fitiavana mamdrakizay

1. henrie ( 28/01/2007 15:57)
nareo v mino hoe misy ny fitiavana mamndrakizay??
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 18:11
2. fasaly ( 28/01/2007 17:18)
ié! mety ho mandraikizay ny fitavana fa mien-danja fotsiny angamba tsy otran'ny lay love be tam vlou!:P
3. henrie ( 28/01/2007 17:42)
fasaly:

ié! mety ho mandraikizay ny fitavana fa mien-danja fotsiny angamba tsy otran'ny lay love be tam vlou!:P



miaky mhts zay @ ilay famalina an , tjs pret sady voalohany fona , merci eh.... :-*
4. simplex ( 28/01/2007 17:49)
mino

ohatra: dadanay sy neninay, dadabeanay sy bebeanay,...^:^^:^

refa mifankatia nareo d andramo aloha fa tsy misy mahafantatra ny hoavy. D mbo ezaho sy ataovy ze hampety azy, tsy haiko mandefitra no tena ilaina ngambany hoy aho...

bonne chance,
5. fasaly ( 28/01/2007 19:26)
zà ndraindray tsy mandefitra fa mety fona ry simplex:P;-):-D

henrie::wink::-D de we voalohany fona:oops::-D:-*
6. booboo ( 28/01/2007 19:33)
Zà tsy mino...mandra-paha-gli dia ié fa mandrakizay...
7. Aino ( 28/01/2007 19:35)
Lohateny : fitiavana mamdrakizay dia efa ho mandrakizay raha samy izay no faniriana
8. booboo ( 28/01/2007 19:40)
gné ?
9. xxx ( 28/01/2007 20:07)
simplex:
mino

ohatra: dadanay sy neninay, dadabeanay sy bebeanay,


tsy mino ,

ohatra zah , efa-taona d vita :twisted::-$:-D

Henrie, mino zah ka , refa kolokoloina tsara le fitiavana d maharitra elabe elabe ,, forever forever
10. sitlo ( 28/01/2007 20:29)
Hernie> mandrak'izay hisarahana :idea:
11. simplex ( 28/01/2007 20:36)
ra tia azy izy hanao izay mety hampandeha ny fiarahany :) ny olana ra mande ilany fotsiny ilay fitiavana d tokony mba miezaka ny ilany. Mifanohitohina eny sa ahoana... Misy v ny tonga lafatra?? :-w:-w:°)

12. mahia ( 28/01/2007 20:38)
tsy misy ny tonga lafatra fa ny fahaizana miaraka miana no tena zava-dehibe!
13. henrie ( 28/01/2007 20:39)
simplex:

mino

ohatra: dadanay sy neninay, dadabeanay sy bebeanay,...^:^^:^

refa mifankatia nareo d andramo aloha fa tsy misy mahafantatra ny hoavy. D mbo ezaho sy ataovy ze hampety azy, tsy haiko mandefitra no tena ilaina ngambany hoy aho...

bonne chance,


izay alou marina eh , rehefa mandefitra d mety hiaty ihany ...
14. henrie ( 28/01/2007 20:42)
booboo:

Zà tsy mino...mandra-paha-gli dia ié fa mandrakizay...



za kou ndrai2 tsy mino , matetika mhts eh !!!
15. henrie ( 28/01/2007 20:46)
mahia:

tsy misy ny tonga lafatra fa ny fahaizana miaraka miana no tena zava-dehibe!


ka ilay fahaizana miaramiaina izay mhts no tena sarotra surtout raha samy hafa fiavina k , tsy mitovy ilay fomba fisainana
16. henrie ( 28/01/2007 21:00)
sitlo:

Hernie> mandrak'izay hisarahana :idea:

:-D:-D:-D:-D:-D

17. sidi ( 29/01/2007 00:06)
fitiavan'Andriamanitra ihany angamba ny fitiavana mandrakizay amiko, fa ny an'ny olombelona tsy fantatro, ny an'ny ray amandreny angamba. Amin'ny couple, ho ezahina angambany fa tsy naturel
18. olomalaza ( 29/01/2007 07:25)
Tsy mino koa ny aty e! fa ny any sasany manoloana ny fiarahamonina dia tsy maintsy miaraka foana indrindra fa zany ddb sy bb zany!!
ny fitiavana mety hitoetra mandrakizay dia na ny an'Atra na ny fitiavanao ny ray sy reninao na ny zanakao, zay ihany.
19. henrie ( 29/01/2007 13:25)
marina zany ry olomalaza an , efa nana experiance momba anio nga ianao no tena sur 100/100 mhts .
20. bozylove ( 29/01/2007 18:51)
Ny fitiavana aloha dia 1Er indrindra manome fahafinaretana. Ny zavatra atao ampitiavana tsy corvée fa fahafinaretana :lol:.
Efa tia koa dia raisina ho fahafinaretana ary efa tia dia alaina ambongadiny; izany hoe ilay olona tiana dia raisina daolo tina ny toetra ratsiny sy ny toetra tsarany. "Aimer c'est accepter l'autre comme tel qu'il est". Izay ny fototra ny FITIAVANA dia Haharitra ny fitiavanao.
Aza adino fa FITIAVANA koa dai fanomezana maimaipoana , tsy manatena retour , nitia aho dia faly na tsy tiny aza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0465