lehilahy entin ' ny vadiny amin ' ny sangany

1. xxx ( 29/01/2007 09:26)
Mbola misy ve ry reto lehilahy entin ' ny vadiny @ sangany , na hoe lehilahy mataho bady ka na mijery ny havany sy ny raitampoho aminy aza tsy ataony intsony noho ny tahotra ?
novalian'i papala ny 05/03/2007 12:45
2. tywa68 ( 29/01/2007 10:03)
lhl ve zany ?:lol:
3. chipie1 ( 29/01/2007 12:30)
xxxx , makà injay sola e , amzay tsy misy sanga tsony !:lol:
4. booboo ( 29/01/2007 12:32)
:-D:-D
5. Nafaya ( 29/01/2007 12:53)
tena mbola misy mihitsy ny lhl toy izany!! Saingy ny mampalahelo dia na efa sola aza izy mbola resy foana!!:D Asa ny sainy ve no... sa ny maso no jamba tokoa!!
6. cutie ( 29/01/2007 12:57)
:-D
7. xxx ( 29/01/2007 13:58)
Ny ahy ry reto amiko ny fiainana dia safidy sy resaka "fanasiana hasina" (ie importance) ka raha misy izany lehilahy hoetin'ny vadiny amin'ny sangany izany dia izay izany no safidiny.

Mampalahelo aloha in-1-1 fa saingy na izany aza ilay vady koa tokony mba mahatsiaro saina fa mba olona toa azy koa ange io entiny @ sangany io e!

8. papounette ( 29/01/2007 16:07)
:wink:Mahafinaritra kosa alo le mandrirotra lhl @sangany laingalainga.:oops::oops:
9. xxx ( 29/01/2007 21:19)
o ry xxx nametraka fanotaniana ,ny vadiny tiany ka na inona2 manahirana anao izy efa maty aminy eeeeeee
10. sitlo ( 29/01/2007 21:55)
Koa raha tsy superman ny kofa na akoholahy no hisy sangany.
11. fasaly ( 29/01/2007 22:55)
sangan'akoholahy zany:°):°):°)
12. sitlo ( 30/01/2007 00:25)
fasaly> asivo maka sary eo akaikin'ny sangan'akoholahy indray eh. Izany izao no mbola tsy nisy nanao.

xxx> sao dia aratra be kosa le joba?
13. xxx ( 30/01/2007 10:26)
mba lay lohahevitra kosa valiana fa tsy resaka akoho no atao eto e !!! , zay no mbola mahavoa tsika gasy , tsy mba matotra .
14. papala ( 05/03/2007 12:45)
ko rehefa azony entiny kosa ve tsy aleo hoentiny any ?=))=))=((=((
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2772