fitiavana mamdrakizay

21. henrie ( 29/01/2007 20:31)
bozylove:

Ny fitiavana aloha dia 1Er indrindra manome fahafinaretana. Ny zavatra atao ampitiavana tsy corvée fa fahafinaretana :lol:.
Efa tia koa dia raisina ho fahafinaretana ary efa tia dia alaina ambongadiny; izany hoe ilay olona tiana dia raisina daolo tina ny toetra ratsiny sy ny toetra tsarany. "Aimer c'est accepter l'autre comme tel qu'il est". Izay ny fototra ny FITIAVANA dia Haharitra ny fitiavanao.
Aza adino fa FITIAVANA koa dai fanomezana maimaipoana , tsy manatena retour , nitia aho dia faly na tsy tiny aza.


zany an , merci eh , (l)

22. cutie ( 29/01/2007 20:39)
hain'i bozylove mitsy le izy :lol:
23. fiderana ( 30/01/2007 08:00)
" havaozy mandrakariva ny fitiavanareo......, dia aharitra sy hitoetra amin'ny fiainana ", mila kolokoloina ny fitiavana toy zavatra sy ny fomba fiainana rehetra, dia ho hitanao fa mandrakizay izy hitoetra foana:lol:
24. ari.malala ( 30/01/2007 08:20)
mety misy ka! rehefa mahay mifapihaino sy mifandefitra ny olondroa mifankatia dia maharitra mandrakizay ny fitiavana. Izany hoe tsy mandeha ila fa samy mandray ny andraikiny ny tsirairay dia milamina ny fiainana.
25. henrie ( 30/01/2007 11:09)
cutie:

hain'i bozylove mitsy le izy :lol:



ka izay ndrindra anie ry cutie no nandefasako anazy anio (l) io fa tena hainy mhts ilay izy eh :-D:-D
26. henrie ( 30/01/2007 11:10)
ari.malala:

mety misy ka! rehefa mahay mifapihaino sy mifandefitra ny olondroa mifankatia dia maharitra mandrakizay ny fitiavana. Izany hoe tsy mandeha ila fa samy mandray ny andraikiny ny tsirairay dia milamina ny fiainana.


tsy mety zany valitenindri zany ry ari.malala an , hoy ndry hoe METY vao miatomboka aminio ny reponse d efa tsy sur zany ndry fa merci ihany alou eh :-*
27. ari.malala ( 30/01/2007 13:02)
Henrie, hay, ao aza ovaina hoe misy e! dia ny tohiny tsisy miova. MEty amzay? :-*
28. henrie ( 30/01/2007 13:14)
ay ok ary eh , izay tindry mety dolo k :-*
29. Zina ( 31/01/2007 03:54)
sidi [ Valio ] 29-01-2007 01:06:32
Lohateny : Re : fitiavana mamdrakizay
fitiavan'Andriamanitra ihany angamba ny fitiavana mandrakizay amiko, fa ny an'ny olombelona tsy fantatro

ie ny an'Andriamanitra ihany no mandrakizay... ny fitiavana ny olombelona rehefa maty dia tapitra teo..
30. booboo ( 31/01/2007 13:42)
31. niryna ( 31/01/2007 17:05)
sidi:

fitiavan'Andriamanitra ihany angamba ny fitiavana mandrakizay amiko, fa ny an'ny olombelona tsy fantatro, ny an'ny ray amandreny angamba. Amin'ny couple, ho ezahina angambany fa tsy naturel

Marina tanteraka ny anao.

32. henrie ( 01/02/2007 10:51)
sidi,niryna,za kou alou ray hv aminareo hoe tsy misy ny fitiavana mandrakizay eh , amiko ny fitiavan'0lmbelona tsy mandrakizay ....:)
33. sitlo ( 03/02/2007 02:18)
ohatra ny marina ny an'ialahy lesy.
34. lamie ( 03/02/2007 16:38)
misy tokoa ny fitiavana mandrakizay satria io no itiavan'Andriamanitra antsika,rehefa ny fahafatesana no manasaraka olona mifankatia , indrindra ny mpivady teo anatrehan'ny Ray sy ny olona dia izay no mandrakizay ho andry zareo
35. vale ( 04/02/2007 14:37)
henrie: ny hoe m/zay tena m/zay alou tsy haitsika ze tohin'ny fiainana any @ m/zay:-D:-D, fa ny hoe mandra-maty, misy tena misy io kah!:wink:
36. henrie ( 05/02/2007 15:40)
vale:

henrie: ny hoe m/zay tena m/zay alou tsy haitsika ze tohin'ny fiainana any @ m/zay:-D:-D, fa ny hoe mandra-maty, misy tena misy io kah!:wink:



zany ve ry vale , za alou de miaina ny fiainako jour apres jour eh , raha miaraka @ olona za ka mandrampafaty ny fiarahanay d faly za fa rehefa tsy de faly kou za , ny important amiko ny miaina ny fiainako isanadro toy ny andro farany iainako ....
37. lamie ( 05/02/2007 20:26)
ny dadabe sy bebenay vao avy nankalaza ny faha 52 taona nivadina,58 taona niarahana izy 2,enga ka haharitra mandrakizay!
38. henrie ( 05/02/2007 20:45)
lamie:

ny dadabe sy bebenay vao avy nankalaza ny faha 52 taona nivadina,58 taona niarahana izy 2,enga ka haharitra mandrakizay!



arabaina zany ry dadabe sy bebe ry lamie an , de ho arahiny zafikely rehetra eh :*:*
39. vale ( 06/02/2007 17:03)
henrie: ny hirariana de ho m/zay fona kah,à- que oe tsy dia tina le ol na tsy haiko...hihihihihi:wink:
40. henrie ( 06/02/2007 22:05)
vale:

henrie: ny hirariana de ho m/zay fona kah,à- que oe tsy dia tina le ol na tsy haiko...hihihihihi:wink:



marina zany ry vale an !!!:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078