoha ô!
za miaino hira de manaraka hira mafy be, de milalao zazà:°)
34. Zina
(
26/01/2007 21:03)
ny ahy ndray dia ny mande any @ pivarotra mividy akanjo na kiraro na mande mividy sakafo izay tena tiako
35. diamondra27
(
27/01/2007 05:15)
arimalala: njy kosa klou de tena tia zaza an! sambatra be ny papozy. Hira inona no henoinjy? misy zouk mandende any ho any naseho teto , milay an!
Zina: kalabe nareo zany an! za mba te hividy akanjo foana koa refa te-defoule fa tsy misy sosy , hihihi, mety le sakafo ihany no takatra, sady io no tena ota tsy mety resiko.
Zina: kalabe nareo zany an! za mba te hividy akanjo foana koa refa te-defoule fa tsy misy sosy , hihihi, mety le sakafo ihany no takatra, sady io no tena ota tsy mety resiko.
36. diamondra27
(
27/01/2007 05:22)
Zina: tsy we akory de miletra sakafo ze hita za an! fa tiako ny sakafo, za tia manandrana sakafo-mpirenena rehetra
ohatra: chenille(sakafon'i afrikana), sakafo sinoa, pakistanais, sushi, italiana moa tsy lazaina intsony,
sakafo gasy le rony 'reny koa tena tsara: ravimbomanga sy patsa. na anamamy sy henakisoa, petsay etc...

37. Zina
(
28/01/2007 00:52)
diamondra a hahahhaha sakafo aloha eo eo ihany e, fa ny mividy akanjo sy kiraro no tena fanaoko...
manangona vola retsy a hihiihih
manangona vola retsy a hihiihih
38. diamondra27
(
28/01/2007 15:15)
Zina: sady periode solde 'zao , tena azo hi-defoule-na mitsy an!
:-*:-*
:-*:-*
39. fasaly
(
28/01/2007 17:17)
booboo:
Nenà manadio trano à fond/manao motika, na milomano dia tsy miala tao raha tsy akaiky gli
tiko loatra raha indry no mi défoule ato antrano ko aky ry booboo:roll::P:-D