Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ronaldo09
(
29/01/2007 09:50)
Lo ny fitondrana:Ekipan-dRabemananjara 4eme division!
Tena ekipa 4eme division no ao anaty Governemanta!Hay i Syllah fotsiny no nesorina dia izay ! Afaka kelikely eo dia hahoraka eran-tany fa isika no firenena farany hahantra indrindra .Lo ny fitondran...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2007 23:56
xxx
(
29/01/2007 09:26)
lehilahy entin ' ny vadiny amin ' ny sangany
Mbola misy ve ry reto lehilahy entin ' ny vadiny @ sangany , na hoe lehilahy mataho bady ka na mijery ny havany sy ny raitampoho aminy aza tsy ataony intsony noho ny tahotra ?...
tohiny
novalian'i papala ny 05/03/2007 12:45
stefy
(
29/01/2007 06:12)
fitiavana mampalahelo
Misy ny vehivavy @zao fotoana no manabany lehilahy,satria manam-pahaizana izy.Ohatra hoe serie C ilay tovovavy,ahoana ny hevitrao @zany?...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 03/02/2007 20:22
niryna
(
29/01/2007 05:44)
HOY IANAO HOE TSY MARINA IZANY KANEFA...
HOY IANAO "Tsy marina izany"
HOY NY TOMPO " Moa misy zavatra tsy ho vitako va?"
HOY IANAO "Tsy afaka ny hizotra aho"
HOY NY TOMPO "Ny fahasoavako dia feno."
HOY IANAO "Mahatsiaro irery aho...
tohiny
novalian'i prime ny 23/02/2007 14:38
Lalah
(
29/01/2007 04:03)
Iza no tian ity hira ity
http://www.dailymotion.com/visited/search/Simon%2Band%2BGarfunkel/video/x5wb7_simon-garfunkel-the-boxer
io...
tohiny
novalian'i Lalah ny 30/01/2007 02:05
xxx
(
29/01/2007 02:36)
Vadin'i kaina???
Iza ny vadin'i kaina???...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/02/2007 07:56
Lalah
(
29/01/2007 02:35)
ambo ve sa inona ny anareo lehilahy nampirafy vodaka reny?
Eo @ lafiny ny fisarahana maninona ny lehilahy mampirafy no manana ilay toetsaina mieboebo @ namany foana, milaza fa tsy miontsina e!na efa voadonan ny sipany any @ maharary azy aza. Ary ny tena mah...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 30/01/2007 00:35
xxx
(
29/01/2007 00:30)
Pourqoui on vit, pourqoui on meurt???
La question nous pose: Pourqoui on vit, pourqoui on meurt???...
tohiny
novalian'i prime ny 01/02/2007 11:07
Tokinao
(
28/01/2007 22:19)
toroy hevitra fa mikasa hamoaka boky ô!
Mikasa ny hamoaka boky izaho sy ny mpiara-miasa amiko iray, ary efa eo an-dàlana ny fanatontosàna ny votoatin'io boky io. Vao sambany aminay anefa izany hamoaka boky izany ka betsaka ny zavatra mba ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 18/03/2007 14:31
xxx
(
28/01/2007 22:17)
mila toro hevitra
tena mety ouz nareo oe mampiome le resaka fa tena marina possible ve oe mety aharitra ny fitiavana raha virtuel no nifankahalalana de jusque hatramzao satria mifanalavitra be ny toerana misy anay fa e...
tohiny
novalian'i Zina ny 01/02/2007 19:37
anjely
(
28/01/2007 20:51)
iza no radaoro?
Bonjour daholo! HELP! Mba mitady ny tonon'ilay hira hoe: iza no radaoro? za tompoko, iza no Rasoa? zà Tompoko, etc.......
tohiny
novalian'i mnirina ny 28/02/2014 01:24
mahia
(
28/01/2007 20:40)
misaotra
misaotra a'ni patrick2000 namporisik ahy handray anjara ato amin'ny forum hay namaky ny hevirtra aho dia tena mahafinaritra be mihtsiny....ho avy ato matetika amin'izay aho fa tena tiko be.......
tohiny
novalian'i bakobakoro ny 17/02/2007 18:20
ambivotra
(
28/01/2007 17:42)
le planning familial
"le planning familial à Madagascar question ethnologique et anthropologique". Izay namana mety manana documents mety ialaina amin'io sizé io dia ianganviana indrindra mba hanampy...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/02/2007 06:18
tafita
(
28/01/2007 16:41)
22 4 4
Misy zavatra hitako tamin'ny vacances teo tany aminay any Ambositra noho ny fikarohan'ny olona maro izay mahatsapa ny fahasarotan'ny vidim-panafody amin'izao fotoana , dia nahita ny 22 4 4 ,mora ta...
tohiny
novalian'i watafon ny 02/02/2007 15:36
henrie
(
28/01/2007 15:57)
fitiavana mamdrakizay
nareo v mino hoe misy ny fitiavana mamndrakizay??...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 18:11
xxx
(
28/01/2007 14:22)
HANDROSO SA HIHEMOTRA
Slt dhl !
Misy lhl iray izay nifankatia tamiko efa ho 8 mois izahay izao no niaraka, hitako sy tsapako fa tena tia ahy izy ary izaho koa tia azy, satria hitako tao aminy dhl ny critère rehetra tad...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 30/01/2007 12:14
bazylou
(
28/01/2007 13:04)
tiko land, tiko group
tiko systeme dia tonga hatrany amin'ny tiko mairie!!
ka izi samy izy ihany no mifanendry ho mairen'ny Antananarivo ao! dia an'i rafalimanana hery indray izany izao ny tour e:::!!:lol::lol:...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/01/2007 23:57
rabaradaka
(
28/01/2007 08:19)
Ny niafaran'ny ben'ny tananan'Antananarivo
Dia iny lasa Linistra iny izany ingahy Ben'ny tanàna. Fa masin-teny ihany ange rabaradaka ry zareo e, efa impiry no nilaza aho hoe mialà rehefa tsy mahavita ny tanàna dia iny izy no lasa. Fanesoran...
tohiny
novalian'i mercure ny 12/02/2007 18:44
rabaradaka
(
28/01/2007 07:58)
Tsy maty manota sa mpisolelaka sa tena mahay
Tsy maty manota sa mpisolelaka sa tena mahay ireo Ministra mbola voatazona. Misy mantsy tena mampihaiky ny vahoaka mihitsy ny tsy fahaizany sy ny fitondrany nefa dia mbola io ihany sady novana Departe...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2007 23:45
xxx
(
28/01/2007 04:00)
Fanontaniana.
Misy tantara kely ity...
Namako tsotra izy, tsisy inoninona eo aminay, fa mpinamana fotsiny tahaka ny olondrehetra ihany. Ny mahavarina ahy kanefa dia mifampibanjina foana ny masonay de avy eo samy m...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/02/2007 15:35
